voalaza fa niakatra hofaty lery???
1. fijo
(
14/03/2008 21:10)
efa haintsika fa ,i jesoa dia nahalala hoe hofaty izy raha vao mankany jerosalema,io fahafatesany io nefa dia voalaza fa nilainy mba ahavitany ny iraka.
hiarahantsika mahalala koa fa mbola "sekta"ry zareo tamin'izany fotoana izany.
ka moa va tsy mitovy amin'itony sekta atahorana misy ankehitriny itony ry zareo????ry "david "tao wako,ry "temple solaire" tany suisse sy canada,toa manahirana lery izany ka????

novalian'i fijo ny 19/03/2008 21:46
2. ikaretsaka
(
14/03/2008 21:28)
ny naha samihafa azy dia ny andry david tao waco dia ny olona rehetra no nataony soronaho an'i lery
ny an-i Jesoa lery irery no natao sorona ho an'ny olona rehetra
ny an-i Jesoa lery irery no natao sorona ho an'ny olona rehetra
3. fijo
(
14/03/2008 21:31)
ka rah amanaraka ny heviny anie mety mba te hofaty haingan aaby koa ny sasany e;
5. fijo
(
14/03/2008 21:52)
raha ny tena "adalan'ny finoana"dia mahavita an'io ka,mandoro trano aza vita rehefa mino
6. tsiambaratelo
(
14/03/2008 21:59)
Fandoroan-trano tsy midika hoe finoana lalim-paka na an'iSATANA io na an'An'ANDRIAMANITRA,fa fidedahana fotsiny ihany hoy izaho.
8. tsiambaratelo
(
14/03/2008 22:18)
Ny an\'ny rahavaviko ndray ny akanjony zanany 2valise be nomeny hanampiana ny mahantra fa mpivavaka be ry zareo,zao le zazakely ndray no hitanjaka,tsy manenjika ny fivavahana sy finoan\'ny hafa aho!Za aza mba Kristianina nefa tsy mino fa hino ihany aho aoriana!!!
9. ikaretsaka
(
14/03/2008 22:24)
fijo:
raha ny tena "adalan'ny finoana"dia mahavita an'io ka,mandoro trano aza vita rehefa mino
izay no ilana ilay heo asiana eritreritera ihany fa fa tsy mino be fahatany
10. fijo
(
14/03/2008 22:38)
izay mantsy.
za koa efa nahita olona manao toa io voalzan'i tsiambaratelo io;fa ry zareo indray"tany madirovalo" de miala amin'ny asa daholo de mivavaka fotsiny no atao tontolon'nadro.de rehefa tonga ny fotoan ahikalna,dia lasa mitety tranon'olona mangataka.

11. rijadolly
(
15/03/2008 00:52)
Marina tokoa fa samy taritin'inoany ny olona tsirairay ao ny taritin' lohany ao ny taritin'tiany amin'sangany,ao ny taritin'tapak'hazony,...,ao ny taritin'Jesoa Kristy.Ny tanjona anefa dia oh mitovy ihany dia ny faharetan'fahavelomana mandrakizay.
Amin'Kristianina dia mino ary mahatoky io fitarihan'Tompony io izay ao anatiny fahatsapa-tena tanteraka,satria afaka mandaha io fitarihana io. http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=HOSEA&toko=11&andininy=1-5&dika=

12. niryna
(
15/03/2008 03:14)
rijadolly:

=D marina izany
-------------------
fantaro tsara tokoa ny voa afafy,ary jereo ny voa afafiny aminao,araho ny tenin'Atra ka izay mifanohitra amin'izany dia hialao lavitra toy ny afo.hi,hi. Tsaratsara kokoa ny vitsy voavonjy toy izay mameno ny fiangonana kanefa mivoana tsy araky ny tenin'Atra ilay fampianarany. Miara mirona any amin'ny km maromaro .Maro ny lalana izay toa mandeha any amin'ny fahamarinana kanefa any amin'ny farany any amin'ny fahafatesana.Fa ny lalana mankany amin'ny ray dia tery ka vitsy no mankany sy mandeha any...satria ahoana,izay tian'ilay mpitondra mahafinaritra ny ho entina ihany no resahiny fa tsy milaza izay teny soa mahafaly sy ny fahamarinana ao anatin'ny sm ,na mampianatra ny famonjena dia i kristy irery ihany no lalana mankany ,tsy misy na iray aza afaka hanome antsika ny lalana mankany amin'ny ray raha tsy i kristy irery.
hmmm :wink:
13. Rasiligaoma
(
15/03/2008 03:58)
rehefa mino dia tsy mino anjambany fotsiny! izay io! na finoana inona na finoana inona
14. mmmhh
(
15/03/2008 06:08)
Misy karazany roa ireny mpino manaonao fôna ireny :
- Misy ny mpino sasany lasa tsy le Kristy fototry ny finoany no hinoany fa le pasitera e, vao hoe i dadapasy miteny de mailaka ny hanantanteraka; de izay no mahatonga an-dry zareo sasany hanaonao fôna!
_ De misy koa ny mpino mandray an-tendrony, ohatra hoe miteny pasitera hoe sarotra ho an'ny mpanankarena ny miditry ny lanitra de hatao zé hizarana an'zé kely hananany; nefa ne ireny olona ireny ne matetika le tena fadiranovana ireny e!

15. fahamarinana
(
15/03/2008 09:23)
:arrow: rijd mitovy hevitra amin'ise koa aho eto fa amintsika Xna izay araka ny fanamarihana voalazan'ise teo,ity no tena tiako:
4-"Tamin'ny kofehy fitarihana olona no nitarihako azy, dia tamin'ny mahazakan'ny fitiavana; Ary efa toy izay manainga ny fehim-bava* eo ambonin'ny valanoranony Aho ka nanolo-kanina azy tsimoramora.[Heb. zioga]" (l)

16. Fody
(
16/03/2008 16:37)
4. Mpandefa : fijo [ Valio ] 14-03-2008 22:52:54
Lohateny : Re : voalaza fa niakatra hofaty lery???
raha ny tena "adalan'ny finoana"dia mahavita an'io ka,mandoro trano aza vita rehefa mino
Fa inona no finoan'ilay nandoro trano rafijo?
Dia inona ilay finoana tianao hitarihana ny olona, ary nanokafanao lohahevitra teto?
Izao ihany e: hanamafisako izay efa voalaza ny maro eo ambony eo: Nomena saina sy Fanahy ary Fo isika, ka mahaiza manavaka ny tsara sy ny ratsy, ny mety sy ny tsy mety. Manokana fotoana handinihana (miaraka amin'Andriamanitra raha mpino ianao) mialohan'ny hanaovan-javatra.
Jereo ny fihafaran'izay atao, sy ny lalana hatongavana aminy. Fa na amin'ny mahaolona fotsiny, na amin'ny maha Kristiana: ny Fihafarana tsara dia tsy manamarina ny "moyen" ratsy mihitsy; ary ny moyen tsara dia vokatra tsara ihany no azo avy aminy.
Misaotra e!
17. ikaretsaka
(
16/03/2008 16:53)
misy kosa sy fody hoe rehefa tena le fanatisme be ireny (ireo angamba no lazain'i fijo hoe adalam-pinoana)
dia tena mahavita koa na finoantsika na tsy finoantsika an..
le hoe manavaka ny tsara sy ny ratsy.. noheveriny fa tsara izany mandra -pa...
karaha jodasy ihany io e.. noheveriny fa tsara ny farantsa 30 mandra pa

18. Fody
(
16/03/2008 17:11)
Ny tsara resahana, araka ny hevitro, raha resaka Jodasy no resahana dia izao:
1 - Fantarina aloha hoe: inona no nokendreny raha nanolotra an'i Jesoa tamin'ireo lohadohan'ny mpisorona izy?
Resa-bola ve sa zavatra hafa?
2 - Nanana an'izay tetik'asany manokana koa i Jodasy, inona izay? Mety ho tsara ny zavatra nokendreny, saingy ny "moyen" nentiny nanataterahana azy no tsy izy!
Dia izay no nolazaiko hoe: "ny fihafarana tsara, tsy manamarina ny moyen ratsy".
Misaotra!

19. ikaretsaka
(
16/03/2008 17:39)
Fa inona no finoan'ilay nandoro trano rafijo?
IO no tiako homarihina hoe : tsy voatery ho ilay hoe rehefa finoantsika sy finoan-dry zareo fa hoe rehefa fanatisme (eny na finoana inona io na inona) dia possible mamoehitra avokoa ary mahavita io doro trano nolazain'i fijo io
.. andraso sintonina aloha ary ilay resaka Jodasy (resahintsika ihany iny she hatreo fa mba tsary haha hors sujet ) fa sao haha Hs ilay resak'i fijo.
fa misy ho'a ireny fanatisme ireny Ohatra:
azafady fa tsy tantin'ny sasany ilay fiteny fa teneniko ihany fa iny no manazava azy tsotra sy mazava : Secte Evanjelique sasany Firifiry @ vaovao miseho etsy sy eroa moa mo mahavita raha mitovy @ io lazain'i lefijo io mihitsy ?
20. fijo
(
19/03/2008 21:46)
fody le nandro trano dia mpino "ody"
fa ny finoana rehetra no tiako asiana teny.
ary raha ilay resaka jodasy.
marina tokoa io fanontanianao io.inona o nanosika azy hanolotra an'i jesoa???
efa resabe ary ambadika ary io.
jereo le tatitra fandaharana nalefako teto.