fanotaniana ho an'i hery

81. XxxX ( 17/03/2008 16:42)
Veloo:

ntsooooooooooo mifankatiava isika rehetra e
=D=D=D=D=D^:^^:^^:^^:^^:^:-*:-*:-*:-*


Mifankatiava ihany raha mbola velon'aina,
Tsy misy toy izany no mampifaly saina.
Ny maty efa lasa, tsy azontsika antsoina,
Isika no mikasa, ny ratsy ho adinoina.
Ny maty efa lasa, tsy azontsika antsoina,
Isika no mikasa, ny ratsy ho adinoina.


Fa raha tsy fotoana ela no ipetrahana eto,
Andeha re, andeha re mba hifamela,
Andeha re mba hifamela mba tsy arahintsento.
Andeha re, andeha re mba hifamela,
Mba, mba tsy arahintsento.


82. tess ( 17/03/2008 16:51)
:wink: amen:-*
83. ikaretsaka ( 17/03/2008 17:31)
zay io e.. rehefa mifanao moa de mifankatanty e
84. tess ( 17/03/2008 17:41)
zay mantsy! toa ny ankilany foana no omentsiny mantsy:-P
85. kiadi ( 17/03/2008 22:37)
andray fitenenana kely aho an! drum!drum!(mandeh ve le micro! 1,2,1,2:-D:-D:-D)
ny miteny oe "rabofy" tsy fanambanina,zah sy ny reniko ref mifananihany de antsoiko oe "rabofy"iz,filana kisa angamba no azo hilazana zany
ny miteny kosa oe "andevo" de fanambanina olona fotsiny zao zany,tadidio fa ny "nazi"nihevitra ny tenany ho "race superieur"de nakaiza iz zao,de ze enao gasy kely io indray ve no manambany olona milaza oe "andevo".
zah tsy miaro an'izan'iza na ko miditra @ adin'izan'iza fa zah aty antanin'ol, mila ravinahitra ary efa imbetsaka tratran'ny resaka "rascisme"ary ataoko angamba fa bedebe tsika ny gasy tratran'izany aty!
amiko manokana aloha ny manandevo olona de manao "forme rascisme".fomba fisainana tsy nety nanan'ny razanbetsika io amiko. fa tsy misy amiko ny havorazana sy ambany razana!omeo porofo arantsiantifika zah fa ny olona ray de avo razana ary ny olona ray de taranak'andevo!
zah kosa manaiky ary azo porofoina aratsiantifika fa misy ny "avo fisainana" sy ny "ambany fisainana".
samy gasy tsika!tsy mitovy fihaviana avy fa tsisy avo sy ambany razana zany!
farany:raha zah manokana aloha de izay manadevo olona no tokony tenenina mafy fa resaka "bofy bofy" zany tsy fanambaninana zany!
misotra betsaka tompoko! tiko doly nareo :*:*:*
86. tess ( 17/03/2008 23:56)
mazava! merci kiadi sahy nijor tsara tam hevitrao! io resaka manadevo io tsy lasa ary izany no antony nitarainan'ny namana fa tsy inona akory! nankarary azy ny nilazàna azy izany......
aoka mba tsy hiverina ato amin'ny forum tsony io resaka filazàna ny hafa ho andevo andevo io! na mihaino sy miteny an'izany aza ve tsy manelingelina ??????
na izaho tsy nolazaina izany aza mba tohina ny fo....
87. ari.malala ( 18/03/2008 05:57)
Merci kiadi sy tess!! voalazanareo ny marina tokony nambara!

lapino, raha ny fahatadidiavako d tany am 19è siekla tany no nanafoanana ny fanandevozana... fa nenareo moa izany tianaroe tazonina d nareo samy nareo mifankahazo resaka no mifanaova anzany fa za alou ts mahatanty e! tsoriko mints! ary dradradradraiko rentany rendanitra mints fa ts zakako zany ary halako mandrakizay izay manoa ana anzany.
88. tess ( 18/03/2008 06:15)
ka tena vitany sy hainy ery ny nandratra ny namana kanefa rehefa avaly aminy ny nafafiny malaky mimenomenona sy mkonetaka be tati-bolana otran'ny zazakely vao roa taona indray....tsssssssss
:°):°):°):°)
nefa mbola tsy manompa azy akory otran'ny fanaony amin'ny namana anie e!:-/ aiza izany raha tena ny vie privé no lazaina eto otran'ny nandotoany ny fiainan'ny hafa....mino kosa aho fa efa tonga saina izy, izy aloha dia tsy hita akory hoe niaky ny nataony fa pire aza no nataony kou! aiza no ho hadinon'ny oul ny ratsy nataony8-)
89. hery ( 18/03/2008 06:16)
ny ahy aloha raha ny mamako no misy manao an'izany hoe "rabofy" izany dia tena halako maizina. Aleoko indray izy atao hoe "andevo" satria raha tsy mitombona tokoa izany resaka andevo sy andriana izany dia tsy misy dikany na antsoina hoe andevo aza izy.

Tokony ho lojika fotsiny ange e.

Raha ohatra ka hoe ekena fa efa t@ 19e siècle izany resaka andevo sy andriana izany dia tokony tsy hivaky loha na atao hoe andevo sy andriana aza. Zah zao na misy miantso hoe "andevo lahy kely ity" tsy ivakiako loha. Fa raha misy manompa @ zavatra hafa aho dia tena halako mandrakizay :-)

Raha ekena fa tsisy andevo sy andriana intsony izao, dia na dia antsoina hoe andevo aza ianao dia tsy marina izany... :-) Fa raha vao mitroatra amin'izany ianao dia manaporofo indray hoe hay mbola misy andriana sy andevo.
90. tess ( 18/03/2008 06:36)
ka tsy voatery hitovy daholo ny olona tsirairay anie e! io lay lazaiko hoe samy manana ny sensiblité-ny ny olona tsirairay, ka raha nisy hatreny ampiandohàna ny fifanajàna hialàna amin'izany dia tsy hisy izany....
otran'ny ompaina ihany ny antsoina hoe andevo indrindra fa tsy andevo izy, izy aza antsoina hoe rabofy mikilay anefa fiteny io ary mbola ampisaina hatramin'izao.....sa dy efa somary nazavaina tary amin'ny dinika hafa anie fa misy hifandraisany ihany ilay izy !!!!:)
anefa izy ihany koa no nanomboka niantso ny namana tato rabainina dia izay no niandohan'ny hoe rabofy....;-) vao maika niampy ny fanazavan'i yonika dia tena misy ifandraisany ilay izy! ka tokony tsy ho tezitra raha izany:°)
NY ataonao ihany no mivaly aminao donko il faut assumer.

91. lapino ( 18/03/2008 07:32)
ari.malala> mety hoe nofoanana izy tamin'izany fa tsy foana. Mbola tena misy io hatramin'izao. Jereo amin'ny google ange ...
( zava-misy izany, na tiako na tsy tiako, na tianao na tsy tianao )

ps : tsy misy ifandraisany amin'ny adinareo ny zavatra resahako fa mba aza terena hiditra @zany ah :wink:
92. yonikafopl ( 18/03/2008 07:41)
ny ana kalou de aleoko :-$ , fa ny aza tratrako any amin'ny ankodimirana fa ataoko mamay :-D
93. ari.malala ( 18/03/2008 08:37)
hery, iee, raha ny mamako koa no misy manabofibofy d miady amiko tsara mints ary tena halako izay manabofibofy ny mamako, fa iny nga mamako! sad iz no nanao ana volou d ts maints atoko! zay le hoe ze ts tina atao am tena d ts atao aman'olona!!! enao no mahazaka sy ts mivakl na misy manao anao ho andevo aza fa za ts mahazaka hoa! za nge efa nitsotra e! efa niteny ah! raha tena misaina sy civilisée io ramatoa io d tokony ts niteny ana ho andevo, za nge hoa ts nangataka tany antranony ary ts novelominy ko andevondevoziny e!! jereo ny fanazavan'i kiadi fa io no manambara ny marina rehetra! forme de racisme izany, ary fanga izy no tena lafatra ndrindra eto ambonin'ny tany no izy no miseo manambany olona sy mandoto fiainan'olona??? de quel droit se permet -elle???

94. yonikafopl ( 18/03/2008 08:49)
Droit de racisme :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D=))
95. kiadi ( 18/03/2008 09:49)
lapino:

ari.malala> mety hoe nofoanana izy tamin'izany fa tsy foana. Mbola tena misy io hatramin'izao. Jereo amin'ny google ange ...
( zava-misy izany, na tiako na tsy tiako, na tianao na tsy tianao )

ps : tsy misy ifandraisany amin'ny adinareo ny zavatra resahako fa mba aza terena hiditra @zany ah :wink:


ka matoa elah miditra ato de misy hifandraisany zany !
96. hery ( 18/03/2008 10:26)

Izany hoe tsy aferako mihitsy ilay izy... ary tsy aferan'i lapino koa :-) (lazaivo miaro an'i lapino koa aho :-) )

Fa gaga fotsiny aho hoe mikitrana irery ve ny vy?

Maninona no tsy nisy niteny an'i baotiana (raha ps ato io) hoe andevo izy?

Ilay izy mety zavatra ifanaovanareo any ambadika dia izay tsy mahatanty (na ianao na izy) no miakatra en public.
97. ari.malala ( 18/03/2008 11:45)
hery, matoa ah nitaraina ts nanao in'in ah zany fa iz no nanomboka volou... efa voasakana rahateo mou iz sad tsy mila mirandray amnazy tsony mints kou za no efa fahavaloko iz ankehitriny d aoka izay
98. kiadi ( 18/03/2008 14:04)
hery:

ny ahy aloha raha ny mamako no misy manao an'izany hoe "rabofy" izany dia tena halako maizina. Aleoko indray izy atao hoe "andevo" satria raha tsy mitombona tokoa izany resaka andevo sy andriana izany dia tsy misy dikany na antsoina hoe andevo aza izy.

Tokony ho lojika fotsiny ange e.

Raha ohatra ka hoe ekena fa efa t@ 19e siècle izany resaka andevo sy andriana izany dia tokony tsy hivaky loha na atao hoe andevo sy andriana aza. Zah zao na misy miantso hoe "andevo lahy kely ity" tsy ivakiako loha. Fa raha misy manompa @ zavatra hafa aho dia tena halako mandrakizay :-)

Raha ekena fa tsisy andevo sy andriana intsony izao, dia na dia antsoina hoe andevo aza ianao dia tsy marina izany... :-) Fa raha vao mitroatra amin'izany ianao dia manaporofo indray hoe hay mbola misy andriana sy andevo.


tsy mandaha zany zah! raha olokafa miantso ny reniko oe bôfy de tsy zakako ! zany kosa amiko tsy manabara fa manambany ny reniko io olona io ! fa raha manandevo kosa de manambany zay!
za ko ange ry hery raha misy manopa anah oe andevo de mehezako fotsiny!na ny fianakaviko aza atao zany de mehezako fotsiny fa misy ny olona tsy mahazaka izany ary tena fanambanina io ! zah koa ange tsy miditra @ aferan'izy roa fa zany oe raha refasaka fanambaniana de ba mamôka ny hevitro zah! na raha sanatria aza enao io misy manambany de tonga ao na tinao na tsy tinao miaro anao satria tsy misy olona ambony fiavianana zany eto antany
mpanavakavaka no betsaka
99. diamondra27 ( 18/03/2008 16:19)
ary raha hoe: bofitraika

zay koa toa vao maika ratsy an

kiadi: humm nandray fitenenana mitsy ise an!
andriana hova andevo

ny andevo koa mbola mizara 3 avy eo
1ère categorie
2ème
3ème

de aiza ho aiza zany zao le izy
de misy koa ny esclavage moderne

de refa manao SM de misy ny esclave :-D:-D:-D
oui maître etc ...lol be

tsy refa mainty de andevo doly akory

fa ry zareo avy ao ambohimalaza kosa aloha hono de andriana doly an

100. diamondra27 ( 18/03/2008 16:23)
1ère classe sy 2eme sy 3ème classe manko e


le sujet zany de we: fanakanana ps

de za zao mahalala we iza le olona voasakan'i kiadi fa za tsy hiteny @n'iza na iza:-D:-D:-D

de izy koa zany tianao ve ?:-D:-D:-D:-D

kiadi ô: ahoana le sujet tiako ianao , mande tsara ve , efa mahay ti amo be zany zao sa aona
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3684