mangatsiaka,hono,tsinona ny andro!
41. ainaheri
(
23/07/2008 05:06)
koditra>>efa tena mangeroka kou zany fofona zany ,nahatonga ny moka hiala bala an .....Milaza an'zany nareo fa misy ftona za mba mankany Paris d mba mandray metro,ra misy ireny SDF ireny ao anatiny;fa tena ataoko oe mahery marina enao ra mahatanty mijanona ao miotra ny arret 2,zany ka tena mihivitra ambakan'ny atidoha wa,mivoka avy eo ianao otrany mbola heno ihany ilay fofona manaraka ny akanjonao.......Ny tena @ zany mba mifidy ery oe ity malalaka aleo ato ,hay izy ity nitsoka doli ny oul klé :-P :wink:
42. ni81
(
23/07/2008 06:02)
koditra>>efa tena mangeroka kou zany fofona zany ,nahatonga ny moka hiala bala an .....Milaza an'zany nareo fa misy ftona za mba mankany Paris d mba mandray metro,ra misy ireny SDF ireny ao anatiny;fa tena ataoko oe mahery marina enao ra mahatanty mijanona ao miotra ny arret 2,zany ka tena mihivitra ambakan'ny atidoha wa,mivoka avy eo ianao otrany mbola heno ihany ilay fofona manaraka ny akanjonao.......Ny tena @ zany mba mifidy ery oe ity malalaka aleo ato ,hay izy ity nitsoka doli ny oul klé:-D :-D Nifangaro tao daholo ny fofon-toaka, ny sigara, ary ny fofon-kelika sy tongotra angamba izany :lol: :lol:
43. ari.malala
(
23/07/2008 07:33)
:? :? :? :-D :-D :-D :-D :-D :-D voa mafy ndray le cheri keliko zany ko :-D :-D :-D tonga d mitondrà air wick am manaraka e! :-D :-D :-D :-D :-D
44. ainaheri
(
23/07/2008 08:16)
ni81>> itanao eny @ arabe eny ry zareo tsy d heno ny fofony,mazava hoazy en plain air oupps,fa tao zany oa,tsy laitra aa,na voan'ny sery aza tsy mahatanty an'zany :-D :-D
aricherie>> zany ve itandro air wick ,fa aleoko miala mifindra fotsiny any @ ram hafa :-D :-D :-D
aricherie>> zany ve itandro air wick ,fa aleoko miala mifindra fotsiny any @ ram hafa :-D :-D :-D
46. 08051972
(
30/07/2008 20:02)
ni81:
Asa nareo raha mahatanty lay olona mahery fofona be ireny ny vavany.Tsy vanona ny hitapinorona eo anatrehany,ny hiteny tsy sahy satria sao tsy omeny valin-teny mahafa-po,hiondrika hialana pà @lay fofona,tsisy fika fa sao heveriny fa marefo @adi-hevitra raha vao mitanondrika eo. Olona mihaja zany a,ny nifiny madio de madio fa tsy aiko we de fofona inona loatra!Io dia hita matetika, satria na madio aza ilay olona dia misy tsy mety any anatiny any (marary vavony na aty) dia mahery be ny fofon'ainy; fa misy fanafody mahafaka azy anefa raha mazoto ilay olona.
ka mba ambarao ahy ary ilay fanafody ho ampiasaiko satria ilay patronko de tena maimbo vava be nefa de tia mihatrikatrika ery rehefa miresaka ! Tsy te hiteny aho hoe haodino ny ary ny vavanao fa mankaloiloy be le fofona ; fa mody ataoko fotsiny hoe marary ny andohako de aondriko ny lohako!!!!!
47. ni81
(
30/07/2008 20:23)
ka mba ambarao ahy ary ilay fanafody ho ampiasaiko satria ilay patronko de tena maimbo vava be nefa de tia mihatrikatrika ery rehefa miresaka ! Tsy te hiteny aho hoe haodino ny ary ny vavanao fa mankaloiloy be le fofona ; fa mody ataoko fotsiny hoe marary ny andohako de aondriko ny lohako!!!!!Ka tsy mitovy ny fanafody fanalàna io fofom-bava io ange e! Tokony ho fantarina aloha, satria ilay olona resahin'i endrika01 io izao lazainy fa madio be ny nifiny, nefa mety misy simba any anatiny any fa izy mitsiky no hitany teo; mety ho marary vavony na aty izy dia mivoaka fofona mahery ny vavany. Io fofom-bava io koa tsy tsapan'ilay tompony mihitsy matetika fa hafa ilay hoe fofon-tongotra na fofon-kelika tonga dia henonao tompony raha vao tsy milamina...