tiako anao!!

1. kiadi ( 13/03/2008 15:22)
inona tokoa wa no tena ba manintona anareo vehvavy ny mihaino azy refa miteny io frazy ray io ny lehilahy?
je t'aime sa tiako enao sa oe babonao ny foko? sa koa oe "maro ny vonikazo fa ny raozy no tiko indrindra ary maro ny tovovavy fa ianao no tiko indraindra"......
ba omeo sopapa oe azfdy !!
raha zah zao no manao oe " je t'aime" de iza no ba taitra amin'io nareo? :-D:-D:-D:-D
2. rajoelina ( 13/03/2008 15:33)
hevitro manokana.

Ra zah ny ôtrin'elah, mahita sipa taitaitra amin'elah manokana dia endraso maintsy lay sipa no hiteny voalohany oe: tiako elah kiadi.

Ny ataon'elah fotsiny de miaro azy tsy ho lasany bandy hafa, ary manao izay hitiavany an-lah manokana, ohatra: rehefa mba mande mivoaka iny elah de mba manamboamboatra sy madiodio tsara, miaraka fitaovana tsara sy mahay mandamina resaka.

aiza izy no tsy ho babo avy eo...

;-)
3. kiadi ( 13/03/2008 15:49)
:-D:-D:-D:-D
4. kelly13 ( 13/03/2008 15:58)
manaova madiodio tsara ry kiadi zany an, aza manao sasa-piso :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
5. tynah ( 13/03/2008 15:59)
Kiadi ah!!! tiako ianao!!!(l)
6. kiadi ( 13/03/2008 16:26)
tynah:

Kiadi ah!!! tiako ianao!!!(l)



ary raha izah zao no miteny anao zany de in tinao hitenenako azy?
7. endrika01 ( 13/03/2008 16:31)
Le mbola sipasipa ve ry kiadi?Zaho alou tsy mba tia miteny an\'io am kôfa é,lasa fahazarana be sy fitiavan-tena be,raha vady kosa klou way!Angamba tena mot magic,asa tsy haiko refa manambady aho dia zay vao ho hitako eo ny havaly an\'i kiadi hi hi hi
8. endrika01 ( 13/03/2008 16:31)
Le mbola sipasipa ve ry kiadi?Zaho alou tsy mba tia miteny an'io am kôfa é,lasa fahazarana be sy fitiavan-tena be,raha vady kosa klou way!Angamba tena mot magic,asa tsy haiko refa manambady aho dia zay vao ho hitako eo ny havaly an'i kiadi hi hi hi
9. kiadi ( 13/03/2008 16:41)
endrika1> raha enao ohatra de in tinao ilazana azy aminao ? teny gasy sa teny vazah?
10. endrika01 ( 13/03/2008 16:49)
Espagneole na Italien!!!(Te quiero)(Ti Amo)
11. kiadi ( 13/03/2008 16:58)
zany ve de romantika le!!
12. endrika01 ( 13/03/2008 17:10)
Le romantic alou tsy mba mon genre é,ié mety maro be ny lhl miteny we tony kou sipakely miseho...ka ny ahy ny fampisehona fitiavana hoan\'ny vadiko tazoninay ho tsiambaratelo hoanay samirery!
13. kiadi ( 13/03/2008 17:48)
:-D:-D:-D:-D
14. diamondra27 ( 13/03/2008 17:55)
rajoelina: ngah tsy hitanao fa efa sous ladosy aza kiadi koa

kell: efa hitanjy ve kiadi sous ladosy E, de manao sasapiso izy ao sa aona?

kiadi:[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Messages/0005.gif[/IMG]

[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Amour/WRITIN%7E1.GIF[/IMG]
15. kiadi ( 13/03/2008 18:19)
:-D:-D:-D:-D
16. pissoa ( 13/03/2008 18:28)
kiadi:

inona tokoa wa no tena ba manintona anareo vehvavy ny mihaino azy refa miteny io frazy ray io ny lehilahy?
je t'aime sa tiako enao sa oe babonao ny foko? sa koa oe "maro ny vonikazo fa ny raozy no tiko indrindra ary maro ny tovovavy fa ianao no tiko indraindra"......
ba omeo sopapa oe azfdy !!
raha zah zao no manao oe " je t'aime" de iza no ba taitra amin'io nareo? :-D:-D:-D:-D


asa fa tsy kabara :-D:-D:-D:-D:-D
17. kiadi ( 13/03/2008 18:42)
nenareo zany ry pissoa tonga de kotrana be fa tsisy sentimaka mintsy @ voalohany
18. pissoa ( 13/03/2008 18:49)
:-D:-D:-D:-D:-D

ahoana izany kotrana be ?!
19. milaibe ( 13/03/2008 18:52)
Ny sipa refa lazain'là de hoe parole e parole e parolé!!! De lazainy kou élà hoe lazainao an zany dôly zany sipa mahafinaritra an là ,io razoky tsy azo introduction ti amo fa tonga elà d eo no raisina!!!
20. tsiambaratelo ( 13/03/2008 18:55)
Tsy maintsy misy sentiments kah!Hi hi hi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2232