Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rassyly ( 11/03/2008 08:27)
akory aby!Ho tretrika isika raha mihaona ary mifankatia
Salama daholo, eto Tana aho. Tovolahy irery ka mila tovovavy mba ho sakaiza... Misy tovolahy toa ahy koa ve ao? mila sakaiza koa ve ianareo sa izaho irery ihany no mangetaheta tou izany?... Ny tovovav... tohiny
novalian'i kissie ny 30/10/2008 06:50
peugeot ( 11/03/2008 07:50)
CLUB DE CELIBATAIRE ATO @ SERASERA ORG
eny ary :aleo ary samy manoratra ny PS eto isika ze celibataire ,de tsy maninona fa i [b]tess[/b] no efa atao presidente sa aona hoy ianareo .de samia ary manoratra ny PS any e ,de reglement oe tsy ma... tohiny
novalian'i wallace ny 21/05/2008 16:05
intsoa ( 11/03/2008 05:40)
Sitrakao ve/Rossy sy Joséphine
Miarahaba o!mba omeo ny tonon'ilay hiran'i Rossy sy Joséphine misy hoe "sitrakao ve ny handray ny tànako" iny ry reto zah zé manana!Misaotra mialoha o!... tohiny
Jeankely ( 11/03/2008 03:46)
"Community Participation" ve midika Fanohanana Fanjakana?
Raha mandrisika ny olona handray anjara amin'ny ho aviny; hifidy; hitady ny hevitra mahasoa azy ve midika fanohanana ny Fanjakana. Rehefa tsy manohana ny Fanjakana izany ve midika tsy tia ahalala izay... tohiny
novalian'i Jeankely ny 18/03/2008 10:54
penina ( 11/03/2008 03:16)
ay ay
Fa angah moa ny ay ay tsy hoe amin'ny alina ihany no mivoaka fa tsy mahatanty hazavana ny masony? Toa ny hazavan'ny kintana ihany dia ampy azy ijerevany. Dia ny toeran'ny kintana no amantarany ny toer... tohiny
novalian'i soanja ny 03/04/2008 14:44
ikaretsaka ( 11/03/2008 02:20)
Anaram-piangonana
Tsy haiko ity na tokony ho ato na ato na aia fa resa pivavahana ihany mao ka de: Ahoana tokao ny nahatonga ireny anarana fiangonana ireny.. tsy le hoe katolika sy protestant no tiako lazaina fa le... tohiny
ikaretsaka ( 11/03/2008 02:10)
Anaran-tananantsika ihany
Inona tokao kay ny anaran-tanana Gasy misy hoe alahady Ohatra hoe: Alatsinainy Bakaro Talatan'Apano, Talatan'Ivolonondry Alarobia an'Amboniloha Alakamisin'Itenina An-joma Kely Sabotsy Nameh... tohiny
MimiSimply ( 10/03/2008 23:53)
blog.fr
Manao ahona daholo... fanontanina tsotra kely: misy manana blog ao @ blog.fr ve? misy probl mankony ao @ blog-ako fa tsy misy "aide" ao @ le site :roll:... tohiny
lazounet ( 10/03/2008 23:51)
Nandalo tampoka ny eritreritra dia io....
Nahita an'ilay sujet, "hiram-pirenena " teo aloha aho, dia nadalo ny eritreritro hoe :"hirotsaka ho filoham-pirenena" aho atsy ho atsy ka ho anareo izay manam-paniriana ny handray anjara @ governemant... tohiny
ratonga ( 10/03/2008 22:44)
NY ITIAVAKO ANAO
http://www.dailymotion.com/relevance/search/BESSA/video/x1essr_bessa-lola-ny-itiavako-anao_music... tohiny
jeanlucarsene ( 10/03/2008 20:54)
mitady an'ilay hira hoe ny vomaintilany
mitady an'ilay hira hoe ny vomaintilany hiran'ny Solika... tohiny
Razouzou ( 10/03/2008 19:29)
FIFA VS MADAGASCAR
tsy mamely mihintsi ny fitondrana am zao fotoana zao. Zay de noravaina am zao ny FMF noho ilay rotaka tany mahamasina.Araka ny vaovao de hahazo "sanction" i madagasikara ka mety tsy hanao eliminatoir... tohiny
novalian'i penina ny 24/03/2008 17:47
lagoon ( 10/03/2008 19:12)
Vahoaka Jiosy;angano angano,arira arira!
Ity ny tantaran'ireo Khazars izay manjaka ankehitriny ao @ Knesset sy eran'izao tontolo izao. Jiosy sandoka izy ireto,ary ireto no tena antsoina hoe sionista. Anjaran'ny tsirairay ny manavaka ny mar... tohiny
novalian'i niryna ny 05/04/2008 04:13
veromahefa ( 10/03/2008 16:09)
5 volana an-kibo dia efa ateraka
Navoakan'ny fampahalalam-baovao tamin'ny faran'ny herinandro teo fa aty ampita dia efa mahatratra 40isan-jaton'ny vehivavy izay hiteraka no manatanteraka izany eo anelanelan'ny faha 5 ka hatramin'ny f... tohiny
novalian'i Ratoa ny 19/08/2008 16:29
ronaldo09 ( 10/03/2008 15:09)
rajoelina sy barca mihinanany anganony foana
Resy an-taniny ndray ny Barca omaly ary 3-1 fa nolavina ny baolina fahatelo matin'ny Vilareal!!!I Real anefa nandresy an'i Espanyol 2-1 ary manana isa 62 izao ary isa 8 be izao no elanelan'isa zany m... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 11/03/2008 12:33
Antsatnk ( 10/03/2008 14:03)
Nitapao ny sambo Aiza i Kapiteny?
Naka namana vaovao aho taty aoriana.Tonga tao antrano tampoka anefa ilay tsy hita efa ela.Iza ary no ho tanana le taloha sa lay efa tao an-trano?... tohiny
novalian'i xxx ny 12/03/2008 13:55
tslem ( 10/03/2008 12:31)
inona no mahatonga an'izany?
Hono ho aho, isaky ny hamaly hafatry ny namana aho dia eo am-panoratana eo tonga dia mivadika boite de reception foana, ny hafatra tsy voasoratra sady tsy lasa mazava ho azy, moa ilay izy tsisy brouil... tohiny
novalian'i ANARIM ny 14/03/2008 06:14
niryna ( 10/03/2008 12:01)
Katesizy?Inona izany? Fan.. sy Valiny... ho antsika rehetra.
Ny fahasoavan'ny Tompo anie ho ao amintsika tsirairay avy hatrany.Ny fiadanana ,ny fitiavana ary ny famonjena no hirotsaka ao amintsika isan'andro isan'andro. Amena Fisaora hatrany no atolotro ho ant... tohiny
Fody ( 10/03/2008 11:23)
adihevitra, dinika....?
Somary mahavarina ihany ny fomba fiadiantsika hevitra ato, ary somary mahamenatra ihany indraindray. Ataoko fa tsara raha mba asina fibebahana kely izany amin'izao fotoana fihomanana amin'ny Paka izao... tohiny
novalian'i cutie ny 15/03/2008 23:42
diamondra27 ( 10/03/2008 11:23)
jery atrika
hono ho aho , tena lasa ny saiko fa tsy hitako manko ze tena fandehany any dago any @ zao fa mbola manao jery atrika ve ny olona refa mande ty hira ty: http://www.dailymotion.com/playlist/xal4t_rjmfl... tohiny
novalian'i bobone ny 27/03/2008 14:03
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.5504