Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Rakotofaly, milahatra araka ny daty
Rakotofaly ( 08/12/2009 07:32)
Constipation: tamarin na vômadilo ??
Manahoana daholo ny mpiserasera rehetra, Hono a! mba saika hanontany sy hila hevitra aho, izaho dia constipé matetitetika (indraindray 4 jours vao misy kanefa mbola kely fotsiny ihany sady mijaly n... tohiny
novalian'i Ratoa ny 16/12/2009 15:36
Rakotofaly ( 06/05/2008 06:56)
Marary vavony (tohiny)
Misaotra anareo rehetra izay nanome torohevotra sns… e. Izaho ity anie vao avy tany @ Dr PASCAL (Colonel) ao @ Hopital GIRARD (HOMI) e, ho antsika izay mahalala azy (Sce GASTRO: inona moa no tena di... tohiny
novalian'i niryna ny 19/05/2008 02:47
Rakotofaly ( 03/05/2008 07:58)
Marary vavony
Manahoana daholo isika rehetra mpiserasera ! Tsy izany mantsy fa tena mila vonjy e, marary vavony aho ka tena lasa miteraka korontana tanteraka ato anaty vatako manontolo ilay aretim-bavony. Misy rivo... tohiny
novalian'i manigasy ny 27/11/2017 06:34
Rakotofaly ( 10/03/2008 08:44)
Vitamine E sy Aspirine isan'andro/nyrina???
Manahoana daholo ny mpiserasera, Mba saika hanontany aho, ny tena marina mila fanampim-panazavana amin'ilay hoe tena tsara isika raha mihinana Vitamine E isan'andro (raha maharaka ny vola hoy ianao... tohiny
novalian'i niryna ny 15/03/2008 02:32
Rakotofaly ( 29/01/2008 12:55)
telechargement vidéo dailymotion.com
Manahoana daholo e! Mba mitady sopapa aho e, ahoana ny fomba hatao raha te hi-telecharger clip sy vidéo ao @ www.dailymotion.com ??? Misy logiciel mila installé-na ve sa ahoana ??? Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i xxx ny 20/02/2008 16:01
Rakotofaly ( 08/01/2008 14:12)
fanafody OMEGA 3
Manahoana daholo ny mpiserasera rehetra, dia arahabaina tratry ny taona vaovao 2008 daholo isika rehetra. Ka izao ary e! Mba te ahafantatra ny hevitr'izay olona efa nihinana an'ity OMEGA 3 ity aho, n... tohiny
novalian'i niryna ny 13/01/2008 06:18
Rakotofaly ( 26/11/2007 12:24)
finoana katolika
Manahoana daholo e! Izany hoe misy brochure(boky kely)iray nosoratana Zaïrois (Frère Jésuite) BAKAJIKA MUANA NKUBA mitondra ny lohateny hoe "RESCAPE DE L'ENFER" ary io boky io dia manenjika sy man... tohiny
novalian'i niryna ny 17/07/2006 20:48
Rakotofaly ( 26/11/2007 07:44)
sakafo andavan'andro ara-pahasalamana
Miarahaba antsika rehetra izay miserasera eto, Mba miangavy an'izay olona mahay momban'ny sakafo aho na koa olona manana traikefa momba izany ka afaka hanome karazana menu izay afaka hoarahina isan'a... tohiny
novalian'i niryna ny 01/12/2007 12:33
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.008