Liste des messages
Liste des messages, inserés par razamble, par ordre de date
razamble
(
08/05/2008 07:10)
Bebe Razanatompo ela velona 118 taona
Mba te ho ela velona ôtran'i bebe koa zà. http://www.madagascar-tribune.com/Bebe-Razanatompo-118-taona,6417.html...
suite
répondu par xxx le 29/05/2008 07:12
razamble
(
02/05/2008 21:35)
Mitady tranonkala manokana an'ny poeta gasy ankehitriny
Jiaby,
Tia tononkalo gasy aho ka mba misy afaka manoro ahy ireo tranonkala manokan'ny poeta gasy ve ?...
suite
répondu par zoukimi le 09/09/2008 20:04
razamble
(
20/03/2008 17:41)
Paska RNS hisy orana sy lanézy
Manahy aho rey olona fa hamirifiry ny hatsiaka any Vichy. Ny asabotsy dia hanorana. Ny alahady fanaovana finale dia hisy lanézy. Aza mitondra ankizy raha azo atao fa ndrao dia hanavy izy ireo !...
suite
répondu par tess le 24/03/2008 16:53
razamble
(
09/03/2008 15:39)
Eliza Freda
Misy mahafantatra ny tononkalon'i Eliza Freda ve ? Ohatra :
Ao ambany
dongon-tany,
ao anaty
vatam-paty
misy reny
tsy miteny,
hatry ny ela
no tavela
(Eliza Freda)...
suite
répondu par razamble le 11/03/2008 21:13
