fanotaniana ho an'i hery

161. ikaretsaka ( 20/03/2008 15:37)
hahahaha
nataonao nihinan'ny nem aby ko

162. tess ( 20/03/2008 15:43)
ka lojik izany raha après ny film mihinana nem aby:wink:
163. tess ( 20/03/2008 15:46)
kelly: ny antsika ny tsinay efa blindé:-D
164. ikaretsaka ( 20/03/2008 15:59)
:wink:
165. kiadi ( 20/03/2008 18:00)
DE AHONA WA LE VOANDROKOOOOOOOOOOOOOOOO!!! maty ny bizinako
166. tess ( 20/03/2008 18:42)
tsy lojik tony ny vandroooooooooo eeeeeeeeeeeeee!:-D:-D:-D:-D:-D
tsy lojik hoy aho aminao satria efa mba miova ndray zao ny feeling fa tsy trako vandro foana:-D
167. ikaretsaka ( 20/03/2008 20:29)
izaho efa ataon'i keliterezy mihinan'ny nem-ny aby ko....
168. ari.malala ( 21/03/2008 08:12)
efa ni promettre aho tany hoany fa tsy hamaly eto intsony, fa ity no ho fandraisana anjarako farany @ ty dinika ity, tsy i tess na iza na iza no nampivika ny dinika teo fa i hery... raha ny fahitako anazy alou an! satria jereo fa samy nanao ny partage ny amin\'ny antsoin\'ika anie ny olona hoe refa zao no tsy zakako d voasakana e! d tonga i hery d nanisy b hoe
46. Mpandefa : hery [ Valio ] 16-03-2008 00:51:50
Lohateny : Re : fanotaniana ho an\'i hery
Raha sanatria izao nisy niteny teto hoe \"Ny ahy indray raha vao mamofom-pofona andevo dia sakanako\" dia nahazo hafatra manokana aho hoe misy manambanimbany sns.


Efa mazava moa ny voalazako momba ilay izy hoe efa nosakanako io olona io, efa tsy mila mifandray aminy intsony aho, manantena kosa anefa aho fa tsy hisy intsony dinika ka mba andraisako anjara d idiran\'io olona io hanambaniana ana! izay, mazotoa misera dool:-*:-*:-*
169. kiadi ( 21/03/2008 08:46)
zany eo ihany fa nosombain'i keliterezy ny bizinako!!vive la concurrence!hanao nem ko zany zah klé! nem au crabe? milay ve zany ry reto? sa nem au langouste?
170. ari.malala ( 21/03/2008 09:07)
zay alerzikana fruit de mer d t smazaka fa mazotoa omana ze mila e hihihi
171. yonikafopl ( 21/03/2008 09:40)
kelly, asa mou na zay tortor zay le fiantsoana azy, fa ilay manao menaboanjo reny de le faikana voandro iny no antsoina we tortor( sa inn mou??)

kiadi, ka amidio am keliterezy le vandro hanaovany sosy eeee, mifameno ny bizna amzay :)
172. kelly13 ( 21/03/2008 10:21)
yonikafopl>ah, tena tsy arako zay faikana voandro zay ka, fa nentsika ataotsika sosy milay fa tsy ilaina zany sosy vita @ faikana voandro. ataotsika prôdi dé liksa, hihihihi

kiadi>ôtrinn no maraotanao ny kapôkam-boanjo? za mantsy hiady varotra :°)

ari.malala>misy nem totoken'omby, sy totok'henamborotsiloza retsy ao a, hanaovana firy indry e? :°)
173. ari.malala ( 21/03/2008 11:32)
yonika, keliterezy, tôrtô ky le izy a:-D:-D:-D:-Dtadidiko marina tam mbola mpianatra ireny namidy tany ampianarana d ariary ny ray :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-Dhe izany fahiny toa nofiko ve ny fahiny oz le hira izay:(

keliterezy,sod b menaka b fa zay somary manana taovampandevonakanina sarotiny iany:°)
174. kiadi ( 21/03/2008 11:54)
keliterezy an! aleo fa amdiko aminao ny vandro de zah ko no mivarotra sakay de ba associé tsika eh
175. yonikafopl ( 21/03/2008 15:34)
kiadi , kelly =D

ari hay tokotrany torto hihihhihih
176. kelly13 ( 21/03/2008 16:38)
70% anà d 30% anao kaidi ok zany e!

alefaso ny comande hafa ô

ari.malala>aza matahotra njy fa tsihifintsika tsara @ sôpalin ny menaka d tsy hankarary tsinay anjy :wink:
177. kiadi ( 21/03/2008 21:43)
50/50fa aza fetsifetsy eo
178. ikaretsaka ( 21/03/2008 23:29)
ao 45/45 de anahy ny 10% fa tssss
179. kelly13 ( 22/03/2008 13:20)
kiadi>nenao voanjo fotsiny no mba entohanao, za menaka, hena etc... rariny io 70% anà d 30% anao io

iverrou>alaivo any @ kiadi ny 10%-nao fa nalainy ny bizna voanjonao

:-P:-P:-P
180. ikaretsaka ( 22/03/2008 20:38)
tendankanina eo fa harary tsinay eo koa fa ataovy moa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1227