mangatsiaka,hono,tsinona ny andro!
21. Bola
(
13/07/2008 02:33)
yonikafopl:
fa ny any Dago amzao tena mbola betsaka ny oll indray isankerinandro vo mandro an, borosy nify sy manasa tarehy fotsiny isanandro,de ny tongotra isaky ny hita we maloto vo sasana dainnnnnnnnnnnnnnnnnn
t@ vao namaky ity voalohany aho dia tsy nahavaky fa tonga dia maloy ...dia androany tonga dia ity farany no vakiko...mbola maloy koa...tsy hoe nareo no mampaloy fa vao mamaky ilay izy dia toa tena ohatra ny tena misy izany ilay fofona...iak..iak...iak....
Fa izao kosa no hanoratako...i yo milaza hoe any Dago io...fa tsy mino nareo fa ny vazaha ary tsy roa tsy telo fa betsaka mihitsy (lazaiko tsara hoe betsaka fa tsy ny rehetra sao mahita loza indray aho)...tsy mandro raha tsy indray mandeha isan kerinandro...tena marina io...Ny antony - hoy ny sasany - satria any lafo ny rano!!!! Ny ataon dreo dia sasa @ gant de toilette (sponge bath koa filaza azy) na dia tarehy fotsiny mihitsy...izay no fampiasany ny gant de toilette. Ka ny hitako ireo dia olona avy ao Europe. Ny olona Canada indray dia hafa fa mandro isan andro. Aty koa moa mbola mora no ho ny any Europe na rano na jiro na lasanty (lasantsy izao niakatra 1dollars 30 nefa 75 cents vao herintaona izay dia mimenomenona aty nefa any Europe efa ho 2 euros izany hoe manodidina 3 dollars)
Miverina @ ilay commentaire: tsy izahoihany fa na ny tany Mada aza nahita fa nisy ankizy europeanina tonga tany Madagasikara...Fa variana ilay fianakaviana nandray ireto vahiny...Efa lehibe daholo ireto ankizy fa dia tena 1 fois par semaine no nandro na dia nanao rano isa maraina aza...
ka marina hoe misy gasy fa misy koa any an kafa ary tena mahavariana hoe ahoana no hiainana @ ilay izy...Na dia ilay hatsembohana iny ve ahoana no fatory @ iny...
22. tess
(
13/07/2008 03:30)
:-D :-D :-D marina mitsy alou e!
vao omaly zao zà nanao magazay fa mandalo miserana eo am lay vazà tena maimbo mampiôka mankate hadoha be mitsy, tena ny olona voretra aloha tsy mifidy frontière izany e!
tsy misy izany hoe canada mandro dool na ny afrikan mamofona na ny euroepana malàny, fa ny havoretràna dia misy manerana ny tany io, ny hakamoana misasa hihihihih
vao omaly zao zà nanao magazay fa mandalo miserana eo am lay vazà tena maimbo mampiôka mankate hadoha be mitsy, tena ny olona voretra aloha tsy mifidy frontière izany e!
tsy misy izany hoe canada mandro dool na ny afrikan mamofona na ny euroepana malàny, fa ny havoretràna dia misy manerana ny tany io, ny hakamoana misasa hihihihih
23. ni81
(
13/07/2008 06:24)
Tena tsy mifidy frontière marina ilay havoretrana sy hakamoana midio io e! Fa ity vazà iray ity tsy hoe tsy misasa akory (namako ny zanany dia mandeha tao aminy zà) tena olona ambony satria architecte DPLG izy io, fa dia maimbo helika beuuuuuuu. Izy io tsy hoe tsy misasa fa ny lambany na dia efa madio aza d mijanona ilay fofon-kelika. Dia zà tsy nahasahy nanoro hevitra ary tsy nahita hirika nampidirana ilay citron na alamo tao amin-dry zareo mihitsy.
24. tess
(
13/07/2008 07:27)
ni81: jereo aloha sao lava volo helika lay vazà fa raha ny volokelika mitsy no lava dia mora mitera-pofona, sady mamindra be ireny lamba fitoeran'ny fofokelika ireny an! raha sola mitsy ny helika ka misasa isan'andro manisy anit-transpiration dia efa assuré ny fofona kosa
25. karinah
(
13/07/2008 08:52)
tena marina dol ireo fa ny vazà ihany koa midofaka rehefa mafana iny ny andro, amzay ny an'ny sasany mbola afangarony ranomanitra ndray le fofona tena, waaaaaaaakkkk! hihihi
Mahagaga ireny oul mitahiry loto am vatany ireny, fa na de ny hiaina am le izy aza ve tsy hanorisiry? marina fa oe mangatsika ny andro, fa manin rah mamàna rano rehefa tsy misy ranomafana ilay trano, fa de tehirizina eny ftsn ilay loto, tay aleo ve miezaka kely midio dia na ianao sambatra fa madio, ny henatr'oul koh amizay afaka eee, tsssss.... :lol:
Mahagaga ireny oul mitahiry loto am vatany ireny, fa na de ny hiaina am le izy aza ve tsy hanorisiry? marina fa oe mangatsika ny andro, fa manin rah mamàna rano rehefa tsy misy ranomafana ilay trano, fa de tehirizina eny ftsn ilay loto, tay aleo ve miezaka kely midio dia na ianao sambatra fa madio, ny henatr'oul koh amizay afaka eee, tsssss.... :lol:
27. ainaheri
(
13/07/2008 17:14)
iza no kamo mandro hampandroako,mety tsisy mikosoka angamba izy ireny lol :) :-P
28. ari.malala
(
14/07/2008 06:32)
ainacheri, za mandro isanandro fa tsis mpikosoka ny lamosina :^) :^) :-D :-D :-D :-D
29. ni81
(
14/07/2008 06:43)
ainacheri, za mandro isanandro fa tsis mpikosoka ny lamosina:lol: :lol: Ka inona no olana fa dia efa misy olona manolotena io e! Haingana fa sao misy misongona eo ka tsy ho voapandro! :-D :-D :-D
30. Rasiligaoma
(
15/07/2008 03:02)
rehefa mangatsiaka indrindra ary, ka mihazakazaka ka tsemboka nefa tsy nidio tsara , nefa avy eo miditra ao anaty zavatra mihiboka no mainka mampidoaka ny fofona isan-karazany
31. endrika01
(
15/07/2008 18:14)
Asa nareo raha mahatanty lay olona mahery fofona be ireny ny vavany.Tsy vanona ny hitapinorona eo anatrehany,ny hiteny tsy sahy satria sao tsy omeny valin-teny mahafa-po,hiondrika hialana pà @lay fofona,tsisy fika fa sao heveriny fa marefo @adi-hevitra raha vao mitanondrika eo. Olona mihaja zany a,ny nifiny madio de madio fa tsy aiko we de fofona inona loatra! Fa lay fofona alou na mangatsiaka na mafana de misy foana!Ny @mafana aza azoazo fa mba mitady rano avy ny pokona. Ndray andro zah nande Taxi-brosse niaraka t@reo bandy akama andeha hanao baolina,nisy vhv zay teo akaikinay no nipetraka ,fa zany wa,tena manandrina hoatrany ho vaky zany ny loha.Fofona lamoury aza wa azo leferina!Efa lasa izy avy eo,le fofona mbola teo foana,hozizy le kôfa sasany,mba mahasaky ihany leity zalahy ny lhl miaraka @iny! Asa na ny fanao anatiny no tsy misasa,na ny taovam-pananahany na izy 2 mitambatra fa eeeeie tena fanipanina mintsy wa:-D:-D:-D
32. ni81
(
16/07/2008 08:51)
Asa nareo raha mahatanty lay olona mahery fofona be ireny ny vavany.Tsy vanona ny hitapinorona eo anatrehany,ny hiteny tsy sahy satria sao tsy omeny valin-teny mahafa-po,hiondrika hialana pà @lay fofona,tsisy fika fa sao heveriny fa marefo @adi-hevitra raha vao mitanondrika eo. Olona mihaja zany a,ny nifiny madio de madio fa tsy aiko we de fofona inona loatra!Io dia hita matetika, satria na madio aza ilay olona dia misy tsy mety any anatiny any (marary vavony na aty) dia mahery be ny fofon'ainy; fa misy fanafody mahafaka azy anefa raha mazoto ilay olona.
33. dziana
(
18/07/2008 11:03)
Ny tena maha pire le izy kou nge de zao e :
sady kamo misasa nefa tia ty mihosotra karaza-panositra rehera ty ka aiza no tsy vao maika mifangaro le fofona e!
Za nefa lou tena mahatsapa oe tena à l'aise be le mandro rano mangatsiaka vao maraina iny an! sady tsy de mahare mangfatsiaka tsony refaveo;sa aona ouz nareo?
sady kamo misasa nefa tia ty mihosotra karaza-panositra rehera ty ka aiza no tsy vao maika mifangaro le fofona e!
Za nefa lou tena mahatsapa oe tena à l'aise be le mandro rano mangatsiaka vao maraina iny an! sady tsy de mahare mangfatsiaka tsony refaveo;sa aona ouz nareo?
34. Koditra
(
18/07/2008 13:52)
Marina dôlidôly ny voalazanareo.
Fa misy lafitsarany tokana ihany ireny fofona mahery vaika ireny : mandositra sy mitsoaka matanjaka ny moka =))
Fa misy lafitsarany tokana ihany ireny fofona mahery vaika ireny : mandositra sy mitsoaka matanjaka ny moka =))
35. ainaheri
(
20/07/2008 18:54)
Moka efa mosarena kou no mbola hidi-kizo @ zany klé =))=))=))=))=)))
36. dziana
(
21/07/2008 08:51)
:-D :-D :-D ka na ny moka aza ve sy ho torana amireny fofona ireny; raha tsy hoe moka mosarena oz ainaheri :^) :^) :^)
38. ainaheri
(
21/07/2008 09:36)
Mety alou ra zay no fandehany ee,mba manao ekonomika @ fividianana krema anti-moka :-D :-D :-D
39. Koditra
(
21/07/2008 11:58)
ainahery> @ alalan'ny fofona no amantaran'ny moka hoe misy olombelona ito na dia ao anaty maizina aza. Mis olo-pantatro zay mpitondra minibus mande province, @ alina lery matory ao anaty fiara, mitantara izy avy eo fa tongolo no zarainy 2 apetrany tadrifin'ny lohany (deux côtés zany), tsy misy moka manantona mihitsy eo @ tarehiny, ny vatany sisa mo zany mirakotra drap dia tsy olana.
Zao zany, raha ohatra elah ka mijoro miaraka @ olona iray @ andro hariva, elah kaikerin'ny moka fa ilay iray tsia, defa kôpy elah zany oe misy fofona tsy zakan'moka any @io olona iray io. :lol:
Zao zany, raha ohatra elah ka mijoro miaraka @ olona iray @ andro hariva, elah kaikerin'ny moka fa ilay iray tsia, defa kôpy elah zany oe misy fofona tsy zakan'moka any @io olona iray io. :lol:
40. ari.malala
(
22/07/2008 08:05)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) ndrekaky o =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))