tiako anao!!
21. pissoa
(
13/03/2008 19:00)
tsy amin'ny teny ihany no misy sy ahitana ny sentiments fa amin'ny fiainana. raha mijanona amin'ny teny ny sentiments dia "lainga" izay ilay teny (amiko manokana).
ny olona miteny hoe "ze t'aime" rahateo dia mety mandainga aminao, fa ny olona tsy miteny ... tsy mandainga mihitsy :) Mora ny mandainga amin'ny teny, sady toa mandaitra be hono iny amin'ny vehivavy. Fa sarotra ny mandainga amin'ny maso sy fihetsika ! Tanjemo fa misy ny feminine intuition :-D:-D:-D:-D:-D

23. milaibe
(
13/03/2008 19:01)
Rajou manoro vohana ngà leiti sipa paiso meti2 sy madio(zany dia efa mazava) fa mba eto restô.ciné.voyage. Tandremo fa mora fantatra kou ny panataka d kendreo tsara ny moment opportum hitenenana lay jtm!!! Okay
24. rajoelina
(
13/03/2008 19:03)
kiadi:efa izany elah, mbola mitady ravina aty iany:-D:-D:-D
tonga de birdé-na zany?
25. kiadi
(
13/03/2008 19:11)
zah lesy ry salmo tsy tia ravina fa nenah le tonga de vovony fotsifotsy an :-D:-D:-D
26. rajoelina
(
13/03/2008 19:22)
za mbola tsy nahita vovony leisy ry kabota, sa vovon-dakré fotsi2 zany kôzin-lah amiko zany? :-D:-D:-D
29. xxx
(
13/03/2008 21:02)
io ndray raha vao tsisy vaib de na hiteny inn na hiteny inn tsisy effet-ny
rehefa vokatry ny fo dia tsy mila mamboatra frazy fa na tanana mifangia na fijery mifanopy fotsiny dia efa ampy mampiakatra tosidra :wink:
rehefa vokatry ny fo dia tsy mila mamboatra frazy fa na tanana mifangia na fijery mifanopy fotsiny dia efa ampy mampiakatra tosidra :wink:
33. sipagasy
(
14/03/2008 18:51)
ouuups papoose hihih rehefa tena "en action" nga mahatsiaro tena intsony moa e! hihihih
34. sakaizakely
(
16/03/2008 09:04)
andramo ndray ny hoe "Tiko tena " :-D
=))=))=))=))=))
Papoose ity mahita tenenina
zaza maditsa an :-D:-D:-D:-D
kiadi> raha tsy misy santimaka de aza miteny fa poakaty be le zetem eo
rehfa misy santimaka de tsy mila miteny akory aza
37. Papoose
(
18/03/2008 04:17)
:-D:-D:-D manaraka action io mety tena excitant!:wink:
mampisaveraka sipa fa tsy za lo e! za tora-tsemboka fotsiny:lol:
mampisaveraka sipa fa tsy za lo e! za tora-tsemboka fotsiny:lol: