fanotaniana ho an'i hery

101. kelly13 ( 18/03/2008 16:26)
ra ny vaza no manandevo ahy tsy rarahako mintsy.
ra malagasy sahala amiko kosa no mba miseo manandevondevo ahy d izy no mbola andevo kokou noho izaho, indrindra @ fisainana ambanin'ny fôtra. nefa ho inn nefa ze andrina ra tsy teo ny andevo? mba lazao kely oe ry andrina reraka isany? samy mainty kely iany kou maninn no mifanandevo? tssss
102. penina ( 18/03/2008 16:28)
entre pa,

milay ve ilay gabone 101:?: :-D
103. kelly13 ( 18/03/2008 16:29)
penina>ié :°)
104. tess ( 18/03/2008 16:49)
efa hoe i rabofy ( tsy tononiko ny ps ny satria fa io no mendrika iantsoana azy noho ny fitondran-tenany tsy mendrika loatra) no fototry ny rehetra teto hatrizay! fa ho an'i izay tsy naharaka ny fandehany teto amin'ny forum aza malaky mitsara sy miditra ankelankelany.....ary manome tsiny ny ankilany foana....
i ari.malala tsy naninon-tsy naninoa azy dia nopaina fotsiny ho andevo, ary mbola naveriny sy namafisiny vao haingana teo io izy niditra rush......
ny dinika moa voafafa avy hatrany satria nitaraina i ari.malala.....
ny vy tsy mikatrana irery hoy i hery fa matoa mikitrakitrana dool ny vy de izy no nanao teto voalohany.....
105. penina ( 18/03/2008 17:04)
za mantsy poritra :°)

------------------------

kiadi:
andray fitenenana kely aho an! drum!drum!(mandeh ve le micro! 1,2,1,2 :-D :-D :-D)

apasio kely aloha
kiadi:
ny miteny oe "rabofy" tsy fanambanina, zah sy ny reniko ref mifananihany de antsoiko oe "rabofy"iz, filana kisa angamba no azo hilazana zany

Samy manana ny nitaizana azy fa aminay io fanambaniana. Ary afaka mahazo an'izany daholo angamba.
tess:
izy aza antsoina hoe rabofy mikilay anefa fiteny io ary mbola ampisaina hatramin'izao

...

ka tsy voatery hitovy daholo ny olona tsirairay anie e! io lay lazaiko hoe samy manana ny sensiblité-ny ny olona tsirairay

lojika
tany ho any:
izy no nanao voaloha

Raha izy izany no nanao voaloha dia tsy hisy intsony ny fifanajana. Eny fa na dia ho an'ireo mpamaky aza.

kelly13:
miseo manandevondevo ahy d izy no mbola andevo kokou noho izaho

Izay indrindra. Ny ahy indray na gasy na vazaha. :°)

Ny ahy io an'i kelly13 io no fombako. Raha misy manambany anao noho ny volokodita, vatana, taona, harena, fahaizana, ... dia mifalia fa misy olona ambany noho ianao.
Ka raha valianao amin'ny fanambaniana koa iny, dia mahalelova fa ambany noho ilay ambany noho ianao teo ianao.
Dia raha mamaly izy, dia lasa suite regressive... Izay no fahitako ny filozofia ambadik'ilay hoe: "mpiady an-tsena". Ireo miady ireo no lasa ambany kilasy indrindra eo amin'ny fiarahamonina.

atsipy ny vilia vaky :-D
106. tess ( 18/03/2008 17:20)
samy manana ny fandraisany azy ry p6 an!
ny ahy notsoroiko teto ny teotrako ! raha tsy avy mitsy izy hanazava ny antony nanopàna ahy nandotoana ahy dia raha mbola tsy afaka ny foko de tohizako ihany raha misy hirika hanambarako ny alaheloko taminy:-P
raha nilaza tsotra indray izy na teto na tany amin'ny hafatra na fone hoe tena miala tsiny fa izao sy izao de vita hatreo tsy nisy resaka tsony....
fa ny contraire n'izay no ataony mamorona ps maro atao avocat mpiaro fotsiny mpisolo vava azy! de tsy mety.....ka aza gaga ianareo raha isaky izay misy resaka mety hidirany dia milaza zé mba tiany lazainy ny victime-ny!
samy manana ny toetrany tsika tsirairay ka tokony hatreny ampiadohàna dia efa no eviter- na ny fanompàna sy fandotoana fiain'olona...


hoy i penina:
Raha izy izany no nanao voaloha dia tsy hisy intsony ny fifanajana. Eny fa na dia ho an'ireo mpamaky aza.

tsy voatery hanaraka sy hamaky ianao.....efa fantatrao fa tsy mikasika anao ka raha tsy mahalina anao mihitsy dia tsy hanokatra akory iny dinika iny akory aza enao.....:°)
ary betsaka koa anie ny dinika mifanalika any amin'ny sisiny any izay mahakamo koa ny mamaky azy donko tsy lmisy fanajàna ho an'ny mpamaky koa raha izany....fa hoy aho hoe forum ity, rehefa ady hevitra tsy fanompàna dia aleo hilam de hisesy!
atsipy ny vilia vaky
zé votsindrona marary:°)
107. ikaretsaka ( 18/03/2008 17:28)
izao ziany ilay heo politikan'izay manao voalohany sy mahatanteta sy valin-kitsaka e e..
dia ny fika @ io rehefa manao le ankizy de mba mianara mahatanty ny valinkitsaka an..

ny anareo any io ihany hoe manao manao de shefa voahosy mafy any @ maharary azy dia "hery oooo zay hoshen'ianona"!

ka ta hanao aminy eo koa, raha tadiavina le izy amiko!

Take care of your own mess ho'zy zalahy aty
108. penina ( 18/03/2008 17:33)
hihihi

Ny hendry ihany no anarina.

hahahaha, kotroka fito io wa fa tena tsy afona fatana. :-D
109. tess ( 18/03/2008 17:38)
hnedry de hendry tokotrany :°)
fa itanao olombelona ny tena
ka raha maràtra ny fo de......
efa nolazaiko anie fa zà tsy mety raha tsy mamaly faty e! raha zavatra tena tsy zakako an! sinon tsy de otrzay aho, ity efa lasa lavitra ny nataony ka
de aleo hifampitàna , mahatatesa wa!
110. lapino ( 18/03/2008 17:44)
Tsy lojika ianao. Azoko ihany aloha satria toa mbola entim-po foana :wink:
Tsy lojika hoy aho satria :

tess teo:
... de tohizako ihany raha misy hirika hanambarako ny alaheloko taminy ...
.....ka aza gaga ianareo raha isaky izay misy resaka mety hidirany dia milaza zé mba tiany lazainy ny victime-ny!

Io irika io misy foana. Afaka asiana idirany daholo ny dinika rehetra. Jereo fa dinika maromaro izay no tsy nisy nidirany sady tsy misy nifandraisany amin'ilay adinareo, kanefa dia nivily sy nivaralila. Ohatra vitsy fotsiny :
- ilay resa-tsinay
- ilay resaka xxx
- ilay "momba ny serasera" voalohany
- ity resak'i kiadi ity
Olona efatra samihafa no nanokatra an'ireo dinika ireo (raha tsy hoe nanao xxx nga i hery na kiadi na havanan), kanefa dia nitaraina daholo satria nivily ny resaka. Ary nivily nankany amina size iray itovizana daholo ireo.

Betsaka ny size nivika fa tsy ireo fotsiny. Noho izany dia tsy lojika izao lazainao izao :
tess:
tsy voatery hanaraka sy hamaky ianao.....efa fantatrao fa tsy mikasika anao ka raha tsy mahalina anao mihitsy dia tsy hanokatra akory iny dinika iny akory aza enao.....

Anaovy size manokana dédié ny resakareo dia tsy hamaky any ny mpamaky. Fa raha izay size kely innocents rehetra ity no hofenoinareo an'ilay ady, dia manampy an'i penina aho amin'ilay teniny hoe :
penina:
Raha izy izany no nanao voaloha dia tsy hisy intsony ny fifanajana. Eny fa na dia ho an'ireo mpamaky aza.
111. tess ( 18/03/2008 17:46)
penina an! enao ve efa nahita n'i Hannibal Lecter???otran'iny mitsy aho! domazy an!:°):°):°):°):°)
112. tess ( 18/03/2008 17:54)
lapino: ka aiza teto am sera aza enao no nahit dinika tsy nivika e! ny tiko lazaina hoe tsy nivoana tsy araka izay nentin'ny namana nanokafany azy:wink:

io toa samy efa nanao dinika HS doool sika retra knou! tsy misy na ny iraika aza nanaja io aloha
fa senja ity olana ity ve de oe zao e! iza no tsy efa nampivoana dinika tato e!
113. lapino ( 18/03/2008 18:02)
Ka ny sasany nge na mivily aza farafaharatsiny mba hoe :
- mba mankany amina resaka tsy mankalaony
- tsy lasa adiady
- tsy mahavaky taraina ny sasany
- mba resaka isan-karazany fa tsy dridrangilo zavatra iray fotsiny isan'andro vaky izao
- sns ...

Anokafy dinika style "vavolombelona" ireny hoa, dia tsy hamaky any izay tsy te hahita.
114. tess ( 18/03/2008 18:09)
fa taiza no nisy ady e!
filazàna ny hevitra no teo fa tsy ady
jereo anie ireny dinika ireny e!
tsy nisy niady mitsy fa refa i rabofy no miditra tonga de ady!:°)

refa dinika mivoana amiko dia mitovy dool
fa na drindrangilo na inona dia mivoana foana no anarany! :°) aza mamaky na miditra rehefa mahtsiaro vizana , ato aza i lapino tsokony tsy hiditra mahita hoe dridrangilo:-D
115. tess ( 18/03/2008 18:10)
tsotra fotsinu no havaliko! te hanao aminy eo!
izy angaha taloha tsy nanao dinika nivoana raha nanaraka tam xxx sy ny ps hafa ni harcèle mitsy aza kou! refa atao malaky maka avocat hiaro:^):°):-D
116. tess ( 18/03/2008 18:14)
fa taiza asehoy eto hoe ry la^pino izao sizé innocent retra nasianay ady izao.....????????
ENAO NIRESAKA TSINAY fa tsy tany aho azafady an! niteny fotsiny an'i ikaretsaka aho hoe andao hivoaka tato de zay...ankoatra io dia i rabofy foana no niditra tam ps ni provok! avy eo ho hanin'ny ankizy amin'izay de lasa ilay izy.....izay ane no ataoko oe refa tsy de araka lay fandehany aza manelanelana e!
117. lapino ( 18/03/2008 18:30)
tess:

aza mamaky na miditra rehefa mahtsiaro vizana , ato aza i lapino tsokony tsy hiditra mahita hoe dridrangilo:-D

Aleo tsy hampiako comment intsony e 8)
118. xxx ( 18/03/2008 18:41)
lapino:


Aleo tsy hampiako comment intsony e 8)

marina leisy ny an'lahy fa tssssss mankaleo be lé wawawa tsiss farany ato.:^):^):^):^)


119. xxx ( 18/03/2008 19:09)
"lapino":
Io irika io misy foana. Afaka asiana idirany daholo ny dinika rehetra. Jereo fa dinika maromaro izay no tsy nisy nidirany sady tsy misy nifandraisany amin'ilay adinareo, kanefa dia nivily sy nivaralila. Ohatra vitsy fotsiny :
- ilay resa-tsinay
- ilay resaka xxx
- ilay "momba ny serasera" voalohany
- ity resak'i kiadi ity
Olona efatra samihafa no nanokatra an'ireo dinika ireo (raha tsy hoe nanao xxx nga i hery na kiadi na havanan), kanefa dia nitaraina daholo satria nivily ny resaka. Ary nivily nankany amina size iray itovizana daholo ireo.

Betsaka ny size nivika fa tsy ireo fotsiny. Noho izany dia tsy lojika izao lazainao izao :
tena marina leisy io a!tena mankaleo ny mamaky ny dinika zao foana no mitranga!!!!!!
120. ikaretsaka ( 18/03/2008 19:31)
Tohiziko ilay lojika
dia matoa ireo nivily???
ao raha!
dia alamino mihitsy aloha i fotrotry ny "raha" fa tsy milamina mihitsy ny tany raha tsy milamina izay izany ko!
efa ireo izany ny porofo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1342