Ariary zato am-pandriana tsss

1. hery ( 07/03/2008 08:28)
Raha gasy izao no nanao an'izao dia lazaina fa kamo lahy :-) http://hery.blaogy.com/post/4/4344
novalian'i endrika01 ny 14/05/2008 17:22
2. mansoor ( 07/03/2008 10:23)
ka zay lé tononkiran'lé mpihira zay hoé tsy misy asa ratsy fa mahavelona ô!,nefa ty izy toa mamono hozatra fotsiny eo!:-D
3. rapala ( 07/03/2008 11:12)
nefa ty izy toa mamono hozatra fotsiny eo!

marina mihintsy izany an, ary aha vao 22ans izy no tsy manao na in na in fa eo am-pandrina fôna ve tsy ho halemy raha mitohy izao, tsy ny hozatra ihany fa na ny taolana koa aza:!:
4. tsiambaratelo ( 30/04/2008 16:16)
Zah kounkou manao Arizato am-pandrina!Manetsetra eo nefa ny tongotra tsy afaka makaiza!Fa tsy tia matory hoatran'io bandy kely io,halemy eo ny hiafarany!:-P
5. Mio21 ( 02/05/2008 13:15)
Efa tsy Ariary zato apandriana tsony fa efa tena bobakabe apandriana. :lol:
6. endrika01 ( 05/05/2008 07:03)
Mio21:

Efa tsy Ariary zato apandriana tsony fa efa tena bobakabe apandriana. :lol:



Hita wa,io zao mofogasy 1 mbô azo,hi efa taloha be io oham-pitenenana io fa @zao vaninandro diavintsika zao efa tokony ho soloina hoe Ariary zato miliara am-pandriana sa tsy dakaoro nareo?
7. dziana ( 09/05/2008 10:42)
Ka manao ariary zato ambony latabatra aza mbola miandry fin du mois vao mahazo ka maika fa eo ampandriana !
Dia tratran'ny SIDA eo (tsy sida le aretina zany fa :Salaire Insuffisant Dès le debut de l'Année )
Asa alou e! milay be ny revin'nedala ra réalisable kou !
8. endrika01 ( 14/05/2008 17:22)
Zah efa niandry ARIARY am-pandriana fa tena tsisy nanatitra.Hi hi hi :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0904