fanotaniana ho an'i hery

41. xxx ( 13/03/2008 19:06)
ary ilay manompa olona angaha mety:?::idea::!::arrow:
42. cutie ( 13/03/2008 19:08)
veloo
:-D:-D:-D:-D
43. ANARIM ( 14/03/2008 06:08)
oay, zà kai efa nanakana indrepa.... aza ny ataoko no atao hahahahaha (efa tam elabe zany)
44. tess ( 14/03/2008 06:33)
anarim: hihihihi! ny ahy efa maromaro ihany ka! fa izany hoe no aplikéko koa ilay fitaovana fanakanana:wink::-D
45. ari.malala ( 14/03/2008 07:31)
manin veloo no 8O8Ob mints? za ndray ky ra vo oul manadala ana zany d sakanako a! miala tsiny mints za! atao in ftrn le fanakanan ra ts aapesaina am ilàna azy?:-D:-D
46. yonikafopl ( 15/03/2008 22:20)
35. Mpandefa : cutie [ Valio ] 13-03-2008 18:55:53
Lohateny : Re : fanotaniana ho an'i hery
veloo
fiffi zany rabofy zany raha tsy fantan-jy
alefaso any @ fako @ zay ty dinika ty ry hery a


fa maninn ty resaka ty no alefa any am fako ry kala???:roll::roll:
so de njy azany no tokony alefa any =))=))=))=))
47. hery ( 15/03/2008 23:51)
Raha sanatria izao nisy niteny teto hoe "Ny ahy indray raha vao mamofom-pofona andevo dia sakanako" dia nahazo hafatra manokana aho hoe misy manambanimbany sns.

Ny zavatra tsy tian'ny olona hatao aminareo aza atao amin'ny olona.

Fako ity rehefa avy hitan'ny rehetra.
48. Veloo ( 16/03/2008 01:23)
so de njy azany no tokony alefa any


:-w:-w:-w:-w
49. ikaretsaka ( 16/03/2008 02:00)
tsy azoko ilay tian'i hery lazaina
samy mba milaza manao ny partage-ny kosa io hoe rehefa mamofona izao ry hery a:wink:
ohatran'ny heo ny ahy aky tsy tiako ny vadiko, ka tsy ampidiriko trano raha zao an: (dia samy milaza)
misy hoe raha mamofona pelaka, mamofona antikristy koa hono misy... mamofona mpisotro toaka..

Toa ohatran'izany le fandehan'ilay resaka eto....

50. Papoose ( 16/03/2008 02:42)
rojokssss daholo eeee:-D
51. tess ( 16/03/2008 08:06)
ka ilay mamomfompofona ireny ihany no namorona ity resaka andevo ity kou aiza kosa no tsy sakanana, :-P
izy aza mba milaza ny marina , milaza ny ao ampony sy ny ao antsainy fa tsy mamitaka:{
marina mitsy ny voalzan'ny hery rehefa tsy tiana hatao dia tsy manao olona:^)
52. tess ( 16/03/2008 08:11)
ampiako hosotra dibera kely lay fanazavàna teo

satria enao no nanao olona voalohany dia mahatatesa ny valiny
ary raha samy manao dia mahatatesa ny vokany, izay tsy mahataty mitomany......:-D:-D:-D
53. kiadi ( 16/03/2008 12:25)
sakaizakely:

za efa nosakanan'i salmo

tsy haiko hoe maninn

nefa za tiabe anazy sady tsarafanahy be aminy

kouny mo salmo kely malalan'ny foko ô (l)(l)(l)

=))=))=))=))

le sakaiza ndoza kay mapirafy doza anah!:evil::evil:
@ zay mapirafy anah @ salmôly:-D:-D,zah sy salmôly zany mpirafilahy?
mila halana devôll fa tssss=))=))

54. kiadi ( 16/03/2008 12:31)
nenah ange ry reto fanotanina manitikitika fotsiny mahita oe "namana nanakana ahy"! gaga zah oe raha misy manakana ve zah de ho hitako ilay olona manakana an'ah na koa oe hitako eto ve zay manakana anah satria efa ela ihany zay nahateto anah zay fa tsy bola nahita olona nanakana anah zany zah!
averiko fa zesita fotsiny io kay zany tena mety ilay iz
lasa nihitatra t@ resaka rabôff sy misy resaka andevo zany ilay iz!!
tena miala tsiny indrindra fa tsy niampoiziko tonga hatrany ty sizé ray ty!
55. kiadi ( 16/03/2008 12:32)
zao manjary alefa any @ zoridira ilay sizé!!
aleo ko ho any fa mihitatra be ilay iz!!
dry aloha sakaiza matiko raha hitako eh :-D:-D:-D
56. tess ( 16/03/2008 12:50)
ka resaka sakana sy ny antony sakana kosa tsy maitsy hoe tafiditra eo fa raha ny valimpanitaniana i kiadi fotsiny de hevitra roa ihany na efatra de tapitra ny dinika:-D
57. cutie ( 16/03/2008 15:33)
hery wa
ario @ zay ty :-D:-D:-D:-D
58. kiadi ( 16/03/2008 20:26)
laingany zany ry hery fa cutie arina an:-D:-D:-D:-D
59. ni81 ( 16/03/2008 21:02)
Raha sanatria izao nisy niteny teto hoe "Ny ahy indray raha vao mamofom-pofona andevo dia sakanako" dia nahazo hafatra manokana aho hoe misy manambanimbany sns.

Ny zavatra tsy tian'ny olona hatao aminareo aza atao amin'ny olona.


Tsy misy ho kianina izay voalaza, ary eto @ serasera eto dia hitako fa manaraka tsara ny dinika ny mpiandraikitra fa tsy toy ny serasera gasy hafa izay misy teny ratsy isan-karazany ka na dia misy aza ny fitarainana dia tsy miala eo ilay dinika.
60. tess ( 16/03/2008 21:13)
ni81::-D:-D:-D:-D efa dinika firy izao no lasa any am zaoridira any kou tsy misy miala am aon?????:-D:-D:-D taraiky ndray ni81 raha izany:-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3853