In indray no manaraka ooo

1. hery ( 13/03/2008 14:18)
Inona indray ny film vaovao fa toa izay alaina mandany andro fotsiny :-)

Jumper ve milay? Vao hoe Matt Damon mantsy dia ohatran'ny manitona.

2. ftma ( 13/03/2008 14:55)
Aty France aloha mbola malaza ilay film "Bienvenu chez les ch'tis" za aloha tena tsy nakafia fa tsy misy azoko izay lazandry zareo
10000 sy WALL-LE izao no hitako film tsara ho avy
3. tess ( 13/03/2008 15:03)
i Matt Damon tiko koa ka! na de hijery ny tarehiny fotsiny aza!
4. kelly13 ( 13/03/2008 16:06)
resaka inn mou le jumper? toa resaka any egypte sa inn tsara?
5. kelly13 ( 13/03/2008 16:08)
ah hitako ka, resaka teleportation hihihi! tsy haiko na ho tiko, jerena klou
6. kiadi ( 13/03/2008 16:22)
andao hiaraka ry kelly an!
7. kiadi ( 13/03/2008 16:31)
seance @ firy no enjehina ? de eo @ pont no fotoana an! :-D:-D:-D
8. comptezo ( 13/03/2008 17:10)
ratatouille :lol: nama tsara,na Tous à louest,na Asterix au jeux olympique na jumper;na je suis une legende(brrrrrrr):x;na Jonh rambo...:wink:Reo no hitako mba tsara na de anjazakely aza ny sasany!
Ny vaovao koa zao de le oe:50000
tsi aiko na tsara fa mbola tsitako
9. kiadi ( 13/03/2008 17:12)
milay ve ilay oe "je suis une legende" eh? in zao no tiko jerena
10. kelly13 ( 13/03/2008 17:18)
kiadi>jereo io je suis une legende io fa tsara! za klou tia e, de toute facon, refa tiko d tinao :-P
11. kiadi ( 13/03/2008 17:50)
:-D:-D
ary zay tiko ve ba tinao?
12. kelly13 ( 13/03/2008 20:32)
inn no tinao ohatra?
13. pissoa ( 13/03/2008 21:04)
Mbola tsy hitako io film io (tsy haiko akory aza hoe rahoviana no released aty aminay) ... fa toa tsy dia tsara raha ny rating ao amin'ny IMDB (sa tsy io ?!).

Hi hi, io ny ahy no fifidianako movies mantsy, lol. Jerena kely aloha ny rating sy ny user comments. :-D:-D:-D
14. kiadi ( 13/03/2008 23:49)
kelly>enao! de reciprokement zany oe tinao ko zah =))=))=))=))
15. ikaretsaka ( 14/03/2008 01:51)
jumper resaka le somary siansa fiksion spiderman sns de ieeee

le Indiana Jones vaovao izao no milay:-P
16. ravatorano ( 14/03/2008 05:46)
za aloha tia an'ireny science fiction ireny fa mbola tsy itako ilay jumper
ika
17. kiadi ( 14/03/2008 09:56)
:-D:-D:-D:-D
18. kelly13 ( 14/03/2008 10:30)
kiadi :-D:-D
19. kiadi ( 14/03/2008 12:29)
kelly13:

kiadi :-D:-D



:*:*:*:*:*
20. ikaretsaka ( 14/03/2008 15:07)
Ravato> hisy Indiana Jones vaobao (and the Crystal skul) mivoaka @ faran'ny volana aprily

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9297