inona no mahatonga an'izany?
1. tslem
(
10/03/2008 12:31)
Hono ho aho, isaky ny hamaly hafatry ny namana aho dia eo am-panoratana eo tonga dia mivadika boite de reception foana, ny hafatra tsy voasoratra sady tsy lasa mazava ho azy, moa ilay izy tsisy brouillon oe hiterizana an'ilay nosoratana teo dia lasa départ à zero ndray ny cerveau, hany ka tsy tadidy hatran g nosoratana teo fa nanjavona.Ka inona kay no mahatonga an'izany fa toa tsy lasa kooo :idea:
novalian'i ANARIM ny 14/03/2008 06:14
4. ANARIM
(
11/03/2008 05:52)
lol
ny mahatonga le izy tsy fantako, fa ny sosokevitro d izao : isaky ny handefa hafatra, dia soraty any am traitement de texte aloha le message (ohatra oe sokafy ny microsoft word) d rehefa vita tsara amin'ny tena ilainao azy, dia izay vao sokafy ny fandefasana hafatra, dia ataovy copie collé vetivety eo d avy hatrany d "alefaso"
lazao ny tohiny... d sikss fona

5. Rasiligaoma
(
11/03/2008 05:57)
mitovy hevitra amin'i anarim
na blaogy io na inona dia ataovy copie coller

6. tslem
(
11/03/2008 06:50)
Dia isaorana indrindra ianareo nanoro hevitra fa dia izay tokoa izany no atao, angamba ny olona mandefa hafatra ho ahy d gaga mitsy oe maninn aza ity tslem ity tsy mba mamaly.
7. tslem
(
11/03/2008 06:53)