tiako anao!!

41. Papoose ( 19/03/2008 03:37)
kanota, iza no mitsaho virja??

kiadi, le "tiko tena" arahina action ohatra hoe safosafo na bizou na bitsibitsika na zay manaraka ny feelin miainga eo!:-D
42. melody ( 19/03/2008 14:38)
" je t'aime" de iza no ba taitra amin'io nareo?

efa deja vu daholo izany ry kiadi a, tsisy manaitra ny vhv intsony...action mandaitra kokoa nohony teny!!:-D:-D:-D
43. ftlozy ( 26/03/2008 18:37)
nena ny tiko le we AÒNA ENAO AMIKO hihi:-D:-D:-D:-D:°)
44. rakaroka ( 01/04/2008 19:14)
Ny ahy indray mahafinaritra ahy ny miresaka zavatra hafa fa amin'ny toa itony: tena ny "action" no "MAHALIANA" :roll: :?: :wink: ahy kokoa. Ohatra raha tolorana raozy mena be izy dia ahoana ny réaction-ny
45. tsiambaratelo ( 06/04/2008 11:05)
zah klou tsy mba tia loko mena ,
fa ireny tonga de mahadomelina,sady manelingelina !
raha manga dia tiako dôly! :-* :-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0559