Leo an-dRavalomanana ny FJKM

1. rabaradaka ( 04/03/2008 05:42)
Tato ho ato dia tsapa sy hita fa leo an-dRavalomanana Marc sy RASENDRAHASINA Lala ny mpino FJKM. Lasa toriteny sy fanentanana politika sy fanaovana ronono an-tavy ny piolpitra Masina. Lozanareo izany ary ho hitanareo ny fahatezeran’Andriamanitra. Aza miditra ny fiangonanay FJKM intsony Ravalo fa leo izahay a ! Zay dadatoa a !

novalian'i Jeankely ny 06/03/2008 11:53
2. xxx ( 04/03/2008 06:35)
zany no aleany refa tsy mahy mandanjalanja tsara ka
3. xxx ( 04/03/2008 07:51)
Kely sisa dia : fiangonana = antoko politika
4. Jeankely ( 04/03/2008 09:22)
I Rabaradaka aloha TIM ka amboary ny anareo samy nareo TIM fa tsy izahay olon-tsotra indray no pepohinao. Mety marary loha koa angamba ny sasany satria ny sehatra rehetra mifandray amin'ny vahoaka dia tokony hifandray @ fitondrana ahafahany mifampikasoka @ vahoaka ary mampita ny tanjona ho tratrarina. Fa any andanitra ve ny mpitondra no hifandray @'ny vahoaka sa amin'ny vondrona isan-karazany? Raha tsy izany dia tokony tsy hifampikasoka izany fa ny Radio sy TV ihany? Rehefa tianareo esorina ny Dadatoanareo dia mihetse mafy nareo fa raha toa kosa ka tsy nahazo ranondranony tany, dia aza ny vahoaka no mba ampiresahina. Hita hatr@'ny Girigiry hoy ianao mpisolelaka koa iza no hiantehitra @ mpilelaka nahazo ventina avy ambany?
5. lolabe ( 04/03/2008 09:37)
Sao de Ra-Jeankely kosa ary no tena TIM, mazava be io lazain-drabaradaka io, leo andry lerony ireo ny mpino ao @ FJKM, za zao de tena fjkm mintsy fa mahita za fa simbandry lerony io fiangonana io, zany no mahatonga ny ady misy ao min'io fiangonana io, tsy misy zay mandà an'izany ngamba isika, noho iza anefa no nahatonga an'izany? nampidirin'i Ravalo sy Rasendrahasina be loatra tao @ io fiangonana io ny resaka politika, ary tsy misy haim-panahy intsony rehefa mivavaka fa de oe anarana fotsiny le mivavaka. rehefa mifampiresaka ny mpiangona de izany foana no mivoaka @ ady hevitra, simba ny fiangonana. Mampalahelo le izy. Mba misaina sy mandinika amin'izay RaJeankely fa efa tsy mamely intsony ny olona sy ny antoko tohananareo, efa leo ny vahoaka. Ra za nareo menatra za satria nareo irery ve no milatsaka ho fidiana eo imason'ny antoko maro eto antanàna?
6. Jeankely ( 04/03/2008 09:56)
Ianareo no FJKM nahatonga azy lany fa izaho tsy anisany. Ny resaka nataon'io Rabaradaka io hatramin'izay no raisiko fa ny lohateny anakiray io. Aminay vendrana mantsy tsy ny loha-hevitra ihany no jerenay fa arahanay tsara mihintsy ny fifandrohizan-kevitry ny olona. Misy ny milaza fa androany hafa rahampitso hafa ary atsy amin'ny sehtra hafa mpanabe ny sasany avy eo miresaka ditra ao amin'ny sehtrahafa. Ianarareo no nidoka azy ka esory izy raha afaka fa tsy ny olona indray no antsoina hanampy anareo. Vao miresaka nysasany dia wawawa ary misy miteny hat@'ny Catholic aza. Izao mba mahalala kenda angaha ny milela-bod.
7. ravatorano ( 04/03/2008 10:15)
ahita olona tahaka an dravalo aiza itsony ny fjkm kle
iny ange izao no mpino mahafatrapo mahavita manampy ary koa mampiroborobo ny fiangoana amizao e !
raha tena leo azy ny fjkma maninn ary tsy esorina hiala amin'ilay toerana miy azy izy dia lefitry voalohany amin'ny fitantanana ny fiangonana e
mbola tsy leo koa zareo fa zarany aza ao io rangahy io ! sa tsizany rabaradaka !
:wink:
8. wooda ( 04/03/2008 13:17)
Manao ahoana daholo!

Mety HS za fa misy fanazavana tiako ho hay kely!

Ilay FJKM lazainareo ve @ anaran'ny mpikambana sa ireo mpitantana? Fa raha le "Leo" aloha dia tsy hiadin-kevitra fa efa hizarana izy io! lol
9. Jeankely ( 04/03/2008 15:27)
Izay Leo azo atao ahoana fa nitelina be loatra ary nivavaka be loatra tany sy nisolelaka lava ka tsy mahagaga. Esory faingana raha zaka fa aza be resaka. Averiko ihany ny fanontaniana hoe fa inona no tao andohanareo sa inona no mihazona ny lohanareo no notaritina ny olona avy eo milaza leo? Valio? Ny olana tsisy fifandraisana @'izay mpitondra no lazainareo sahala anareo. Ataovy ihany ny mpisolelaka fa voa sahala ireny foana=))=))=))
10. wooda ( 04/03/2008 20:16)
:-D:-D mpisolelaka........

Fahadisoana ange tsy maintsy misy eh...
Fa le misole.... kosa! :oops: tena tsa haiko dikany!
11. Jeankely ( 05/03/2008 00:13)
Fahadisoan'ny vahoaka tsy manao politika sa fahadisoan'ny mpitarika mpisolelalaka voadona?:-D:-D
12. ravatorano ( 05/03/2008 06:57)
ö ra jeankely ah
tsary politika anie ity fa resaka fivavahana e
leo andravalo hoe ny fjkm :-P:-P:-P
za nefa toa tsy mahatsapa loatra anzay:wink:
sa za tsy ao anatiny fa mijery ivelany fotsiny no mahatonga izany :-D
13. Jeankely ( 05/03/2008 12:54)
Ny fanontaniako tsy mety valianareo milaza leo. Fa inona no mihazona ny lohambalala no tany ampiangonana no nilazan'ilay olona voalohany fa hirotsaka ho Candidat Filoham-pirenena izy ary nidehaka daholo? Ka ahoana no leo? Sa mandainga indray hoe efa nankahala hatrany ambohalohany. Iza no tena lohambalala manantena tsy nisy araka ny heritreriny?
14. badboy ( 06/03/2008 08:26)
Izay Leo azo atao ahoana fa nitelina be loatra ary nivavaka be loatra tany sy nisolelaka lava ka tsy mahagaga. Esory faingana raha zaka fa aza be resaka. Averiko ihany ny fanontaniana hoe fa inona no tao andohanareo sa inona no mihazona ny lohanareo no notaritina ny olona avy eo milaza leo? Valio? Ny olana tsisy fifandraisana @'izay mpitondra no lazainareo sahala anareo. Ataovy ihany ny mpisolelaka fa voa sahala ireny foana

F'anga misy lalàna mifehy hoe tsy mahazo leo??? Ary matoa nifidy dia nisy fampanatenana natao tao! Saingy hitan'ny mpino fa voafitaka indroa izireo satria sady nanatena poakaty eo @ fiainana andavanandro no raha izao no mitohy dia tsy hiditra ny fanjakan'ny lanitra satria mivoana tanteraka ny hafatra eny ambony alitara!!:idea::idea::idea:
15. Bigma ( 06/03/2008 11:28)
ngah ny FJKM ihany e! za zao mba isan'ny leo koa!Sady be didy jadona no mampahatra vahoaka no ataony!
16. Jeankely ( 06/03/2008 11:53)
Aza mandainga fa ianao mihintsy no mitelina ny soa azo avy amin'ny fitondrana. Rehefa mahatsapa tena diso fanantenana dia azo atao ahoana satria tsy nahay nadinika izany fa nanantena fotsiny. Ny nenina tsy aloha fa afara noho izany mila mandinika mihintsy koa ny olona fa tsy hoe leo leo nefa tsy hita hoe leo dia aninona. Tsy hiasa sa tsy hinankanina?=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1931