pause

1. diamondra27 ( 07/03/2008 15:05)
nijery film za wa de nisy an'zao : on fait une pause pour faire le point

zany ve tsy midika hoe: ndeha hisaraka sa mety tafaray ihany le olona avy eo

tana misy réel ve zany?

novalian'i dziana ny 09/05/2008 08:43
2. penina ( 07/03/2008 15:47)
izao no dikan'izany ka,

mijanona kely aloha izahay hanamboatra ilay teboka. :°)
3. pissoa ( 07/03/2008 16:19)
=))=))=))=))=))
4. diamondra27 ( 07/03/2008 18:16)
za koa :-D:-D:-D :-Dbe am le we manamboatra teboka


penina: de ahoana wa zany? zay ange le tsy mazava e
refa tsy mety de vitaina fa zany amboarina zany mety metsaravelatsihy fotsiny aveo
5. fahamarinana ( 07/03/2008 18:23)
:arrow: Raha hoe hanao pause fa tsy hoe mandritra ny pause dia samy mandeha samy mitady dia d'accord aho nefa rehefa tena dinihana toa aleho dia vita fa efa tsy nety zany,efa naty ilay fitiavana :iza moa ilay mpiteny io naty io ato am sera iny? :wink:(l)
6. diamondra27 ( 07/03/2008 18:27)
raha naty le izy ry fahamarinana de mbola narandrana zany a!:-D:-D:-D
fa raha naty am le fitenin'ny serasera de gli ve zany;-)
7. fahamarinana ( 07/03/2008 18:31)
:arrow: ié gli kah,tsy tsaroako tsony na yonika na keliterezy no mpiteny an'io,mba tiako ery.(l)
8. tsiambaratelo ( 07/03/2008 20:44)
Ozizy le bandikely akamako zay c\'est les imbeciles qui ne change pas d\'avis,de eo zany reo manao pause pour faire le point!Sur le \"i\'\'
9. vale ( 07/03/2008 20:55)
Manao pause, ol mifankatia ve de havita pause izany? satry aza ho hiresaka sy hifankahita knoooo:lol::-D:-D:-D
10. lapino ( 08/03/2008 00:10)
mijanona kely aloha izahay hanamboatra ilay teboka. :°)
Hoy ny penina :D
11. sipagasy ( 08/03/2008 07:54)
Amiko aloha dia manampy ahy betsaka ny 'pause' e! izay no tsy hitiavako na oviana na oviana ny hiaraka mipetraka @ lehilahy, aleo samy manana ny tranony, samy manana ny zaridainany, rehefa te hifankahita dia mifamotoana sns, mankaleo mantsy ilay mahita ilay olona isan'andro, sady euuhh tia tena koa aho e! hihihih, izya no marina kokoa angamba hhih, afaka manao pause mandritry ny 2 volana tsy mila mifankahita ohatra, fa afaka mifampiantso e! miresaka, afaka manao izay tiany koa!!:oops:, fa efa taona 2008 izao ka ho faty an-kazo tokana mankaiza koa nefa e!!!


Ouups beh kay moa 8 martsa androany, koa miarahaba ny vehivavy rehetra iznay aloha e!!!!
12. ANARIM ( 10/03/2008 06:24)
sipagasy : lol

raha misy azo amboarina d amboarina ka maninona kosa moa? fa rehefa heno ihany hoe efa hidona am poto d aleo le gli fa tsy le poz... manjary maty antoka ao am poz ao ny olona efa lasa lavitra...
13. ari.malala ( 10/03/2008 08:02)
penina, :-D:-D:-D:-D:-Dmahita soratana mihintsy ny penina:-P
14. euh ( 10/03/2008 08:50)
euh

za kalon tsy tia mi pause zany e

miafara @ teboka famaranana reny matetika

mato mteny anio ilay raika dia misy tsy fifanarahana eo @ 2tonta da efa te hiala izy zay ka tonde atovy veloma
15. xxx ( 10/03/2008 10:06)
za efa nataon'le vadiko taloha anzany de hozy aho hoe ndana mahazo fa za tsy hanozona handroaka ary hatao ko maika fa izy no mitady de hozy za hoe amboary tsara ny tebokao fa izaho hanamboatra lavaka de samby niala de hoe hifamerina indray hono de hoy indray aho hoe tohizo ny lalantsika ary ny lalana zorina fa sao vaky orona:-o:-o:-o:-o
16. tsiafoi1 ( 10/03/2008 10:29)
on fait une pause pour faire le point


Tsy ampy complément de nom io
On fait une pause pour faire le point final
17. xxx ( 10/03/2008 11:06)
diamondra27:

nijery film za wa de nisy an'zao : on fait une pause pour faire le point

zany ve tsy midika hoe: ndeha hisaraka sa mety tafaray ihany le olona avy eo

tana misy réel ve zany?



:-@:-@:-@:-@:-@:-@:-@o ry kala tandremo so tratra anizany;olona tsy te iteny mivantana oe ando isaraka no dikanizany,hanao pause de aona avy eo,fika daolo zany,oany ny vazaha ngamba alo mety fa ra tsika gasy az miditra amizany,

18. ANARIM ( 10/03/2008 12:52)
d naninona kosa ary no nasiana ny teny hoe poz ra tsy afaka mi poz? hahahahaha
revireveo milamina ao e!
19. diamondra27 ( 10/03/2008 15:54)
xxx aza matahotra njy fa tsy za nge zany wa fa t@ film nojereko io vao haingana, fa saotra ihany akia a!

anarim: tena hipozindry zalahy sa zavavy mitsy angamba le izy. Ka inon no revena fa film nge wa ke izy e! fa sao de efa nisy naheno reelle de zay no anontaniako an'io

euh: hatraty io

tsiafo1tena tonga de final mitsyzany de an'iza ny loka?

arimalala: :-D:-D
20. ANARIM ( 11/03/2008 05:49)
diams : ipoziko dans ts les sens hahahahaha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0937