Nitapao ny sambo Aiza i Kapiteny?

1. Antsatnk ( 10/03/2008 14:03)
Naka namana vaovao aho taty aoriana.Tonga tao antrano tampoka anefa ilay tsy hita efa ela.Iza ary no ho tanana le taloha sa lay efa tao an-trano?
répondu par xxx le 12/03/2008 13:55
2. penina ( 10/03/2008 14:43)
[center][/center]

izany rehefa v loatra
3. diamondra27 ( 10/03/2008 15:48)
tonga de mampiaraka azy roa koa:lol:
4. pissoa ( 10/03/2008 16:27)
dia modio tsy hita ilay efa tsy hita taloha lol
5. fahamarinana ( 10/03/2008 16:56)
penina:

[center][/center]

izany rehefa v loatra



:arrow:naika tsy hihomehy aho fa p6 ty mahita raha kah(l)
6. booboo ( 10/03/2008 17:13)
Antsatnk > Amboary tsara ny planning ao @ agenda dia mety io :°)
7. Celest1 ( 10/03/2008 17:44)
Ka ny capitaine mantsy matory loatra tsy manaramaso ny garde
8. kelly13 ( 10/03/2008 17:50)
tonga d menage a trois kou tsy zaranao aza! :°)
9. endrika01 ( 10/03/2008 19:52)
De iza no naratra?Fintinina @ty hira tiko be ity!(atao lahatsoratra be efa hainareo ny feony)REFA FOTOAM-PIALA-TSASATRA MOU dia maka rivotra wa ny madama=))izaho rery ihany,no hany tavela,mijerijery ny tanana=))ny(refr)Ny andro ririnina,iaraha-mahalala fa mamirifiry sy maman\'ala,=))tonga tsy satry ny fakam-panahy,mizaha namana mba hanafana.Tsy manahirana ahy velively,ny mitady sipa na madimôsely ô,saingy angamba fitsapana fa tonga tampoka wa i madama(|)(|)=))Nidobodoboka mafy ny foko,nivalaketraka nihanahana,madama anefa nidrikina mafy,sy nangataka fanazavana=))=))=))Navadibadiko teo ny saiko,nikaroka hevitra ialana bala,ny fahendrena de ny mangina,mifona mivalo any aho ry malala=))=))=))ty lhl tena maivan-doha,na ny endrikao aza toa makan-doha,maharikoriko ny toetranao fa be rendrarendra sy lalao!Ny tokan-tranoko no anaovanao adalana tsy fanao,mieritrereta ihany reh f\'efa mba olon-dehibe!(|)(|)(|)Raha ny alaheloko no amparina,angamba izy tsy ho tafarina,saingy aleoko mamela azy ,ho voninahitr\'ilay mariazy,Fanajana ilay mariazy.(|)(|)(|)indray mitoraka ity alou dia hampandeferiko ny hambom-poko,saingy raha misy ny faharoa,dia ho vita hatreto ny antsika roa!RY vhv izay mihaino sy mandré ty hirako ity!Aza ilaozana ela ny vady,raha tiana haharitra wa ny fitia=))=))=))=))=))
10. ikaretsaka ( 10/03/2008 20:15)
Antsatnk:

Naka namana vaovao aho taty aoriana.Tonga tao antrano tampoka anefa ilay tsy hita efa ela.Iza ary no ho tanana le taloha sa lay efa tao an-trano?

tenba raha izaho de aleoko maka iray vaovao hafa tanteraka mihitsy dia tsy adonadonako intsony fa ranomasina vaovao aho no mandeha miatsambo

11. tsiambaratelo ( 10/03/2008 20:52)
Aleo mintsy tsy miatsambo refa tsy ampy ny planning(vazivazy).
12. nandrianina1 ( 11/03/2008 04:25)
tandremo so mivadika any @ triangle de bermude zany fa efa feno ane zany denominateur zany e! so de zay vo tsita popoka eo daholo
13. mitia04 ( 11/03/2008 05:05)
oh!:-D:-D na sé voa double otran'ny voalavo (say voa no lavo) na poa-droa!
14. ANARIM ( 11/03/2008 05:44)
jereo ao tsara doly ny pour sy ny contre d enao iany mahita azy e! the regret is never before aza adino
15. Rasiligaoma ( 11/03/2008 06:00)
hoe efa sambo accidente izany fa avelao ho any daholo fa mitady vaovao tsy kobo ninoninona no tsara.
ratsy ilay efa samy mahalala na i sambo 1 na i sambo 2 hoe misy rafiny any ho any
16. ari.malala ( 11/03/2008 09:08)
ianao iany no maita ny mety aminao e!
17. ikaretsaka ( 12/03/2008 02:16)
raha vao manao vinany tratra foana e
18. tsiafoi1 ( 12/03/2008 10:07)
De inon ny olona @'izay fa ze tianao ihany alaina
19. xxx ( 12/03/2008 13:55)
na le ol aza tsy mbola hitanay sy fantatray ko ahoana ko no hisafidiananay amin'zany fa ento aty aloha ataotaoko izy roa de lazaiko anao izay tokony ho tazomina raha tena tsy hainao ny misafidy azy sady ataoko miova be mihitsy ny formeny amin'izay=))=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1147