Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
sakaizakely
(
08/03/2008 08:53)
zany hono...
AFP - Vendredi 7 mars, 11h41WASHINGTON, 6 mars 2008
AFP) - Les hommes qui partagent les tâches ménagères améliorent l'harmonie au sein de leur couple et pourraient avoir une vie sexuelle plus s...
tohiny
novalian'i xl ny 19/03/2008 14:14
Ylly
(
08/03/2008 07:34)
Lasa tsy manao veloma hono naman'ny tezitra.
Lasa tsy manao veloma hono naman'ny tezitra sa naman'ny sosotra.
Dia manao veloma anareo rehetra aho.Mbola somary vaovao ihany aho teto nefa be ny fahasahiranana ka tsy ho afaka ny hanenjika ny reh...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 10/03/2008 06:37
enric
(
08/03/2008 01:43)
(rajoelina) & pachinot
[u][b]Pachinot[/b][/u]
salut enao,inona ny vaovao,mande tsara ny asa ve?azafady fa ts d afaka mamaly
matetika e,mba itatarao vaovao
bisous
pachinot
:-D:-D
(Aza omena tsiny fa zoma hariva...
tohiny
novalian'i cutie ny 13/03/2008 11:12
rajoelina
(
07/03/2008 22:55)
mahavariana kely
Tsy mahatsiaro tena ve elaisany bandy fa tena tokony hasambatra ny maha lehilahy antsika manokana, tsy oe mampalahelo ny vehivavy akory fa ny akamaroany lehilahy dia maharaka ny fiainana avokoa nohony...
tohiny
novalian'i tess ny 10/03/2008 20:57
diamondra27
(
07/03/2008 15:05)
pause
nijery film za wa de nisy an'zao : on fait une pause pour faire le point
zany ve tsy midika hoe: ndeha hisaraka sa mety tafaray ihany le olona avy eo
tana misy réel ve zany?
...
tohiny
novalian'i dziana ny 09/05/2008 08:43
Jeankely
(
07/03/2008 14:49)
Tanisao ny anaran'ny Sociétés Multinationales-nareo(Badboy)
Milaza favy "Badboy et consort" ka mba omeo ny anaran'ny Sociétés Multinationales-nareo any Frantsa any fa mba tianay ho fantatra reherehan'ny any @ Tananana=))=))=)).Sa mahaibe fotsiny?=))=))=))...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/03/2008 16:10
ari.malala
(
07/03/2008 14:49)
fomba fanoratra...
Dia tena efa mahazo vahana mihintsy ity manoratra ohatran'ny @ sms ity fa misy fotona tena mila mamerina mamaky in2 na in3 vao azo ny tian'ilay olona hambara... lasa ny fisainako, hakamoana ve sa inon...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 16/03/2008 10:38
hery
(
07/03/2008 10:33)
Momba ny serasera
Betsabetaka ihany ny resaka momba ny serasera sy ny "admin" tato ho ato ka eto no ezahiko hamaliana sy handravonana azy indray mandeha (ary fantatro fa tsy maintsy mbola haverimberina ihany satria tsy...
tohiny
novalian'i ds ny 14/03/2008 00:03
HESHA
(
07/03/2008 10:09)
MITADY AN I MAMAN I SUHAIL
Salama daholo.
Misy olona anankiray, Suhail no anarany, avy any Yemmen izy io ary mitady ny mamany izay malagasy izy satria tsy naharay vaovao taminy intsony nanomboka ny taona 1997.
Io mamany io di...
tohiny
novalian'i HESHA ny 15/03/2008 08:05
ronaldo09
(
07/03/2008 09:30)
FOOT: Ireo club mahay sy be palmares indrindra aty Eoropa!!
Ho an\'i rajoelina mihitsy ity lohateny ity:
Ireto avy no azo isokajiana fa matanjaka sy mahay ary manana ny mahaizy azy ny ekipa iray :Eo aloha ny tanjaka ara-bola ,ka ireto omeko eto ambany ireto ...
tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 10/03/2008 15:05
kolyh
(
07/03/2008 09:08)
HENDRY VE NY HENDRY RAHA TSY MISY NY ADALA
Lasa saina be za rireto hoe :Misongadina ve ny hendry raha tsy miaraka eo adala, na hoe koa ahoana no hamaritana hoe hendry raha tsy misy adala...
Mba eritreritra ny ahy io.......:roll:8O:roll:8-);-)...
tohiny
novalian'i RAKVOL ny 16/04/2008 19:48
endrika01
(
07/03/2008 08:28)
NY VEHIVAVY FANAJA(omena hasiny kokoa)
Maro be ny vehivavy nohon\'ny lehilahy,dia izany ve no mahatonga ireo lehilahy ireo hampirafy?Handao ny tokan-trano ka lasa mamorona ankany vaovao?Na koa tsy voatery handao ny tokan-trano....
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 05/04/2008 21:20
hery
(
07/03/2008 08:28)
Ariary zato am-pandriana tsss
Raha gasy izao no nanao an'izao dia lazaina fa kamo lahy :-) http://hery.blaogy.com/post/4/4344...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 14/05/2008 17:22
endrika01
(
07/03/2008 07:06)
NY VEHIVAVY!!!
Isika vehivavy lazaina fa fanaka malemy,koa maninona moa raha avadika ndray ny rasa,ry zareo lehilahy mpikarakara tokan-trano,dia isika vehivavy mitana birao aby!=))=))=))=))...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 06/07/2008 14:15
carson
(
07/03/2008 03:57)
OpenGl
Manao ahoana,
Ialana tsiny fa ohatra ny fanontaniana adaladala. Ahoana no hicompilena programa openGl?...
tohiny
novalian'i carson ny 08/03/2008 22:14
rajoelina
(
07/03/2008 01:45)
fihaonana
Na dia tsy original aza lay clip mix any Jerry Marcoss, tokony mba ôtrizao no hotsidianay any Vichy http://www.dailymotion.com/related/xq63k_jerry-marcoss-amboara-sauce_parties/video/x138jw_dancehall...
tohiny
novalian'i Samoana ny 21/03/2008 17:13
rajoelina
(
06/03/2008 23:21)
bonaniff
[b]bonaniff fiffi[/b] :-*:-*:-* :-D :-P
;-)
...
tohiny
novalian'i aloalo ny 08/03/2008 03:59
tess
(
06/03/2008 21:21)
KAMBO-TENDA
Hono ho aho????? ny kambo-tenda ve misy hamantarana azy???ohatra hoe marary manaintaina be ny ati-tenda , rehefa mitelindrora, dia maheno zavtr lavalava any am lanilanitenda any rehefa manelindrora??...
tohiny
novalian'i kalasnou ny 16/04/2008 11:40
niryna
(
06/03/2008 18:30)
Izany ve dia mba tiako ?
Tsy mahazo vola intsony ireo polisy mijery ny mpitondra fiara tsy manara-dalana.Tsy maintsy mahatratra efa-polo isan'andro ny olona enjehiny amin'ny tsy fanarahana ny lalana vao miakatra ny giradiny....
tohiny
novalian'i niryna ny 11/03/2008 02:17
spy
(
06/03/2008 17:02)
mitady any le hira " baholy" de firmin
misaotra manimeha le tononkira ny " Baholy "
...
tohiny
