akory aby!Ho tretrika isika raha mihaona ary mifankatia

1. rassyly ( 11/03/2008 08:27)
Salama daholo, eto Tana aho. Tovolahy irery ka mila tovovavy mba ho sakaiza... Misy tovolahy toa ahy koa ve ao? mila sakaiza koa ve ianareo sa izaho irery ihany no mangetaheta tou izany?... Ny tovovavy te hirasaka sy hifankahita amiko dia iriko ho 19 taona ka hatramin'ny 23taona, nefa na mihoatra aza tsy olana. Merci
novalian'i kissie ny 30/10/2008 06:50
2. tafita ( 11/03/2008 09:02)
mba mapimeh kou raha ianao hi hi hi ..
3. Kwasi ( 11/03/2008 13:56)
Betsaka eto, manantsafidy tsara mihitsy ianao, saingy... mila manaporofo aloha ianao @ voalohany hoe tsy goaika antitra be kle eto @ serasera eto fotsiny. Faharoa, tsy realisateur-na film sao dia mi-abuser actrice fotsiny. Fahatelo, tsy polisy na detektiva hanangona sy hamorona dosie hamingana atsy ho atsy. Raha vitanao ny mandresy lahatra fa tsy iray @ ireo ianao dia mety efa handray lakile ihany ny tompotrano:-D:-D
4. ainaheri ( 11/03/2008 20:52)
Kwasi>:-D:-D:-D
5. ari.malala ( 12/03/2008 09:26)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
6. massie ( 24/10/2008 19:48)
mbola mitady ve enao sa efa nahita?
7. kissie ( 30/10/2008 06:50)
slu e!mafinaritra zan mila namana zan! :lol: :D vonona ny o namanao ny aty e :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1306