Florida: delestazy

1. LazaDaddy ( 26/02/2008 23:01)
Tsy ampy indray andro ny an'ny olona any Florida, USA, dia miverina amin'ny laoniny ny jiro tapaka. Tsy misy wawawa be hoe tafaverina ny jiro fa fialan-tsiny sy fanonerana ny simba aza no atao....

Ny an'i Timrama (sa mbola jirama?) kosa aman-taonany ny delestazy mbola ampiarahany amin'ny vava.

http://www.reuters.com/article/domesticNews/idUSWAT00897220080226
novalian'i Veloo ny 28/02/2008 18:05
2. ikaretsaka ( 26/02/2008 23:17)
ka hampitovy ny "voasary" amin'ny "Yaourt" kosa aza ve :wink:
3. cutie ( 26/02/2008 23:20)
:-D:-D:-D:-D:-D
4. ainaheri ( 27/02/2008 05:39)
na ko we ampitovy "lakana aman-jahitra",otrina ny perte économique @ zay maty ndray andro zay raany Floride
5. Veloo ( 27/02/2008 17:16)
Tsy any dago ihany no misy delestage e:lol:
6. LazaDaddy ( 28/02/2008 04:41)
Veloo> ka tsy hisy indray ny baby boom? Saingy toa ho silamo no betsaka amin'ity indray mitoraka ity!!!...Tadidinareo ve taloha ny papa mamporisika ny Italianina hiteraka?
7. Veloo ( 28/02/2008 18:05)
LD aleo za hidina any Florida kle :-D:-D:-D

LD a ie tadidiko iny hihihi ho avy tsy ho ela ko lery knou
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3106