Fantatrareo ve?
1. dziana
(
28/04/2008 05:57)
Salut ndray nareo.Misy mahay ve izao zavatra lazaiko izao ?
Laratikahifha ky limamao liahaka alikaheo gavy lalhirolery lalaky ky damiky ametakaheo.Labofoa varomo e!
Bisous :wink:
Laratikahifha ky limamao liahaka alikaheo gavy lalhirolery lalaky ky damiky ametakaheo.Labofoa varomo e!
Bisous :wink:
novalian'i dziana ny 05/05/2008 10:39
2. ikotoleta
(
28/04/2008 06:40)
fa tsy mahafinaritra ny milalao aminao :-D :^) :evil: ^^ ;-) :-o :-P
6. mmmhh
(
28/04/2008 09:00)
Mahafinaritra ny milalao miaraka aminareo sady mampihomehy mamaky ny valiny alefanareo. Mazotoa daholo e! :wink:
tonde de 20/20
tonde de 20/20
7. dziana
(
28/04/2008 09:07)
nareo miitsy tena dizina ry kiadi a;mbola dizina foana ianao hatramizao an!.Fa i kotoleta oa sao dia tokony efa atao laoka amizay na atao kitoza ;sady tsis resak'alika ao na kely aza ry sytl a, =)) =)) =)) =)) =)) :-D :-D :-D :-D :-D :-D
8. kiadi
(
28/04/2008 09:18)
efa dizina wa enao de lasa tsy mahay manoratra tsony! io kotoleta ataovy tsay tôka
9. sytl
(
28/04/2008 09:57)
hita fa misy hoé "alikaheo gavy..."io,zany v tsy resak'alika! de misy oé "lalaky ..." zany ve rà avadika tsy manome hoé kilalaka tsy ampy "ka" kely fotsiny!! =)) :-w
11. dziana
(
28/04/2008 10:23)
aleo ataotsika sy kiadi tsaky ikotoleta fa enao koa to efa dizina be *2 noho za ;saingy enao lavitra loatra dia sy hita izay andefasana le tsaky ho anao; eny e fa labofoa ka ibaky aba likakao kiavi a!
14. dziana
(
29/04/2008 13:43)
Tohizo ny valiny hitan'i endrika01 dia vakio miadana fa mety marina .Zao ary e
manaova alphabet gasy de A > Z( tsis c, q, u, w, x ) dia avy eo manaova iray miverina eo ambany Z > A ka ny voyelles rehetra tsy misy miova @ toerany : ny A :A ihany E : E ihany .....
Mazotoa e .Dia hitanareo fa tsy misy resaka kilalaka sy resak'alika izany ao
Bisous daolo :P
manaova alphabet gasy de A > Z( tsis c, q, u, w, x ) dia avy eo manaova iray miverina eo ambany Z > A ka ny voyelles rehetra tsy misy miova @ toerany : ny A :A ihany E : E ihany .....
Mazotoa e .Dia hitanareo fa tsy misy resaka kilalaka sy resak'alika izany ao
Bisous daolo :P
15. tsiambaratelo
(
29/04/2008 14:02)
Zah kounkou mba hamaly!Ny hitako a,L lasa M de ny R lasa H,de de T lasa F,ny N lasa K ny G lasa S ny V lasa D de ny B lasa Z.Anjarany namana ndray ny tohiny :-D:-D:-D
17. endrika01
(
29/04/2008 17:53)
dziana:Ny valiny aloha efa nisy nammé ery ambony!Fa zah mbola te himémé @ny com\'s ny namana é,ny hitako de mitovy@an\'immmhh>ity ary é\"Mahafinaritra ny milalao miaraka aminareo sady mampihomehy mamaky ny valiny alefanareo.Mazotoa daholo(nisy fandrika teo @le we liahaka,sy lalhirolery zany é)fampiasanay tamkely refa miresaka!!!Mbola misy be de be fa tsiambara:-D:-D:-D
Tohizo ny valiny hitan\'i endrika01 dia vakio miadana fa mety marina .Zao ary e manaova alphabet gasy de A > Z( tsis c, q, u, w, x ) dia avy eo manaova iray miverina eo ambany Z > A ka ny voyelles rehetra tsy misy miova @ toerany : ny A :A ihany E : E ihany ..... Mazotoa e .Dia hitanareo fa tsy misy resaka kilalaka sy resak\'alika izany ao Bisous daolo :P
20. sytl
(
01/05/2008 14:37)
ie! fantatro!="MANINNY ZAHAKONOMINAMANGAZO",lasa ôtran'io léizy!! :roll: =)) =)) =))