Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
soanja
(
02/03/2008 15:23)
Rambon'omby
Miala any indray ny vahiny. Rambon'omby no misy. Sao mba misy mahalala ny fikarakarana an'io azafady. Efa vita madio tsara sady efa voatetika ilay izy fa le re7 no mba ilaiko hoe inona ny tsara afanga...
tohiny
novalian'i Rafahafahana ny 22/04/2008 13:01
ainaheri
(
02/03/2008 12:56)
Vakansy;Zone A,B,C
Mba lasa ny saiko we manin no zarazaraina ny vokansy aty frantsa,zany we tsy miaraka vakansy fa ny sasany 2 semaines avant ny sasany une?? Mba misy mahala ve ny antony klé
...
tohiny
novalian'i diamondra ny 22/03/2008 21:48
endrika01
(
02/03/2008 12:30)
Andao Hampiakatra moraly é
Deux poissons discutent:
-comment Ça va?
-pas bien du tout,je suis déprimé
-Allez,prends donc un VER,Ça va
te remonter.=))=))=))=))=))=))=))=))=))...
tohiny
novalian'i Vitsikakely ny 08/03/2008 05:01
dir
(
01/03/2008 19:35)
ray o tsiakoraka
sao mba misy manana io tononkira io ?...
tohiny
novalian'i yonikafopl ny 03/03/2008 09:51
todisoa2
(
01/03/2008 13:46)
apocalypse- zay on le film vaovao mbola hvoka
misy bandy akamanay an Dago. Hamoka film on r lerony avant Paska.....
nkôzy ry lerony @ site anakiray izay oe:'' aoka hofantatry ny gasy @io film io fa efa mahalala raha ny gasy.Efa tena mis profess...
tohiny
novalian'i todisoa2 ny 04/03/2008 08:11
Aino
(
01/03/2008 11:51)
bonaniff simplex
heureux anniversaire simplex:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 09/03/2008 15:58
Kwasi
(
01/03/2008 11:24)
Zanak'Olona
Jesosy Kristy, ombieny ombieny, dia milaza azy ho ZANAK'OLONA. Nefa etsy ankilany dia mampiseho @ fampianarany sy ny famantarana (fahagagana) fa izy no ilay Mesia, Zanak'Andriamanitra.
:?::!:?????
...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/03/2008 22:35
irinamihaja
(
01/03/2008 10:47)
te hahita anao
mangataka hiran'i tsiakoraka aho hoe te hahita anao miaraka @ tondro-peo raha azo atao
...
tohiny
novalian'i ni81 ny 01/03/2008 12:04
Jeankely
(
01/03/2008 09:57)
Ferana hat@ zaza ateraka aza ny an'ny hafa.Koa aza mitaraina
Ho an'ireo mitovy hevitra amin'ny hoe miezaka sy miasa mafy dia hisaorana fa ireo mbola variana milaza ny fahoriana sy ny fahasahiranana dia averiko ihany fa nahita mangidy ny hafa vao nandroso. Hatr@...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 07/03/2008 03:01
niryna
(
01/03/2008 07:28)
Ticket omena fotsiny ,tsy mandoa vola an,aingana ....
Mizara "ticket"iray isan'olona an, omena fotsiny,tsy misy vola aloha,tsy misy filaharana ka tongava mijery ato raha fa ho faly sy ho ravo tokoa ny fonao ......(l)(l)(l)(l)(l)
[b]Fa ny vokatry ny ...
tohiny
novalian'i Rasiligaoma ny 22/03/2008 04:50
xxx
(
01/03/2008 05:28)
manivana
inona no tsara sivana paoman'ambohimanarina sa tsipy kitain'ny gara ?=))=))=))=))...
tohiny
novalian'i xl ny 21/03/2008 17:04
niryna
(
29/02/2008 20:18)
Ny fo no mamela ary ny fo ihany koa no mandratra olona
Ahoana tokoa izany e sady mamela olona no mandratra olona ilay fo kanefa tsy miteny na manao fihetsika sa ahoana no mahatonga an'izany,ny saina sa ny eritreritra no mahatonga an'io ?...
tohiny
novalian'i mangidy ny 11/04/2008 11:40
niryna
(
29/02/2008 20:16)
Fahazarana sa toetra ny mangalatra?
Tsy ny olona mahantra ihany no mangalatra fa na dia olona manankarena aza dia mahita alaina eny amin'ny mpivarotra.Fahazarana ve ilay izy sa toetra sa inona no antony?
...
tohiny
novalian'i niryna ny 09/03/2008 00:55
rajoelina
(
29/02/2008 18:58)
mety hilay be zao ny resaka eto ah...
Ahoana kay ny fampidirana kapaoty amin'ny mahavhv ra elah no hanatsofoka azy:?:
;-)...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 10/03/2008 13:59
antigone
(
29/02/2008 18:55)
an_tsary
Ary hono oua tsy tazanan'i hery nga io @le an_tsary io sa za rery no mahita an"io refa klikena (klikeo nge io le @le an_tsary io ambony ankavanana io eh )8O...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 29/02/2008 23:53
lo
(
29/02/2008 18:41)
mandra-pihaona elaela :-)
salama ee,
euuuh inona moa izany no hanombohako azy???
- voalohany indrindra dia misaotra ny namana rehetra niara-nitafa sy nifampizara hafaliana, alahelo, resaka tsotra koa e, teto amin'ity sehatr...
tohiny
novalian'i avana ny 28/05/2008 13:44
xxx
(
29/02/2008 18:32)
visa refusé ve kay mbola afaka mamerina mangataka
mbola afaka mamerina mangataka visa ve kay raha refusé , visite familiale no natao t@ naha-refusé azy de raha ohatra ka io ihany ve mety ahazo sa ovaiana hafa mintsy ny motif...
tohiny
novalian'i EF ny 25/03/2008 17:47
manaraka
(
29/02/2008 17:43)
inona no atao hoe rabofy sy rabainina?
Efa niteraka ve sa efa be taona?
Raha efa niteraka, 15 dia efa afaka miteraka. Raha efa be taona, firy ary?...
tohiny
novalian'i tess ny 01/03/2008 20:12
Kwasi
(
29/02/2008 12:38)
abrahama
Ismaela ve sa Isaka no natao sorona?
...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/03/2008 23:43
ari.malala
(
29/02/2008 12:30)
fichier .dll tsy ao hono...
Miarahaba e,
Misy izany fichier .dll izany hono tsy ampy amin'ity machine iasako ity ka inona no tokony atao? ilay izy aloha izany de machine efa ntaolo be:-D pentium75 de tsy haiko izay azo atao a...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 03/03/2008 08:24
