telechargement vidéo dailymotion.com

1. Rakotofaly ( 29/01/2008 12:55)
Manahoana daholo e!
Mba mitady sopapa aho e, ahoana ny fomba hatao raha te hi-telecharger clip sy vidéo ao @ www.dailymotion.com ??? Misy logiciel mila installé-na ve sa ahoana ??? Misaotra mialoha ho an'izay manome hevitra. Veloma indray
novalian'i xxx ny 20/02/2008 16:01
2. vakiniadiana ( 29/01/2008 13:29)
Hevitra voalohany :
midira http://keepvid.com/
dia copier ilay lien an'ilay vidéo ao @ dailymotion, dia clikeo ilay hoe "download" ao @ keepvid, dia avy eo anontaniany hoe aiza no asiana ilay vidéo :wink:

Ataony fichier FLV ilay video téléchargé, dia mila mi-installer VLC player ianao hamakiana azy

Hevitra faharoa :
Mozilla firefox ampiasaina rehefa manao internet,
hidiro ily lien ity:
https://addons.mozilla.org/fr/firefox/addon/3006
dia intalleo

mila re-démarrer-na ny firefox dia miasa ilay dowload helper

rehefa manokatra video daily motion ianao dia hisy ohatra ny sary voninkazo kely izay ery ankavanana ambonin'ny fenetre firefox, clikena fotsiny io dia mi-télécharge video dailymotion ianao. FLV koa ilay fichier dia mila mi-installer VLC player ihany koa izany ianao

Mety ? :wink:


3. comptezo ( 29/01/2008 16:37)
Za mahita hafa (sady mety mora kely).Tsy mila espace betsaka.Mitelechargerva(telechargeo) tsy fatako tsony. Telecharger TUBE MASTER(avy copier o ny eo @ lay hoe"permalien");ao mety telecharger daôly sady tsy mila logiciel graveur tsony no tsy de mavesatra.Ny "downloadhelper"ko lo mety fa mila espace betsaka sady mila logiciel graveur no mila logiel de "Internet video converter"(convertisseur de video ngamba)De mioccuper place be.:D.Tsy haiko na nahafapo na tsia.8O
4. ratonga ( 29/01/2008 22:28)
mer6 comptezo:-*
lé TUBE MASTER no nataoko tondé mety sady tsotra kely ny fanaovana azy. misôtra nizara é!:lol:
5. sariaka ( 30/01/2008 08:05)
mba hazavao izany fika amin'ny TUBE MASTER izany e fa tsy azonay:)
vakinadiana : tsy hitako izany sarina voninkazo kely ambony fenetre firefox izany:(:roll:
6. ratonga ( 30/01/2008 08:56)
télécharger-o TubeMaster 0.6 eto klikéna dé arao fotsiny izay vôlaza ao :lol:
mazoto é!:lol:
7. sariaka ( 30/01/2008 21:30)
ratonga efa miezaka manandrana aho efa installé ilay tube mastera fa tsy tafavoakako ilay eo @ adresse de video à telecharger eo, afaka manampy ve ianao amin'io ?
8. ratonga ( 30/01/2008 23:39)
ngà mila adresse de video à telecharger zany é!
sokafy lé TubeMaster eo @ bureau ra vô-installé tsara, misokatra avy éo ny fenetre "TubeMaster 0.7 Build 42 - GgSofts"
klikéo lé Tube Search soraty avy eo ny mpihira(na tsy aiko zé tinao..) tadiavina
kocher-na ny global search na fidio aiza no misy lé tadiavina (daily, youtube ......)
refa vita daholo zay dé klikéo lé loupy b eo @ àdte Search fa hivôka eo daholo ny klipy mikasika an'izay nosoratanao tery ambony vôloany, double klik sur la vidéo dé arao zé volaza
mazoto é!
9. comptezo ( 31/01/2008 07:47)
Tandremo nefa fa piraty hono no mitelecharger zavatra an :twisted:.Nefa ao Dago ao ve tsy enjehin'ny pra ra manao piraty.:?:
10. sariaka ( 31/01/2008 07:53)
misaotra e:):)
11. Kev ( 12/02/2008 09:38)
Manandrana anlay dailymotion zay dia mety layizy saingy tsy mety copier anaty balladeyr mp4 ireny lay fa ahona? Mba mila fanampiana!
12. ds ( 12/02/2008 11:30)
Kev>tsy maintsy avadika ho mp4 ilay horonantsara (flv) izay vao azo vakiana.
Ity manaraka ity sady afaka manakatra no mamadika avy hatrany : http://vixy.net/
Atao Adika/Apetaka ao aminy rohy, dia mifidy karazana famadihana fotsiny sisa.
13. comptezo ( 12/02/2008 16:46)
o^o
14. Kev ( 13/02/2008 06:06)
Merci! fa nareo sao dia mahita site fi-telechargena clip dia mba tonga dia efa format "mpg" lay izy fa tsy flv tsony?mba omeo ho anézay mahita! misaotra mialoha
15. comptezo ( 13/02/2008 14:49)
Telechargeo ndray zay le "internet video converter" eh!ao ndray enao manova ny format ze tinao.8):lol:.Fa le izy nefa ôtrany tsy mety telecharger na ratsy connecter en tant qu'Administrateur enao.Nefa andramo iany.:roll:
16. Kev ( 20/02/2008 06:03)
Sao dia mahafantatra site fi-tlechargena hira audio na mp3 nareo? Mba omeo ho an'zay mahalala! Misaotra!
17. xxx ( 20/02/2008 16:01)
toa mila programa ireny vao mivoaka kouh. Mety hahita mp3 amin'ny vahiny ihany anefa ianao ao anaty internet fa andramo tadiavina e, ohatra manao recherche ianao musique mp3 sns e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4344