virjiny

1. xxx ( 13/03/2008 19:24)
marary be ve amin'ny voaloany?
novalian'i xxx ny 28/04/2008 11:10
2. kiadi ( 13/03/2008 19:30)
andramo
3. ikaretsaka ( 13/03/2008 20:20)
rehefa tsy sure.. andramo
4. tess ( 13/03/2008 20:31)
ôtran'ny tsindromina ny antsy:-P
5. kelly13 ( 13/03/2008 20:34)
laingandry zareo zany fa tsy marary mintsy, andramo nge e :-P
6. kiadi ( 13/03/2008 23:47)
sa mahay tsy makarary :-D:-D:-D
7. Rasiligaoma ( 14/03/2008 04:13)
rehefa misalasala r'ianona andramo a!
samy afaka milaza izay filazany daholo ny olona fa raha te hitsapa ny tena marina aminao dia andramo ko
8. Jeankely ( 14/03/2008 05:10)
Ary miverina hatrany ity resaka ity. Midika izany fa hendry ary be no mbola tsy nandalo tsindron'antsin'ilay eo ambony ve? Lalana tsy maintsyaleha io raha hanambady fa tsy hanao relijiozy. Ny miteraka no mafimafy angamba. Aza atao kilalao io na marary na tsia. Tsy hatolototra izay bogosy mandalo rehetra izao fa tandremo.
9. tess ( 14/03/2008 05:56)
:-P
10. ari.malala ( 14/03/2008 07:59)
:-/:-o
11. kanota ( 14/03/2008 11:26)
Tsisy virjiny intsony ny mpiserasera. Efa galy fantsy daholo.
12. tslem ( 14/03/2008 15:44)
xxx:

marary be ve amin'ny voaloany?



ngah mila fantarina zany fa refa ao d ao koh :{
13. tslem ( 14/03/2008 15:45)
ninoninona mitranga d iaretana :cry:
14. Papoose ( 14/03/2008 18:30)
kanota:

Tsisy virjiny intsony ny mpiserasera. Efa galy fantsy daholo.



za mbola virja fa ahon?:wink:


:^)
15. sipagasy ( 14/03/2008 18:41)
mmhhh , misy raha la terre
16. milaibe ( 14/03/2008 19:43)
Indray mandeh ihany no nanindrona!!!mitady hanindro fanindrony ry poopoozy a!!!lol
17. vololomanitra91 ( 15/03/2008 08:29)
vitan'ny vehivavy rehetra kou ty ho vitadry????? :P:{
18. endrika01 ( 15/03/2008 12:42)
Maharary be hono,
19. Papoose ( 16/03/2008 02:36)
milaibe:

Indray mandeh ihany no nanindrona!!!mitady hanindro fanindrony ry poopoozy a!!!lol



za mbola tsy voatsindrona fa tena mbola jojopil be!
20. tsiambaratelo ( 16/03/2008 12:18)
:-w:-w:-w:-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2423