fanotaniana ho an'i hery
62. ni81
(
17/03/2008 06:19)
efa dinika firy izao no lasa any am zaoridira any kou tsy misy miala am aon????? taraiky ndray ni81 raha izany
Tsy azon'i Tess ilay resako. Ny tiako ambara dia hoe: tsara ny serasera.org fa tsy toy ireo serasera gasy hafa izay na dia efa misy mangataka aza ny anesorana ny dinika satria misy teny ratsy sy fanompana, dia mbola avelan'ireo mpiandraikitra eo foana.
66. diamondra27
(
17/03/2008 08:49)
kiadi: aza sakananao aza le namana miverina ao an!
ilazao i kiali le namanao mipetraka akaiky anareo iny fa manina hono le namany taloha de tonga soa ndray izy hoe

68. ari.malala
(
17/03/2008 09:35)
ekeko fa tsy mifandarika, fa aveiko amnao ny teninao aza hoe refa ts tiana atao am tenanao d aza atao aman'olona. Teneno an'izany ilay olona arovanao mafy d mafy.
70. hery
(
17/03/2008 11:59)
ari.malala> Efa niteny an'izany imbetsaka taminy aho dia nolazainy koa hoe miaro mafy anareo :-)
Hitako mitovy mihitsy ianareo. Satria ny anareo (andaniny sy ankilany) izany rehefa manohitra ny teneninareo dia lazainareo fa miaro mafy olona mifanohitra hevitra aminareo.
Averiko ihany hoe tahaka ny tsy hisian'ny tombotsoako manokana amin'i ari.malala no tsy hisian'ny tombotsoako manokana amin'ny namana rehetra eto.

71. lapino
(
17/03/2008 12:28)
ari.malala:Eny!
fa mifandraika ami'ny toetsaian malagasy nga hoa zany manandevo olona izany aza e! mba valio eto azafady
Raha ny toetsaina nentin-drazana no tianao hanontaniana dia eny no valiny. Satria fantatrao ihany ny tamin'izany fotoana izany.
73. cutie
(
17/03/2008 12:33)
63. Mpandefa : kiadi [ Valio ] 17-03-2008 09:18:17
Lohateny : Re : fanotaniana ho an'i hery
aza arina wa fa cutie arina!
eisy e :-D:-D:-D:-D
74. tess
(
17/03/2008 13:03)
ni81:
efa dinika firy izao no lasa any am zaoridira any kou tsy misy miala am aon????? taraiky ndray ni81 raha izany
Tsy azon'i Tess ilay resako. Ny tiako ambara dia hoe: tsara ny serasera.org fa tsy toy ireo serasera gasy hafa izay na dia efa misy mangataka aza ny anesorana ny dinika satria misy teny ratsy sy fanompana, dia mbola avelan'ireo mpiandraikitra eo foana.
hay ve e! raha ny fahazahoako azy izany dia hoe ny any ankafa avelany eo foana ny dinika na dia nisy fanompàna azy kanefa efa nisy fitarainana????:-P
ka tsy mazava tsara kou!:-/
75. tess
(
17/03/2008 13:06)
i ramatoa be kosa no nanomboka voalohany e!:roll:
avalin'ny ny olona aminy ny ataony vao malaky mitomany sy mikilay eo! pfffffff.....aza manao olona tsony am sisa raha tsy mahatanty izay ihany.....

77. ari.malala
(
17/03/2008 14:10)
tess, hihihi, za moa aky d aleoko sisa mangina fa za v hahazo poids noh oiny oul iny... he izany izy hoe ramatoa be..
lapino, tsy ny toetsaina taloha no teneniko fa ny amzao. Oviana no nofoanana ny fanandevozana?fa ts manin fa nareo v tsy hifampiaro lalandava e

78. tess
(
17/03/2008 14:15)
miray hevitra amin'i ari.malala, tsy fotô-pisainana ankehitriny itsony izany filazàna na fanavahana ny hoe andevo sy andriana izany, ary raha tsy andevo ny olona iray tokony tsy lazaina izany izy, samy manana ny sensibilitény ny oul ka izay no antony hamaliany andrabofy satria narary azy no nilazana izany....donko aza mora mikonetaka na malaky mitaraina fa notadiavina izany:°)
ny fiatsoana rabofy indray dia fiteny n'ireo tanora ankehitriny io ka mbola tsy maty hatram'inzao....
efa somary nazavain'i yonika tarokatra ny dikany ka ao tsara kosa ilay izy sa??????:-/

79. lapino
(
17/03/2008 15:30)
ari >
1. ka raha vao misy miteny kosa hoe : "toetsaina malagasy", dia ny malagasy moderna ve no eritreretina amin'izany sa ny Ntaolo nentin-drazana ? Nasiako precision ny ahy, ny anao tsy nisy.
Fa efa nahitsinao ny hevitrao aloha dia hoy aho hoe : "hay ve e! ka anao tsy nanazava ka!" :wink:
2. :-D:-D:-D:-D
Ahoako inona moa na iza andriana na iza andevo ? Inona no idirako amin'izay adiadinareo any ? Misy taovako moa sa vorivoriko no lazainao fa arovako eo ?
Fa nisy fanontaniana nipetraka fotsiny, dia mba nasiako valiny.

ari.malala:Mbola tsy foana ny fanandevozana. :-P
Oviana no nofoanana ny fanandevozana?