fanotaniana ho an'i hery

121. tess ( 18/03/2008 19:34)
xxx: he he he he he he!:^) mamofona euh!

lapino: zé tinao iany fa adi hevitra io ! hevitra samy manana ny azy, samy te hanana raison dool! :^)
122. diamondra27 ( 18/03/2008 19:48)
o leiretsy e, ngah niala njay ny resaka tsinay ary le fo mbola ao ihany ve

zay vao azoko le tian ilapino lazaina fa heveriko fa we ni ntel tany aminao tany sy nanao andranomaso tany le ol lazaindry tess sy ika reo



iza miady ato , ndraso amboarina ny terrain , kiadi ; elah arbitre an raikitra ny mele leisy a:-D:-D


zao klou e : ze mbola tsy nahazo fitarainana no manenina
:

snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif:
123. tess ( 18/03/2008 19:52)
ka tsy mahatanty ny filazàna ny fahamarinana anie lay olona sasany de oe miady hono:-D

izay olona nandray anjara tato amity dinika ity ka tsy mifandraika am lohateny ny dinika koa izao dia anisan'ny nampivoana ny dinika donko.....:-w
otran'ny te hanarakaraka ny hafa fotsiny :^) itovizana ihany io e!:-D
124. yonikafopl ( 18/03/2008 20:38)
aleo haka plasy :-D:-D:-D:-D:-D
125. kiadi ( 18/03/2008 21:04)
aiza le vandro
126. ikaretsaka ( 18/03/2008 21:14)
mandray anjara fa tsy misy vandro amidy ato... voaroaka aby ze mitady hi bizna ato fa resaky ny acteurs ato fa tsy misy film jerena:-D
127. yonikafopl ( 18/03/2008 21:33)
ika, ka zahay mba mihainohaino sy mijerijery ny resaky ny akitera kouuuu, :-D:-D
128. ikaretsaka ( 18/03/2008 21:35)
d'efa aktrisy izany kooo.
efa mi act.. manao figurants
129. tess ( 18/03/2008 21:41)
[quote=lapino]
Ka ny sasany nge na mivily aza farafaharatsiny mba hoe :
- mba mankany amina resaka tsy mankalaony
130. tess ( 18/03/2008 22:09)
kiadi:

lapino:

ari.malala> mety hoe nofoanana izy tamin'izany fa tsy foana. Mbola tena misy io hatramin'izao. Jereo amin'ny google ange ...
( zava-misy izany, na tiako na tsy tiako, na tianao na tsy tianao )

ps : tsy misy ifandraisany amin'ny adinareo ny zavatra resahako fa mba aza terena hiditra @zany ah :wink:


ka matoa elah miditra ato de misy hifandraisany zany !


ekena!!!!!;-)




131. tess ( 18/03/2008 22:12)
lapino:



Anokafy dinika style "vavolombelona" ireny hoa, dia tsy hamaky any izay tsy te hahita.


hitako tsara mitsy enao niditra nandray anjara tamin'ny dinika vavolombelona nosokafan'i diamondra27, anefa milaza fa tsy tia drindrangilo:-P

132. ikaretsaka ( 19/03/2008 00:01)
mikarama otrinona kay izao avocats bedebe izao ry tess?:wink:
133. ikaretsaka ( 19/03/2008 05:28)
hery:

ny ahy aloha raha ny mamako no misy manao an'izany hoe "rabofy" izany dia tena halako maizina. Aleoko indray izy atao hoe "andevo" satria raha tsy mitombona tokoa izany resaka andevo sy andriana izany dia tsy misy dikany na antsoina hoe andevo aza izy.



aza ampidirina @ le resaka ity an..
fa de tsy mbola nisy niantso kosa ve ny bandy akama ra hery hoe.. iny i "Bofin'i lisany" rehefa mandalo mamanareo?
lainga kosa izay milaza fa tsy efa tratran'izany ny reniny raha mbola bandy e:-D
134. tess ( 19/03/2008 06:18)
ika: ka ny mahagaga maro ny dinika mivoana endrika drindrangilo araka ny filazan'i lapino, any rehetra any , mifanjinja mitsy aza tsy hita izy manelanelana raha tena tsy tia dinika mikorotana fa rehefa misy resaka rabofy ihany vao mahita lazaina foana....ka izany no ataoko hoe hay misy mpisolo vava:°):-D
sy izay dinika misy antsika ohatra....:-P
otran'ny hoe manaraka foana izany:-D
aza hadino foana fa ny dinika rehetra dia mivoana sy mihitatra dool fa tsy misy dinika tsy mivoana izany ...ary raha resaka famaliana dinika matotra samy mba mamaly dinika matotra dool ihany koa.....
aza afangaro ny atao hoe ady ady sy ny ady hevitra:wink:
135. yonikafopl ( 19/03/2008 09:29)
:roll::)
136. kiadi ( 19/03/2008 10:03)
eo le vandro eh!!
ika>aleo lesy ba ibizina kely fa tsisy sôsy fa sady lasa lafo be ny gazôly an
137. yonikafopl ( 19/03/2008 10:07)
:-D
138. kiadi ( 19/03/2008 12:50)
eo le vandro yonika an!
139. kelly13 ( 19/03/2008 13:15)
za manao bizna nems, 3 arifolo ny nems, alefaso ny commandes
140. ikaretsaka ( 19/03/2008 13:54)
kiadi:

eo le vandro eh!!
ika>aleo lesy ba ibizina kely fa tsisy sôsy fa sady lasa lafo be ny gazôly an


Raha te hibizna ialahy dia manaova mpisolo vavan'ilay ramatoa koa fa sosy be hono any

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2117