Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i intsoa, milahatra araka ny daty
intsoa
(
11/03/2008 05:40)
Sitrakao ve/Rossy sy Joséphine
Miarahaba o!mba omeo ny tonon'ilay hiran'i Rossy sy Joséphine misy hoe "sitrakao ve ny handray ny tànako" iny ry reto zah zé manana!Misaotra mialoha o!...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 11/03/2008 08:04
