pacha

1. rajoelina ( 08/03/2008 21:13)
Ra mpino, ratsy ve ny mi-PACHA:?:

;-)
novalian'i fijo ny 13/03/2008 22:14
2. ikaretsaka ( 08/03/2008 21:35)
rehefa tsy mkanimba ny consiansin'ialahy sy manimba ny fiaraha monina ary voa control an'ialahy ny tenan'ialahy rehefa any dia tsy ratsy .
na inona io na inona
3. Papoose ( 08/03/2008 23:41)
fin ko zany, tsy haiko zany ry rajou fa mba azavao kely a! za somary vendrana
4. ikaretsaka ( 08/03/2008 23:43)
mandeha boite ny pacha o
5. Rasiligaoma ( 09/03/2008 03:42)
tsy ny pelaka ve no mandeha pacha?
aty aminay manko ny pelaka no tia ireny techno techno ireny
6. razaordira ( 09/03/2008 10:41)
Tsy tokony ho ratsy akory ny mi-pacha raha ohatra hoe tsy manao ratsy ianao e.
Ny mi-kill no ratsy. :)
Sa ahoana ?


7. cutie ( 09/03/2008 21:08)
Rasiligaoma [ Valio ] 09-03-2008 04:42:16
Lohateny : Re : pacha
tsy ny pelaka ve no mandeha pacha?
aty aminay manko ny pelaka no tia ireny techno techno ireny

aty aiza io
8. cutie ( 09/03/2008 21:11)
Mpandefa : cutie [ Valio ] 09-03-2008 22:08:13
Lohateny : Re : pacha
Voalaza teo :
Rasiligaoma [ Valio ] 09-03-2008 04:42:16
Lohateny : Re : pacha
tsy ny pelaka ve no mandeha pacha?
aty aminay manko ny pelaka no tia ireny techno techno ireny

aty aiza io

efa voavaly ny fanontaniako:-D:-D:-D:-D
9. ikaretsaka ( 09/03/2008 21:45)
ary azo atao ve ny techno evanjelika? dia amin'izay mba mandrimandry ny sain'i salmo?
10. ari.malala ( 10/03/2008 13:17)
fa ts azoko e ,in no atao hoe fahotana?
11. Papoose ( 10/03/2008 13:38)
ikaretsaka:

mandeha boite ny pacha o

Misaotra tpk!
ary mety zay zany no niavian'lay teny hoe "mipachaka" satria mandeha mipacha de mipachaka tonga avy any!!
ahhh okkk!!:-D
12. fijo ( 12/03/2008 21:47)
hi hi ih kia papoose eee;
tsy misy zavatra ratsy letsy e,ny saina no manaratsy azy
13. Rasiligaoma ( 13/03/2008 06:23)
marina izany ouzz
14. fijo ( 13/03/2008 22:14)
saina daholo ny rehetra e,amboary ny saina de milamina ny taigna
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1282