Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
tenagasy ( 10/03/2008 11:08)
mbô ampio e!
Mankamamy! Mba te-hangataka an'i [b]Majeur 7 - Bizou Minouminou[/b]iny ao @ RVG aho nefa mahagaga fa tsy mety. Jereko anefa toa ao anatin'ilay lisitra lava be ilay izy. Atao ahoana kay ny fan... tohiny
novalian'i tenagasy ny 10/03/2008 11:44
yonikafopl ( 10/03/2008 09:53)
Soeur Clara
Tsy haiko we aiza no tokony hasiana ity dinika iray ity, nataoko ato ihany nefa. Tena mba ataovy serieux ry reto aaa:wink: 1-Misy mahafantatra izany Soeur Clara any Mahajanga izany ve? 2-Aiza ho a... tohiny
mignone ( 10/03/2008 09:27)
sao misy mahalala
salii ! sao misy mahalala ianareo oe firy points no miala am permis raha tratra ny flash radar kay ? misaotra e !... tohiny
novalian'i Lantoer ny 23/03/2008 22:06
Rakotofaly ( 10/03/2008 08:44)
Vitamine E sy Aspirine isan'andro/nyrina???
Manahoana daholo ny mpiserasera, Mba saika hanontany aho, ny tena marina mila fanampim-panazavana amin'ilay hoe tena tsara isika raha mihinana Vitamine E isan'andro (raha maharaka ny vola hoy ianao... tohiny
novalian'i niryna ny 15/03/2008 02:32
xxx ( 10/03/2008 08:13)
Antenne
Angamba ianareo efa nandalo teny amin'iny faritra ankatso, ambohipo iny, fa dia mirentirety be daholo ny antenne eny, satria tena tsy mahazo chaîne mihitsy. Ary amin'ireny mirentirenty ireny aza, mbo... tohiny
novalian'i xxx ny 10/03/2008 18:55
palumpe ( 10/03/2008 07:27)
tononkira
MAngataka ny tonon'ilay hiran'i Bessa sy Lola hoe "Miala tsiny" Misaotra mialoha, Bizzz... tohiny
ari.malala ( 10/03/2008 05:22)
tratra ny mpanao ratsy
Miarahaba ny mpisera rehetra, Araka ny notanterin'ny vaovaon'ny RDB io maraina io dia tratra omaly ireo nahavanon-doza namono nahafaty an'i Tpkv Tatamo na i Sera, izay tsy iza moa fa ny mpanampy ta... tohiny
lazounet ( 10/03/2008 01:08)
sujet ho an'i Kiadi
[b]Inona no azo atao mba hampijanonana ny eritreritra mandalo?:-[/b]o:-/8O:^)... tohiny
rajoelina ( 09/03/2008 22:05)
fifidianana governa eto Espagne
Alahady faha 09 Marsa 08 hifidy ny espanyol. [u]Fanontaniana[/u]. ¿Quien gobernará España? - Zapatero* ;-)... tohiny
novalian'i Jeankely ny 10/03/2008 02:20
kiadi ( 09/03/2008 18:31)
eritreritra nadalo de tsy nijanona
euhh! miala tsiny fa nanana eritreritra nandalo zah teo de madrapahasokatro ito forum ito hilazako azy eto de lasa ilay eritreritra! tena nandalo tokoa iz ka tsy nijanona! tsy ba nahalala niandry ny a... tohiny
novalian'i ftlozy ny 27/03/2008 00:13
Razouzou ( 09/03/2008 17:38)
tsisy intsony ny FMF
Araky ny vaovao dia nanao conference de presse ny Minisitra Patrick RAMIARAMANANA fa dia noravana ny FMF ka dia delegation spéciale no hitantanana ny foot. Byebye FMF zay tsy namely mihintsy :lol::l... tohiny
novalian'i zandikely ny 09/03/2008 22:12
naughtyboy ( 09/03/2008 16:55)
asa nareo ry zalah ra efa sendra anitony..
tafaresaka tsy nahy t@ oul milaza ny lasa sy ny zv itranga aho ary fa maro2 ny voalazany momba ahy no mitombona,tsy napoiziko fa sipa namana zao le izy ary nisy oh.1 zay voalazany momba ny fianakams z... tohiny
razamble ( 09/03/2008 15:39)
Eliza Freda
Misy mahafantatra ny tononkalon'i Eliza Freda ve ? Ohatra : Ao ambany dongon-tany, ao anaty vatam-paty misy reny tsy miteny, hatry ny ela no tavela (Eliza Freda)... tohiny
novalian'i razamble ny 11/03/2008 21:13
ayle ( 09/03/2008 14:08)
pazzapa 5
slt,mba afaka mahazo ny tononkir,(pazzapa 5),THE REGRET NEVER IS BEFORE?misots mialou... tohiny
niryna ( 08/03/2008 23:14)
Mankanesa aty Amiko hianareo izay mavesatra entana
[img]http://onemansblog.com/wp-content/uploads/2007/09/funny_bike.jpg[/img] Mety mihoatra an'izao entana izay aza ny entana entintsika ao amin'ny fiainana isan'andro ,fijaliana,fahoriana,faharerah... tohiny
novalian'i niryna ny 18/03/2008 12:05
Lantoer ( 08/03/2008 21:35)
fandriampahalemana
Miarahaba antsika, Miantso ny Admin aho. Manoloana ny tsy filaminana mitranga eto amin'ny firenena malagasy, isan'ny fitaovana ifaneraseran'ireo jiolahy ny internet, ka iriana tokoa raha afaka mana... tohiny
novalian'i Lantoer ny 13/03/2008 09:57
rajoelina ( 08/03/2008 21:13)
pacha
Ra mpino, ratsy ve ny mi-PACHA:?: ;-)... tohiny
novalian'i fijo ny 13/03/2008 22:14
todisoa2 ( 08/03/2008 15:11)
arahaba oan vevavy reetra
Etsy.... ba n takolaka rooooooooooo.hihihihihi... tohiny
badboy ( 08/03/2008 12:42)
Pseudo
Tsy voalazandrahery ny momba ireo manana pseudo bedebe. Tena aradalàna ve ny fanana pseudo bedebe? Satria maro ny manana pseudo farahafahakeliny 3! Io no tena fototr'ilay fanompana, fandrangitana, ts... tohiny
sipagasy ( 08/03/2008 09:01)
Vday, androntsika vehivavy
Miarahaba ny rehetra aloha tratry ny 8 mars, tsy androany ihany no tokony ho andro natokana ho antsika fa tokony ho isan'andro, nefa moa...... Indro misy zava-bita kely atolotra antsika @ izany, ts... tohiny
novalian'i jogany ny 09/03/2008 06:12
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.3179