Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i dziana, milahatra araka ny daty
dziana
(
11/07/2008 07:00)
mangatsiaka,hono,tsinona ny andro!
:?: :?: :?: :?Salut!
Asa nareo raha mba mahatsikaritra fa refa mangatsiaka ny andro de midofaka ny karazam-pofona rehetra!
Indrindra refa miaingina taxi-be ( ny tena mo tsy mahatakatra taxi! ) d...
tohiny
novalian'i ni81 ny 30/07/2008 20:23
dziana
(
13/05/2008 07:56)
mba aona tokoa re e?
Raha tsy mahazo miteny miitsy re 1 andro manontolo de otran'ny aoana ny fiainana e? :-$ :-$ :-$
Za pouce kaloungany e!...
tohiny
novalian'i dziana ny 14/05/2008 10:42
dziana
(
02/05/2008 14:19)
Vary amin'anana!
Bjr nareo .Mba omeo recette vary amin'anana ze mba mahita hafa e!
Ny ahy ny fanaoko dia sauté na ny anana refa voaetika madinika sy efa nasiana ze assaisonnement tiana .Dia refa akaiky masaka ny var...
tohiny
novalian'i lemurbaby ny 24/01/2010 17:19
dziana
(
02/05/2008 11:41)
Nofoanana ny mpivarotra amoron-dalana
Enjehina toy ny manenjika mpangalatra ny mpivarotra amoron-dalana.Ny mahagaga anefa dia maninona ny mpanendaka sy ny mpi-sam toa jerena fotsiny. Nefa tsy aleo ary ve le olona ivarotra kely eny fa mba ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 12/05/2008 13:41
dziana
(
28/04/2008 05:57)
Fantatrareo ve?
Salut ndray nareo.Misy mahay ve izao zavatra lazaiko izao ?
Laratikahifha ky limamao liahaka alikaheo gavy lalhirolery lalaky ky damiky ametakaheo.Labofoa varomo e!
Bisous :wink: ...
tohiny
novalian'i dziana ny 05/05/2008 10:39
dziana
(
24/04/2008 10:21)
Ze mahay
Inona ary no maha samihafa ny maty sy ny torana? :-D :-D :?:
Bonne journée de Bisous daolo e! :wink: ...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 27/04/2008 14:43
dziana
(
23/04/2008 14:30)
fa maninona,
Salut,fa maninona kay ny akoho rehefa misy fiara mandalo dia miampita arabe izy ?( na efa any @ gauche aza de makany @ droite indray ) :lol: :lol: :?: :-P
Bisous :P ...
tohiny
novalian'i dziana ny 29/04/2008 13:59
