mahavariana kely

1. rajoelina ( 07/03/2008 22:55)
Tsy mahatsiaro tena ve elaisany bandy fa tena tokony hasambatra ny maha lehilahy antsika manokana, tsy oe mampalahelo ny vehivavy akory fa ny akamaroany lehilahy dia maharaka ny fiainana avokoa nohony vehivavy.
Sahalany oe mahazo fafiny kokoa ny bandy noho ny sipa, ny fitiavan-tena-tsika lehilahy ihany no tena betsaka indrindra eo am-le fahatanorana.
Ny sipa mora voatsindry ny sipa ihany (oh: ratsy sy manja de efa tsy mifankahazo loatra, na samy hafa firenena fotsiny de efa misy voambanimbany, ary raha tsy misy bandy manaraka de efa miodikodina tahakany kodiarana).
Kanefa isika lehilahy na roa aza dia efa tsy olana eo amin'ny tsy fitovizana sy fahatsarana. Mazava ve aloha hatreo:?:

Raha dinihako tsara zany lay natoraleza dia haleoko kokoa bandy ihany, kanefa tsy azo hatao ny manambany vehivavy... Elah mety hiteraka sipa ohatra... de maheno bandy akama mamoaka resaka oe: haleo miteraka bandikely toy izay miteraka sipakely,,, hapetraka ny fanontaniana fa ahoana:?: samy manana ny havaliny angamba ny bandy tsirairay.:@

Elah ve ohatra raha mandinika lay clip nataony djrodman (Jerry Marcoss) http://www.dailymotion.com/related/xq63k_jerry-marcoss-amboara-sauce_parties/video/x138jw_dancehall-marcoss_music?from=rss (reveko be lay clip DJ ah). Jerevo tsara ny bandy rehetra dia jerevo tsara koa ny sipa rehetra. Ny bandy no tena hitako manala azy indrindra ao am-le clip. Diniho kely ange rehefa mande mirôzy iny elaisany ka miditra discotek lehibe indrindra aty Europa e... mbola tanteraka lay voalazany Baiboly oe: ny vavy ho any lahy fa tsy ny lahy ho any vavy... :°)

Lazaiko anareo ity satry isika am'zao fotoana izao miady amin'ny fitovizana amin'ny lahy sy vavy fa ny bandy mbola bandy ihany e.

Sa ahoana ry zalahy:?:

;-)
novalian'i tess ny 10/03/2008 20:57
2. mmmhh ( 08/03/2008 08:41)
Laaaaaava lôôôôôôôôôôôtra
3. xxx ( 10/03/2008 08:14)
aza mba dedaka hoao^oo^oo^o
4. ari.malala ( 10/03/2008 10:03)
mba namaky iany ah fa tsis loany sy vodiny tsis fitohizany le hevitra...
5. ikaretsaka ( 10/03/2008 20:31)
tsy azo mihitsy ny tian'ilay mpanokatra sujet .. aiza ny tsaok'evitra fa de coq a l'ane mandalo akanga sy vorontsiloza izy ity
6. xxxx1 ( 10/03/2008 20:56)
mifandipatra mitovy @ kofehy menan'i cazal ny hevitra avoakandrajou :-D:-D:-D:-D
7. tess ( 10/03/2008 20:57)
:-D:-D:-D:-D ho fitiniko kosa e!
ny bandy bandy ihany e! ny sipa tsy afaka hilahatra hitovy am bandy na vina na vina hono:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.8034