Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 13/03/2008 20:26)
ny miss tsika volana May
ari.malala :D=D=D=D... tohiny
novalian'i karinah ny 14/04/2008 16:04
fijo ( 13/03/2008 19:55)
io finoana io wa ratsy
odorany ny fananany an-tapitrisa jeudi 13 mars 2008, par Nivo T. A. Imprimer cet article Enregistrer au format PDF envoyer l'article par mail title= Loza no nafitsok’ity raim-pianakavian... tohiny
xxx ( 13/03/2008 19:24)
virjiny
marary be ve amin'ny voaloany?... tohiny
novalian'i xxx ny 28/04/2008 11:10
ra8manana ( 13/03/2008 18:09)
rehefa zah zay no mamorona dinika xxx...
* Tsy mba misy namana mamaly an-le hevitra mintsy oe: nitontona t@ tany angamba enao xxx, mifoka rogony angamba enao xxx, be zesta enao xxx sns... Rehefa haseo anefa ilay PS, oh: [u]rajoelina[/u... tohiny
kiadi ( 13/03/2008 15:22)
tiako anao!!
inona tokoa wa no tena ba manintona anareo vehvavy ny mihaino azy refa miteny io frazy ray io ny lehilahy? je t'aime sa tiako enao sa oe babonao ny foko? sa koa oe "maro ny vonikazo fa ny raozy no ti... tohiny
rajoelina ( 13/03/2008 14:28)
Misy hifandraisan'ny amin'ny mpitondra fanjakana ve ny tsy mampandroso any Madagascar, mba ho firenena matanjaka:?: ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 21/03/2008 01:26
hery ( 13/03/2008 14:18)
In indray no manaraka ooo
Inona indray ny film vaovao fa toa izay alaina mandany andro fotsiny :-) Jumper ve milay? Vao hoe Matt Damon mantsy dia ohatran'ny manitona. ... tohiny
Alaina ( 13/03/2008 13:26)
Ny omby
Lesona tany amin'ny T4 angambany ny hoe tsy misy very mihintsy ny amin'ny omby: - Raha mboa velona izy dia azoampiasaina na hitarika saretsy na hiasa tanimbary na hanome ronono raha ombivavy - Ny ... tohiny
xxx ( 13/03/2008 12:18)
mitady vady
rangahy 43taona mitady vady 30-50 ... tohiny
rajoelina ( 13/03/2008 10:32)
un destino
Misy mitati-bolana aty amiko fa zao... Hay ve ity pachinot ity ka hiadivindri-zalahy mintsy ato @ serasera ato e. Enjana kou zany ah!!! Fa anga dia tena tsisy bajo maintsy any am-lisany any, kle... tohiny
tsiambaratelo ( 13/03/2008 07:15)
FOMBA MAHOMBY VE?
Raha tiana ahay ny zaza(mianatra)dia ilaina ny fanaraha-maso akaiky avy amin\'ny mpampianatra sy ny Ray aman-dreny.Fomba mahomby ve izany?Dia marina ve fa ahay tokoa ilay zaza?... tohiny
novalian'i endrika01 ny 06/05/2008 07:05
penina ( 13/03/2008 04:59)
serie tsara indrindra
Inona ry ireto ny serie amin'ny tele tianareo indrindra? Feux de l'amour sa Marimar sa Simpsons sa... Ny ahy toa Simpsons k'ityyy.... tohiny
novalian'i penina ny 16/03/2008 23:22
fijo ( 12/03/2008 23:12)
hay ve ra hery ity ka???
http://www.dailymotion.com/relevance/search/rija%2Bramanantoanina/video/x3p064_mila-tsy-rija-ramanantoanina-par-he_music... tohiny
novalian'i chrislyd2 ny 26/03/2008 15:47
kiadi ( 12/03/2008 22:38)
fanotaniana ho an'i hery
raha ohatra ve ka manakana olona tsy tina hanoratra de hitan'ilay olona io izy oe nosakanana?... tohiny
novalian'i kiadi ny 25/03/2008 12:05
kiadi ( 12/03/2008 21:02)
iza aza io ohh????
[img]http://img172.imageshack.us/img172/3458/kangouroubr8.jpg[/img] ... tohiny
novalian'i onjah ny 30/03/2008 18:05
rapala ( 12/03/2008 20:15)
lasopina tongontr'omby
izay mba mahay manao lasopy na tongotr'omby, misy namako izay manaizana d io no mba tadiaviny, izay manana r7 na sopapa @ fanaovana azy re! m'ci... tohiny
novalian'i mangidy ny 29/03/2008 00:19
rajoelina ( 12/03/2008 19:38)
RVG
Tokony handefasana hira malaza sy lamaody vahiny vao nivoaka ny RVG, fa makaleo be ny mihaino ny mozikagasy isan-andro. * Ny antony: misy gasy tsy mahay teny gasy kanefa ti hiheno RVG, ohatra raika... tohiny
booboo ( 12/03/2008 18:32)
te hihinana...
inona no motika tianao hoanina zao ? nenà kebab feno mayo sy frites feno mayo ! rhôôôôôôôôôôôô :miam::miam::miam::miam: ( aaa tsy manaizana zà kah :-D:-D:-D:-D )... tohiny
novalian'i pissoa ny 17/03/2008 16:50
bitrokel ( 12/03/2008 18:15)
lehilahy kely feo
fa inona no mahatonga ireny lehilahy kely feo ireny???ary matetika dia somary sarim-bavy foana izy ireny....!... tohiny
novalian'i melody ny 19/03/2008 14:32
rurik ( 12/03/2008 16:02)
boite a musique
za zany manamboatra kilalao peluce de mitady le musique ohatra we feona zaza na hira ilay ataondry zareo ao anatin'ny peluce reny sao mba misy mahalala we aiza no ahitana an'ireny ? ohatra we le si... tohiny
novalian'i rurik ny 15/03/2008 08:53
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 8.5469