Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
spy
(
12/03/2008 15:35)
firmin / sereosereo / baholy
misaotra manime tonkira ireo sereosereo si baholy...
tohiny
andozo
(
12/03/2008 15:11)
mb meo iran'i mage4 te hiara-dia
za ry reto mba meo ny toninle iran'i mage 4 te hiaradia iny fa tena tiako be le izy:oops:...
tohiny
kelly13
(
12/03/2008 15:02)
hotellerie-restauration
ho an'ireo zay mba mahitahita @ resaka lalàna tokou, marina v fa tsy mba majoré izany ny karama refa jours fériés na week end refa miasa @ hotely na restaurant? d inn fotsiny zany no mba tombony a...
tohiny
novalian'i badboy ny 15/03/2008 11:26
xxx
(
12/03/2008 14:32)
Tokony ho xxx mihitsy
Amin'ity tranga anankiray précis ity, dia antony anankiroa no ilazako an'izany. http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m47d64de1a4165 dia fantaro ao ilay namana tiako holazaina. Tokony h...
tohiny
novalian'i Veloo ny 13/03/2008 16:46
kelly13
(
12/03/2008 13:32)
nems
bézoro dol!
ankoatra ny kotomila, pates blanches, champignons noirs, sira, poivre, d inn ry reto no tsara atao mifangaro @ le totokena mba hanome "gout original" kely ny nems?
miciii dol!...
tohiny
novalian'i gasyjean ny 11/10/2008 12:47
ronaldo09
(
12/03/2008 12:01)
Barea:Tsy misy mpanohana fa mpanakiana no betsaka!
Za gaga mihitsy amintsika mpandray anjara mavitrika eto amity takelaka natokana ho an'ny fanatanjahantena ity ary ny tiako hasian-teny dia isika mpitia ny baolina kitra :Raha ny lohahevitra mipoitra...
tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 02/04/2008 11:22
tslem
(
12/03/2008 11:57)
mba mangataka
Mba misy afaka manome ahy ny tonon'ity hira ity ve?
Nahoana ianao no tsy nety nilaza raha nanontaniako...
dia any @ farany misy hoe
tsy anjara ny antsika satria tsy taloha fa diso aoriana.
Dia i...
tohiny
novalian'i ni81 ny 13/03/2008 19:49
miora2008
(
12/03/2008 07:43)
fa misy inona eto amin'ity fiainana ity
tato ato mangatsiaka foana ny andro anefa mbola tsy azo atao hoe efa fotoanany izao raha jerena ny zavatra tsapako aloha : maimay ny rivotra politika eo aloha iny ny toe-karena koa etsy an-daniny tsy ...
tohiny
novalian'i ftlozy ny 27/03/2008 01:13
niryna
(
12/03/2008 03:13)
Ny tena namana
On peux être meilleur(e)s ami(e)s un an,
[img]http://allpoetry.com/images/ext/Item/1598/115.jpg[/img]
Très bonn(e)s ami(e)s l'année suivante,
Ne pas se parler souvent l'année d'après ,
...
tohiny
novalian'i niryna ny 18/05/2008 20:29
rajoelina
(
11/03/2008 23:17)
aza kivy fa vakio tsara
[b]sarotra ve ny manao namana vaovao[/b]:?:
za wa nipetraka rery teny an-dalana androany, tsy nahita atao, miandry olona (akama io andrasako io), manapotsipotsika portable no nataoko sady misiots...
tohiny
novalian'i tess ny 12/03/2008 17:13
rajoelina
(
11/03/2008 21:50)
EURO'08
Za maka France.
ary elah ronaldo09:?:
;-)...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 12/03/2008 21:22
xxx
(
11/03/2008 16:10)
taona ny prezida
mba misy mahalala ny taonan'i Didier Ratsiraka ve ianareo,mitady ny hiverenany ' au pouvoir " hono ry Ange Randrianarisoa ( Madagascar Tribune androany ), de ho lasa toa ny sovietika ve isika 80 ans n...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/03/2008 16:23
Mitah
(
11/03/2008 15:09)
mitady namana any cleveland Ohio USA
Sao dia mba misy mahafantatra malagasy mipetraka any Cleveland Ohio USA azafady indrindra. Hihaonana fotsiny fa tsy hipetrahana mandritra ny fotoana hivoriana any.Misaotra mialoha izay afaka mamaly.
...
tohiny
novalian'i Veloo ny 17/03/2008 18:00
ari.malala
(
11/03/2008 12:28)
partager tous tes rêves
Je veux partager tous tes rêves
Pour savoir combien tu penses à moi
Car j'ai bien peur que dans tes rêves
Il y ait d'autres filles que moi
Le jour quand nous resons ensemble
je vis dans le b...
tohiny
novalian'i Soniamada ny 18/03/2008 13:19
ftma
(
11/03/2008 12:12)
joyeux anniversaire methode
Na dia lasa lavitra aza njy aleo hametrahana hafatra eto ihany: joyeux anniversaire ary mirary ny soa indrindra, ho tanteraka daholo izay hirianjy :) de ho tratry ny ela indrindra.
Tsy manantena gate...
tohiny
novalian'i mihanta ny 18/03/2008 18:46
rohy
(
11/03/2008 12:09)
nanahoana ihany ny niafaran'ilay Yannick Noah botrabotra???
Sendra mba nanokatra an'io mantsy aho fa mba be mpitsidika ilay izy.Mba liana te-hahalala hoe inona no mahazo an'iYannick Noah kanjo zavatra hafa no tao dia resin-tory teo ampamakiana ireo hafatra be ...
tohiny
novalian'i yonikafopl ny 15/03/2008 22:34
madekely
(
11/03/2008 10:44)
sao dia mba misy manana...Dillie?
manao ahoana daholo e!
sao dia mba misy mananailay tononkira "tsy mitana (zay tsy tamana)" an'i Dillie ianareo?
misaotra mialoha e!:D:D:D...
tohiny
novalian'i madekely ny 16/03/2008 10:56
mazolazola
(
11/03/2008 10:29)
mitady lehilahy vady
mazolazola no hiantsoko ny tenako izaho dia mitady vady eo amin, ny 40 ans na 45 ans maximum frantsay ary monina ao frantsa fa tsy mifidy toerana ary manana anton' asa tsara.merci...
tohiny
novalian'i maryse13 ny 31/05/2008 00:55
ravatorano
(
11/03/2008 09:50)
Sera : io fa tratra ilay namono azy ary tena confirmé
araky ny voalazan 'ity gazety nivoaka androany ity izany dia tratra ilay nahavanon doza namono an'i Sera
[b]Assassinat à Ambohidratrimo
La bonne a avoué[/b]
mardi 11 mars 2008, par Nivo T. ...
tohiny
novalian'i mihanta ny 19/03/2008 10:38
havanan
(
11/03/2008 09:16)
Tsinay
Manahoana,
Mitady dokotera specialiste tsinay, na koa hopitaly azo anaovana radio tsinay. Misaotra betsaka....
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 18/03/2008 15:25
