rajoelina sy barca mihinanany anganony foana
1. ronaldo09
(
10/03/2008 15:09)
Resy an-taniny ndray ny Barca omaly ary 3-1 fa nolavina ny baolina fahatelo matin'ny Vilareal!!!I Real anefa nandresy an'i Espanyol 2-1 ary manana isa 62 izao ary isa 8 be izao no elanelan'isa zany midika famanjaka i Real!!!Dia mba ampio ry lohan'akanga (Henry ) sy Ragidro (eto'o) ry rajoelina fa mamo angamba ry lerony !
Real Madrid leity Real Madrid a!!!:-D:-D:-D
Real Madrid leity Real Madrid a!!!:-D:-D:-D
novalian'i ronaldo09 ny 11/03/2008 12:33
2. Samoana
(
10/03/2008 15:57)
ronaldo09:
...sy Ragidro (eto'o)...
Tsy fiteny izao Razandry bôgôsy fa mba manàna fo spaoro a
3. ikaretsaka
(
10/03/2008 19:40)
nena quintais ihany no mba haiko @ izany resaka rehetra izany ry samoina
6. Lantoer
(
11/03/2008 00:01)
Ny ahy samy tiako na real na barça!
Araho aloha ny Champion's League de avy eo miresaka. Averiko indray fa reveko na barça na real.
Araho aloha ny Champion's League de avy eo miresaka. Averiko indray fa reveko na barça na real.