pause
21. Rasiligaoma
(
11/03/2008 06:02)
aiz akosa no tsy asiana temps mort ny match
mba asiana mi temps kosa e
mba asiana mi temps kosa e
23. ari.malala
(
11/03/2008 09:11)
ka misy nge le temps mort manimba zavatra e! aleo iany mazava, na mitohy na vita ra za manokana alou an!
24. diamondra27
(
11/03/2008 10:04)
ka le manao paise zany de mijanona fa tsy mahazo mampiaraka am hafa ve e:-D:-D
25. tsiafoi1
(
11/03/2008 12:07)
tsiafo1 tena tonga de final mitsyzany de an'iza ny loka?
Koa raha tsy kilalaon-jaza izy ty koa posy za kaloatraduction(pause za kaloa)
Ny resaka loka indray : Compétition mitohy foana mandra-pahatonga any an-danitra fa eny ambaravaran'ny lanitra mandray azy raha tody soamatsara e...
26. ikaretsaka
(
11/03/2008 15:22)
mahafaty tanora iznay...
tomobila aza asina arret sy frein fa tsy akseleratera foana ko
tomobila aza asina arret sy frein fa tsy akseleratera foana ko
27. sipagasy
(
11/03/2008 19:36)
dia mitovy hevitra @ika zah ry reto kannn, mila frein sns izy io ary mila mijanona rehefa mena ny jiro ary mandeha rehefa maitso indray, hihihih,
mazotoa aby e!!!:-*:lol::-*
mazotoa aby e!!!:-*:lol::-*
29. ANARIM
(
12/03/2008 13:38)
sipagasy, ika : zay nge oa e!
diams : eo ampandrasana mahita ny atiny akia fa c sur oe ipoziko arak'ze mampety azy a! ny tanjona = tsy mahazo misy maty antoka.
diams : eo ampandrasana mahita ny atiny akia fa c sur oe ipoziko arak'ze mampety azy a! ny tanjona = tsy mahazo misy maty antoka.
30. sipagasy
(
15/03/2008 19:07)
kayyyyyy, tiako be i ANATIM @ ilay hoe tsy misy mahazo maty antoka, tsy faty antoka koa anie ny fisarahana e!!!!!, mety ho samy tombontsoa avy ny azo eo...
mahereza daholo @ lalana nosafidiany avy e!
:-*(l):-*
mahereza daholo @ lalana nosafidiany avy e!
:-*(l):-*
31. diamondra27
(
16/03/2008 08:25)
anarim: toa mamela takaitra ange akia refa misaraka e!
raha mipozy hanatsarana ny fifandraisana de tsy maninona fa raha nipozy nefa tojo ny akanga tsara soratra de eo no raisina.
raha mipozy hanatsarana ny fifandraisana de tsy maninona fa raha nipozy nefa tojo ny akanga tsara soratra de eo no raisina.
32. bobone
(
20/03/2008 06:37)
Diams: raharaha koa le pause an! raha asiana puse ny fitiavana de tsy izy izay midadasika be mantsy io hevitra io tsy voatery hoe izy mivady ihany fa maro e! !fa raha ny olon-dro no jerena de tsy tokony ho hisy pause izany fa manjary zavatra hafa ho aterany! fisarahana! sns .fa izao kosa rehefa tena tia akia tsy misy ny pause an!hihihi
33. reve
(
20/03/2008 08:39)
diamondra27 a! fomba mbazaha retsy zany a! am le lazainao hoe efa mety misy marisarisa ny iray de mba mody hoe pause aloha! ha!ha!ha! ko ra tsy film izy ty ko!
fa zany hoe misy tokoa ny olona manao anio eny fa isika malagasy aza!de misy ny tafaverina soamantsra ary vo maika aza nifankatia be, misy indray pretexte fotsiny de iny no tsita.
fa zany hoe misy tokoa ny olona manao anio eny fa isika malagasy aza!de misy ny tafaverina soamantsra ary vo maika aza nifankatia be, misy indray pretexte fotsiny de iny no tsita.
35. Belami
(
08/05/2008 23:58)
ANARIM:
sipagasy : lol
raha misy azo amboarina d amboarina ka maninona kosa moa? fa rehefa heno ihany hoe efa hidona am poto d aleo le gli fa tsy le poz... manjary maty antoka ao am poz ao ny olona efa lasa lavitra...
da sarotra be zany resaka zany
36. dziana
(
09/05/2008 08:43)
Ka ra iny manao pause tsara iny no misy " ..." de ahona ?
:-D :-D :-D =(( =(( =((
:-D :-D :-D =(( =(( =((
