Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Famenosoa
(
04/03/2008 13:19)
TSY TANTERAKA
mitady tononkira NY FANILO...
tohiny
tm
(
04/03/2008 12:47)
the regret is never before
hiran'i Bodo dia nataon-dry pazzapa...
tohiny
novalian'i mimosa ny 07/03/2008 14:54
cazal
(
04/03/2008 12:40)
ary nakaiza lé TDM tato!!!
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?option=com_content&task=view&id=2160
Politique
Partis politiques
Six nouveaux en un an
Entre 2006 et 2007 soit en l’espace d’un an, si...
tohiny
novalian'i aloalo ny 08/03/2008 03:48
Fiffi
(
04/03/2008 11:12)
Tso-drano na Tsodrano.....
Iza no mba afaka manomé fanazavana an'io hoe "tso-drano , na tsodrano"......
-heu...misy hidiran'ny rano ve am io ?
-lazaina hoe "tsara tsodrano" mino zah fa tsy misy zany hoe "ratsy tsodrano...
tohiny
novalian'i rush ny 17/03/2008 10:11
nananta
(
04/03/2008 10:40)
mangataka hira Clim
Mba mangataka ny hiran'i Clim hoe "be ny ditrako"
Misaotra mialoha ...
tohiny
Mandefitra
(
04/03/2008 10:06)
Milay ty fim ty
Nihantsy an’i pastera Mailhol i « Belzeboba » sy ny ekipany.
Nandritra ny fitsidiham-paritra nataon’ny fikambanana Apokalipsy tany Ihosy, notarihan’i Pastera Mailhol no nifanenàny tamin’...
tohiny
novalian'i rathita ny 24/07/2009 08:33
todisoa2
(
04/03/2008 08:07)
big uppppppp oan Ra-balba ao Fianara ao e
big up on Rabalba ao Fnr ao fa mlay n ataon'ny lerony. nanatrika Balbine Show za tao Fnr tao t@ St Val teo.tena azo porofoina fa efa avo lenta lay show. hita ihany kou n sou ratovn'ireo tanora mpamonj...
tohiny
novalian'i todisoa2 ny 04/03/2008 15:12
niryna
(
04/03/2008 07:50)
Jakoba nitolona t@Andriamanitra sy t@ olona ka nahery
Raha mamaky ny tantaran'i Jakoba isika dia ahitana fananarana azo ampiasana amin'ny fiainana izany.
[b]0 vonjeo aho amin'ny tànan'ny rahalahiko, dia amin'ny tànan'i Esao; fa matahotra azy aho, fand...
tohiny
novalian'i fijo ny 13/03/2008 22:59
xxx
(
04/03/2008 06:24)
possible ve?
nisy olona anakiray efa ho faty dia ny anakiray marary mila fo vaovao, dia vao maty lé ray dé nafindra tamin'ilay anakiray ny fony ,dia rehefa ela ny ela dia ny olontiany ilay maty no lasa tian'ilay...
tohiny
novalian'i yonikafopl ny 07/03/2008 06:48
peugeot
(
04/03/2008 06:05)
Asa na mifandray ny ati-dohany sy n tranon'ny malotony
Misy bandy akama zay mahavarina mitsy. Tena mankahala tanteraka ny fianakamsany lery, ze resaka avokan'ny vava'lery de fankahalana sy fanaratsina daolo. vitany maintsy aza ny mivazavaza sy manopa ary ...
tohiny
novalian'i peugeot ny 15/03/2008 08:46
rabaradaka
(
04/03/2008 05:42)
Leo an-dRavalomanana ny FJKM
Tato ho ato dia tsapa sy hita fa leo an-dRavalomanana Marc sy RASENDRAHASINA Lala ny mpino FJKM. Lasa toriteny sy fanentanana politika sy fanaovana ronono an-tavy ny piolpitra Masina. Lozanareo izany ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 06/03/2008 11:53
Papoose
(
04/03/2008 05:28)
mosavy
somary nampieritreritra ahy!
raha misy mpamosavy mandalo nefa ianao mivavaka ao an-trano, mbola andairan'ny mosavy ve ianao? ohatra hoe tsy afaka mihetsika na mangatsiaka tampoka na tsy fantro zay ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 25/03/2008 16:47
cienna
(
04/03/2008 04:56)
ento mora ihany
dia saino izay aleha
diso lalana ka ditsoka anie
haizinkitroka no ho lalovana
tena ady sarotra tsy kilalao
...
tohiny
novalian'i cienna ny 04/03/2008 11:36
rajoelina
(
03/03/2008 23:56)
aôna ndray ity ry mpiandraikitra???
[quote=salmo1]136. Mpandefa : rajoelina [ Valio ] 04-03-2008 00:49:33
Lohateny : Re : Yanick Noa
hery: zah koa admi ah, na tsy misoratra eto aza ny ps-ako
fiffi = manaraka = xxx manara-body oz...
tohiny
novalian'i mmmhh ny 08/03/2008 08:04
diamondra27
(
03/03/2008 23:56)
vavolombelona suite
otrany te hijoro vavolombelona tampoka izany koa aho fa elaela no tsy nandalo teto.
manontany ihany aloha fa mety hisy film interdit pour mineur sy ame sensible hivoaka
ahoana ny hevitrareo? ...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 17/03/2008 08:30
rajoelina
(
03/03/2008 23:01)
dokambarotra
Isakiny mampiditra dinika aho, na mamaly dinika, de misy mpidinika sy mpamaly resaka sasantsasany tonga avy any @ misy azy any, de manao dokambarotra ry zareo rehefa hamaly ny dinika napetrako matetit...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 05/03/2008 06:23
kilimity1
(
03/03/2008 19:05)
Ifonako - GLR
Soa mba misy manana io hira io. Misaotra mialoha....
tohiny
novalian'i kantokoely ny 05/03/2008 18:37
tess
(
03/03/2008 18:46)
mitaingina soratra
Manao ahoana indtray!
ary tena lasa mitaingina soratra be ho aho ilay sary olona kely e! de tsy voavaky ny soratra misy sary kely ndraindray sa izaho irery indray no mahita an'ireny???? misaotra tom...
tohiny
novalian'i tess ny 04/03/2008 16:37
rajoelina
(
03/03/2008 17:32)
fanontaniana tsotra
Ny manao fifandraisana ara-nofo ve ao anatiny fanatanjahantena:?:
;-)...
tohiny
novalian'i eisy ny 07/03/2008 11:59
penina
(
03/03/2008 16:54)
fanamelohana ho faty sy ny fanandevozana
Tsy manararao-paty aho fa mba tia hampita kely ny fomba fivevitro.
Raha izaho manokana mantsy dia manohana tanteraka ireo zavatra tsy dia tian'ny olona ireo.
Ilay fanamelohana ho faty aloha mety...
tohiny
novalian'i penina ny 04/03/2008 11:50
