rehefa zah zay no mamorona dinika xxx...

1. ra8manana ( 13/03/2008 18:09)

* Tsy mba misy namana mamaly an-le hevitra mintsy oe: nitontona t@ tany angamba enao xxx, mifoka rogony angamba enao xxx, be zesta enao xxx sns...

Rehefa haseo anefa ilay PS, oh: rajoelina...

* Dia krizy sy sahirana daolo ny akabeazany pokona.


Mba homeo ny hevitrao, inona no mahatonga an'izany?






2. cutie ( 13/03/2008 18:12)
:-D::-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
3. tess ( 13/03/2008 18:13)
aza lazaina tsony ny ps nao vaovao hoe i enric = rajoelina: salmo= salmo de ho fanina dool ny pokona:wink::-*
4. xxx ( 13/03/2008 18:26)
"Mora kokoa ny manapotika atome noho ny manapotika préjugés" -- Einstein

Vao mipoitra anefa ny ps sasany, tonga dia ny préjugés no tonga aloha. Efa noresahako koa io tato : http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m47d7e97fb9d69 na dia tsy mahazo (sy tsy te hahazo) aza ny sasany.

:arrow: Vahaolana = xxx
5. kiadi ( 13/03/2008 18:37)
tsy azoko klé!! sa zah ve tokony hifoka marizane?
6. xxx ( 13/03/2008 18:42)
7. tess ( 13/03/2008 18:51)
kiadi:

tsy azoko klé!! sa zah ve tokony hifoka marizane?
:-D:-D:-D:-D:-D


8. menalamba ( 13/03/2008 20:16)
Aoka ihany @ izao na tsy azo aza ry kiadi na tsy azo aza an..mifoka rivotra aza fann..ko maika marizane...:°)
9. xxxx1 ( 13/03/2008 20:31)
tsy mila manao xxx ela rasalmo fa mora fantatra foana ny firesakelah

ataovy ihany lesy rehefa mahafinaritra anelah le ataon'ny olona fimehezana a ! ny olona misy saina no afaka misaina. Ny anelah efa fantatra fa poakaty fa de anelah ny laka amin'y fanaovana dinika tsisy fotony
^:^^:^^:^
10. rajoelina ( 13/03/2008 20:48)
tsy mila manao xxx ela rasalmo fa mora fantatra foana ny firesakelah

non, i hery aza leisy efa mivaky loha mintsy vao mahafantra, vao maika elah ndray kle.

ataovy ihany lesy rehefa mahafinaritra anelah le ataon'ny olona fimehezana a!
milay zany amiko. Haleo izy hime fa tsy andoavambola izany.

ny olona misy saina no afaka misaina.
mahafinaritra izany.
Ny anelah efa fantatra fa poakaty fa de anelah ny laka amin'y fanaovana dinika tsisy fotony
misy maka ahy ato ah, fa saingy izy tsy hilaza ary izaho tsy hilaza an'elah zany maintsy.

;-)
11. ikaretsaka ( 13/03/2008 20:53)
mora tratra ialahy...misy fofona izay ny resak'ialahy dia rehefa avy eo tsisy lohany sy vodiny izay..
tonga de kopy ny pokona hoe rasal ndray izany fa niakatra ny moisson an'ny ps vaovao
12. rajoelina ( 13/03/2008 21:14)
ikaretsaka: tsy misy mpaminany intsony amzao fotoana zao leisy e. Ra mamorona ps vaovao @ ordinador anakiray koa zah, na eto ihany,,, tsy ho fantatry elah zany maintsy iza io...

Raha vao misy dinika vaovao tsisy lohany sy vodiny, na tsy tonga lafatra fotsiny de efa zah zay, ok? io fotsiny tadidian'elah.
13. rajoelina ( 13/03/2008 21:22)
tonga de kopy ny pokona hoe rasal ndray izany fa niakatra ny moisson an'ny ps vaovao
avelao izy ho gaga any fa tsy koi leisy e!
14. rajoelina ( 13/03/2008 21:24)
avelao ny pokona ho kopy any (no tiko lazaina)
15. Rasiligaoma ( 14/03/2008 04:23)
Rajou> idirako kely fa azafady: tsy resaka faminaniana ilay izy fa rakatra foana io
resaka lojik sy fahazarana no mitondra eo
16. xxx ( 14/03/2008 09:56)
aza atositosika ny ondry botry fa tsy fantatra izay hanao kambana hoy ny Ntaolo.
17. yonikafopl ( 14/03/2008 10:01)
xxx fa iza no manosika de iza no atosika???

rajou fantatra fona ny famindrany vo miala any, na de misolosolo akanjo sy manao degizman aza :wink:
18. ari.malala ( 14/03/2008 14:03)
nga nisy kalesa teo sa nitaingina kalesa d natosika? ary izay ndray le ondry eto? zany hoe sanatria lasa ondry ve rajou kely kle=))=))=))=))=))=))
19. tess ( 14/03/2008 14:57)
:-D:-D:-D
20. ikaretsaka ( 14/03/2008 15:30)
aoka kosa fa aza atao ondry kosa le akamanay le!
manjary ny fitombenany no atolotra kosa rehefa mangata-bady... aoka le
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5959