fanotaniana ho an'i hery
1. kiadi
(
12/03/2008 22:38)
raha ohatra ve ka manakana olona tsy tina hanoratra de hitan'ilay olona io izy oe nosakanana?
novalian'i kiadi ny 25/03/2008 12:05
3. mirianah
(
12/03/2008 23:20)
hahaha iza njay no tadiavina esorina ao , hita beuu mintsy nefany an !!! :-D:-D
5. cutie
(
12/03/2008 23:46)
tsy ouaina koa
afaka hanao in eo le oul nosakanana moa
na handefa hafatra aza izy tsy misy tonga any @ le oul nanakana=))=))=))=))=))
afaka hanao in eo le oul nosakanana moa
na handefa hafatra aza izy tsy misy tonga any @ le oul nanakana=))=))=))=))=))
7. milaibe
(
13/03/2008 01:24)
F'iza no tadiavilà ho sakakanana ? Autoroute tsisy radar io.hé!hé radem lesy a
9. yonikafopl
(
13/03/2008 06:39)
nena zao misy ps mbola tsy fantako mintsyyyyyyyyyyy,tsy de ary hitako mivezivezy eto, efa tam talouu be de nosakanany za de ny antony nataony we " ^:^=))tsy de tsara"
14. tess
(
13/03/2008 11:00)
yonikafopl::-D:-D:-D:-D
nena zao misy ps mbola tsy fantako mintsyyyyyyyyyyy,tsy de ary hitako mivezivezy eto, efa tam talouu be de nosakanany za de ny antony nataony we " ^:^=))tsy de tsara"
ny ahy ndray vedty reraka hono:^):{:-D:-D:-D
15. xxx
(
13/03/2008 11:26)
ary tsy mba misy moyen azo hanafenana azy angaha ao ry hery hoe atao tsy hitan'ilay olona hoe sakanana izy?
16. kelly13
(
13/03/2008 11:36)
ôtran'ny hitako oe tsy mety kosa ra oe sakananao izy nefa tsy hitany akory oe nosakananao izy! lasa mitsolatsolana miresaka b aminao izy ohatra nefa ianao nanakana azy! amiko lasa sous forme d'hypocrisie ra tsy hitan'ilay voasakana oe nosakanana izy zany e.
17. diamondra27
(
13/03/2008 11:42)
ratsy be zany manao net stop zany a!
virtuel koa mbola misy manao autostop ihany:lol:
virtuel koa mbola misy manao autostop ihany:lol:
18. tess
(
13/03/2008 11:46)
kelly13: ié! ny ahy aky marihiko tsara ny antony hanakanako azy ah! zà tsy mpanaka oul am tsy antony kosa anefa fa refa tsy te hahazo hafatra aminy tsony aho de sakanako! ohatra ireny mpanompa be ireny, indrindra fa ry zareo avy any egypte efa maro ihany , refa tsy manamptoana hamaliana enao dia ompa be mitsiny:-D:-D efa taloha elabe izany an!
19. diamondra27
(
13/03/2008 11:50)
tess : ka anontaniana iny koa , we naninon no nosakanana le ol
de ozy za we satria tsy mahalala fomba, tsy manao bonjour :-D:-D zay t@ le ol iray zay
de ozy za we satria tsy mahalala fomba, tsy manao bonjour :-D:-D zay t@ le ol iray zay
20. kelly13
(
13/03/2008 11:57)
za ndray manakana refa sakanana! hihihi! tsy manakana voalohany za fa ze manakana ahy d asiko barriere kou, ary tsy esoriko mintsy ny barriere-ko na d nanala ny barriere-ny t@ko aza izy :wink: