Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rajoelina ( 14/03/2008 21:34)
tononkira misy teny ratsy
[quote=samoela]Ao ambadiky ny tranonay maimbo maloto e ! Fririavan'ny makorelina sy jolahimboto Ny tena mba te hadio re miferin'aine eh ! Vao lalovan'ilay sanana, maimbo ny tanana Ny mpivarotra fi... tohiny
fijo ( 14/03/2008 21:10)
voalaza fa niakatra hofaty lery???
efa haintsika fa ,i jesoa dia nahalala hoe hofaty izy raha vao mankany jerosalema,io fahafatesany io nefa dia voalaza fa nilainy mba ahavitany ny iraka. hiarahantsika mahalala koa fa mbola "sekta"r... tohiny
novalian'i fijo ny 19/03/2008 21:46
ikaretsaka ( 14/03/2008 20:53)
Ragiragy
Mbola mi existe tokoa ve ny ragiragy izao? dia aiza no mety ahitana azy betsaka any @ tanana? dia misy mivarotra okazy ve?... tohiny
novalian'i tstn ny 17/04/2008 09:56
xxx ( 14/03/2008 17:44)
tanasie
Ho an'ny mpino, ny tanasie ve izany dia fahotàna ihany koa satria mamono olona, ka raha olona mijaly ara-pahasalamàna tanteraka kosa ve no manao fangatahana io "tanasie" io tsy ho normale ihany??? ... tohiny
penina ( 14/03/2008 16:44)
inona no ilavana ny Illustrator?
Fantatro hoe vectoriel ilay izy. Fa inona no tena ilavana azy raha mahay Flash sy Photoshop? Mandany fotoana be ilay izy na dia sary tsotsotra fotsiny aza no atao. Sa sao dia misy mahita tuto ho an'... tohiny
novalian'i Kev ny 27/08/2008 15:05
tslem ( 14/03/2008 16:22)
iza no antonona an'ity?
[URL=http://img265.imageshack.us/my.php?image=kiraroqs2.jpg][IMG]http://img265.imageshack.us/img265/8651/kiraroqs2.th.jpg[/IMG][/URL]... tohiny
novalian'i arialy ny 18/03/2008 11:42
xxx ( 14/03/2008 15:21)
E!!!! site gasy "harona"
manotra Réf:43357 Auteur: rarija E-mail: rarija@yahoo.fr 12/03/2008 Mitady vehivavy mahay manotra fa marary lamosina (bas du dos) disponible après les heures de bureau et une fois par ... tohiny
ari.malala ( 14/03/2008 13:16)
Loza kou zany, mpihira gasy nangalatra?
Mpihira malagasy voaroiroy - Halatra vola Ar 93 tapitrisa. Vola Ar 93 tapitrisa no nangalaran' ilay mpihira sy ny anabaviny tamina vazaha iray volana vitsivitsy izay. Araka ny vaovao azo dia namporisi... tohiny
endrika01 ( 14/03/2008 12:55)
FETIN\'NY SAMPAN-KAZO!!!
Ho hankalazain\'i Kristianina rehetra eran-tany amin\'ny Alahady zao ny fetin\'ny Sampan-kazo.Ity mba misy fanotaniana kely manitikitika ny saiko!Hoe: Moa ve rehefa ravina rehetra dia azo entina avoko... tohiny
ni81 ( 14/03/2008 12:43)
Ahoana no atao hampiakarana ny feo
Nampidramin'ny namako MP3 aho. Ambany be ireo hira rehefa henoiko eto @ ordi na dia efa akariko faran'ny ambony aza ny volume. Ahoana ny tokony ataoko mba hampiakarana io feo io @ lay CD vaovao? Misao... tohiny
novalian'i sariaka ny 02/04/2008 14:47
rakotoandry ( 14/03/2008 12:03)
mila tononkira
hiran'i poopy sy bodo lé iz,misy hoe izaho tsy mahafoy anao, zany angamba no antony mahatonga anao tsy mahafoy ahy sns...; tsara bé io, fa mba omeo ahy ny tonony e... tohiny
endrika01 ( 14/03/2008 11:55)
FAMORAN-JAZALAHY!
Tsy maintsy foraina daholo ve ny zazalahy Malagasy rehetra.Ary raha tsy manao na atao io famorana io ,dia mety hisy fiatraikany eo @fahasalamany ve?Na eo anivon\'ny fiaraha-monina!!!... tohiny
novalian'i endrika01 ny 06/04/2008 12:48
pskl ( 14/03/2008 09:42)
si je t'avais pas
Je jouerais du même harmonica Je verrais le même arbre là-bas Serais-je heureux sans toi ? Pourquoi pas ? Rien que d'y penser ça me glace à chaque fois Si je t'avais pas Si je t'avais pas ... tohiny
novalian'i laotsy ny 21/04/2008 19:36
ratonga ( 14/03/2008 09:02)
téléphone portable
[b][center]Information du Ministère de l'intérieur A l'attention de tous les détenteurs de téléphone portable[/center][/b] Un correspondant laisse un message afin que v... tohiny
tslem ( 14/03/2008 07:30)
confirmation
Mba mangataka soso-kevitra avy aminareo namana e! Misy cousine-ko ho raisina mpandray ny fanasàn'ny tompo @ paska, dia saika mba hila hevitra kely aminareo oe inn kay no fanomezana tsara atao anko... tohiny
novalian'i kelly13 ny 17/03/2008 19:23
Jeankely ( 14/03/2008 06:11)
"Success vs Failure": Ny tsirairay fa tsy Fanjakana ihany
Raha tsy tafavoaka ny Fanjakana tafavoaka ve ny maro anisa? Ary raha ny vondron'olona vitsy mpanao politika ihany no mahalala ny eritretiny atao tafavoaka koa ve ny vahoaka? Raha nanampy tosika ny tol... tohiny
novalian'i Jeankely ny 15/03/2008 10:28
fijo ( 14/03/2008 05:51)
ity hira hoanareo mpino
http://www.dailymotion.com/relevance/search/%2Bmami%2Bbasta/video/x4fl9d_mifona-aho-ry-raiko-o-mami-basta_music... tohiny
novalian'i fijo ny 19/03/2008 22:09
lemenakely ( 14/03/2008 05:34)
ANTANANARIVO @ alina.....maizina!!!
Tena tsy azo lalovana hariva tsy ny eo antetezan 'ilay BEKIRARO hoy ireo mpanakanto saingy tsy BEKIRARO irery fa dia ANTANANARIVO mihintsy no tsy misy jiro @ alina AMBOHIMANARINA ALAROBIA ANKAZOMANG... tohiny
ratonga ( 14/03/2008 00:24)
gasy sary mihetsika
http://www.youtube.com/v/DEUxWEhEwmA&hl=es ... tohiny
novalian'i penina ny 14/03/2008 14:12
ratonga ( 13/03/2008 22:36)
TE AHITA ANAO
http://www.dailymotion.com/relevance/search/TSIAKORAKA/video/x1ah7p_tsiakoraka-te-ahita-anao_music... tohiny
novalian'i cutie ny 15/03/2008 01:05
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 7.9734