mangatsiaka,hono,tsinona ny andro!
1. dziana
(
11/07/2008 07:00)
:?: :?: :?: :?Salut!
Asa nareo raha mba mahatsikaritra fa refa mangatsiaka ny andro de midofaka ny karazam-pofona rehetra!
Indrindra refa miaingina taxi-be ( ny tena mo tsy mahatakatra taxi! ) de mifangaro ao daolo ny karaza-pofona rehetra: déodorant ,parfum, fa ny tena loza de fofon-kelika ;frommmmm!
Ny fitaratra nefa idin'izay sendra sisiny fa mangatsika!
De kamo mandray rano tokoa ve le ol sasany fa mangatsika ny andro? :?: :?:

novalian'i ni81 ny 30/07/2008 20:23
2. ni81
(
11/07/2008 07:10)
Asa nareo raha mba mahatsikaritra fa refa mangatsiaka ny andro de midofaka ny karazam-pofona rehetra!Tsy hoe rehefa mafana ve ny andro no mandre karazam-pofona rehefa mitaingina taxi be? Ny matetika hitako taloha dia rehefa mafana mantsy, fa tena misalebo mihitsy vao tonga @ zay aleha, indrindra ilay receveur manalava tanana mitaky frais iny tena ...fofon-tongolo lò no tsy hitako.
Indrindra refa miaingina taxi-be ( ny tena mo tsy mahatakatra taxi! ) de mifangaro ao daolo ny karaza-pofona rehetra: déodorant ,parfum, fa ny tena loza de fofon-kelika ;frommmmm!
Ny fitaratra nefa idin'izay sendra sisiny fa mangatsika!
De kamo mandray rano tokoa ve le ol sasany fa mangatsika ny andro?
3. ari.malala
(
11/07/2008 07:18)
ni81 :-D :-D :-D :-D :-D :-D mampime ana le tenindry farany :-D :-D :-D
mazàna tokoa alou refa mafana no tena midofaka ny karazam-pofona e! fa na mafana na mangatsika d midofaka ary mampisalebolebo refa mihidy ny varavaran-kelin'ny fiara...
mazàna tokoa alou refa mafana no tena midofaka ny karazam-pofona e! fa na mafana na mangatsika d midofaka ary mampisalebolebo refa mihidy ny varavaran-kelin'ny fiara...
4. RATOVOARY
(
11/07/2008 07:58)
Fa le sendra mifanakaiky @le sipa lavi-drano reny no tena mandreraka be, ôtry ny mitahiry bononoko am-pôsy zan^y kalaratsy :-D :-D :-D :-D
5. ainaheri
(
11/07/2008 11:27)
ratovoary>> :-D :-D :-D :-D :-D :-D
Ny ahy malaky ny oroko ra misy mandalo fotsiny aza we maimbo helika na frommm sy ny karazany ilay oul :wink:
Tsy tokony andro mafana marina ve ny oul midofaka e,asa..........
Ny ahy malaky ny oroko ra misy mandalo fotsiny aza we maimbo helika na frommm sy ny karazany ilay oul :wink:
Tsy tokony andro mafana marina ve ny oul midofaka e,asa..........
6. ni81
(
11/07/2008 13:21)
Ny ahy malaky ny oroko ra misy mandalo fotsiny aza we maimbo helika na frommm sy ny karazany ilay oulZà koa indraindray dia tena sosotra @ tenako fa tena manimbolo loatra ny oroko; ny fofon-toaka izany moa dia tena vao miserana eo akaikiko eo dia efa henoko.
7. fahamarinana
(
11/07/2008 13:47)
:arrow: ni81 :tonga dia misy fofona dalle zany ve ilay olona...? :wink: (l)
8. dziana
(
11/07/2008 14:04)
otran'ny tongolo gasy natao tao anaty toaka de nofonosina bononoka ;aveo natao tao anaty dalle kou! :-D :-D :-D
Fa le tompony ve oa zany tsy mandre oe maimbo izy e? sa efa donto ny orony!
Fa le tompony ve oa zany tsy mandre oe maimbo izy e? sa efa donto ny orony!
9. ari.malala
(
11/07/2008 14:19)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D mis oul zay d tena mitsotra mints iz we maimbo fatim-boalavo ny tongony =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) d efa nivid alamo mints mou iz amizao ftona izao
10. ni81
(
11/07/2008 16:29)
tonga dia misy fofona dalle zany ve ilay olona...?:lol: :lol: ohatran'ny fofon-tain'akoho izany indraindray aza koa.
Fa le tompony ve oa zany tsy mandre oe maimbo izy e? sa efa donto ny oronyIo koa dia mahagaga e! Raha ny fofon-kelika sy tongotra izany tena mora heno fa dia efa zatra angamba izy dia tsy re intsony.
mis oul zay d tena mitsotra mints iz we maimbo fatim-boalavo ny tongony d efa nivid alamo mints mou iz amizao ftona izao:-D :-D Ka io na misasa aza ilay olona nefa ilay kiraro efa maimbo dia raha vao miditra ao ny tongony dia mifindra indray ireo fofona. Raha sendra tratry ny orana ireny oul maimbo from ireny ka lena ilay kiraro, dia tena fatin'alika mihitsy fa indry angaha ahoana.
Toroy hevitra izy akia fa voasarimakirana na karibonetra koa mety na @ helika na tongotra a.
11. Belami
(
11/07/2008 17:14)
dziana:
:?: :?: :?: :?Salut!
De kamo mandray rano tokoa ve le ol sasany fa mangatsika ny andro? :?: :?:
tena maro no misasa tarehy sy miborosy nify fotsiny rehefa maraina rehefa mangatsika ny andro surtout ny lehilahy fa za mino fa tsy ny vehivavy no ho tratranizay fahazarandratsy izay , dia asa angaha no hitranga :-w
12. ainaheri
(
11/07/2008 17:15)
ni81:
Zà koa indraindray dia tena sosotra @ tenako fa tena manimbolo loatra ny oroko; ny fofon-toaka izany moa dia tena vao miserana eo akaikiko eo dia efa henoko.
Tena itovizana,ny mpifoka sigara sy mpisotro toaka ,tondé henoko ny fofony lol,zany fofon-kelika zany mou drayyyyy,za tondé marikivy klé :wink:
13. tess
(
11/07/2008 17:29)
Asa nareo raha mba mahatsikaritra fa refa mangatsiaka ny andro de midofaka ny karazam-pofona rehetra!
:arrow:tsy ny contraire ve???? rehefa mafàna vao midofaka dool ny fofona rehetra!
quote] fa ny tena loza de fofon-kelika[/quote]
:arrow:na mafàna aza ny andro na mangatsika rehefa olona maibo helika de midofaka foana refa mihinga iny sandriny iny :^)
Ny fitaratra nefa idin'izay sendra sisiny fa mangatsika
:arrow:hitako eto sahady aho marary andoha be amin'ilay mihiboka maheno karazana fofona :?
De kamo mandray rano tokoa ve le ol sasany fa mangatsika ny andro?
:arrow:io kosa aloha dia marina e! ho an'ny tsy manana rano mafàna dia tena kivy tanteraka handray rano hisasa.... :arrow:
14. ni81
(
11/07/2008 17:38)
na mafàna aza ny andro na mangatsika rehefa olona maibo helika de midofaka foana refa mihinga iny sandriny inyTena marina mihitsy tokoa io e! ary misy na dia misasa aza izy ireny dia maimbo foana raha tsy manisy alamo sns. Toy ny fofon-tongolo lò oa :lol: :lol: na toy ny fofon-kadradraka koa :roll: :-D
15. mbaliana
(
11/07/2008 17:41)
manafana rano akia ... au moins izy telo principaux helika dia ny fitaovam-pananahana dia ny vava ...
16. Belami
(
11/07/2008 18:05)
mbaliana:
manafana rano akia ... au moins izy telo principaux helika dia ny fitaovam-pananahana dia ny vava ...
=)) =)) =))
17. tess
(
11/07/2008 18:15)
ni81: mantsina mitsy ka! :-D kosehina am citron kou manalefaka ny fofona
fadiana ny mihinana tongolo lay fa maha be fofona be ireny an!
mbaliana: tsy tena hard be ve raha ireo telo ireo no tsy mikasi-drano :-D
hefiko kosa na rano mangatsika aza , sady mampifoha ny torimaso vao maraina anie ny misasa am rano mangitsy vao maraina iny e! mampa en forme be! mitsy :-P

18. mbaliana
(
12/07/2008 13:48)
ka zay ange wa e..
ka nisy nanoratra tao hoe
Hoy i dziana:
hoy tess:
dia zay no nahatonga ahy niteny an'io voalazako io e... au moins reo no tsy maintsy sasana 8)
ka nisy nanoratra tao hoe
Hoy i dziana:
De kamo mandray rano tokoa ve le ol sasany fa mangatsika ny andro?
hoy tess:
io kosa aloha dia marina e! ho an'ny tsy manana rano mafàna dia tena kivy tanteraka handray rano hisasa....
dia zay no nahatonga ahy niteny an'io voalazako io e... au moins reo no tsy maintsy sasana 8)
19. ainaheri
(
12/07/2008 14:15)
Ny fofona bolida alou tsy mbola henoko ee,fa misy oul sasany mamoka fofona hafa² zany mitsy we ;avy aiza zany fofona zany?? :roll:
20. yonikafopl
(
12/07/2008 14:40)
ny tena mankando de le fofonkelika miampy fofondranomanitra le vita sinoa reny , dainnnnnnnnnnnnnnnnn ,
fa ny any Dago amzao tena mbola betsaka ny oll indray isankerinandro vo mandro an, borosy nify sy manasa tarehy fotsiny isanandro,de ny tongotra isaky ny hita we maloto vo sasana dainnnnnnnnnnnnnnnnnn