Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
salopard
(
19/03/2008 12:11)
racisme be
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m47dfd1803041d
AHOANA ITONY SY IZAY VOALAZA REHETRA ATO RY SEFO:
manolana ny tsinain'ny saasany hono! [b]tss...[/b]
RACISME TSOTRA IZAO:ROSIA...
tohiny
novalian'i RAKVOL ny 09/04/2008 19:50
sipagasy
(
19/03/2008 09:27)
Ombay mitady, MAIKA BE
Indro zaraiko aminareo mailaka azoko ny 18/03/2008, koa raha misy mahalala ireo olona ireo reh, na ny havany dia aza misalasala miantso io N° tel io e!
Misaotra ny rehetra,
Mandria am-piadanana i...
tohiny
novalian'i ni81 ny 07/06/2008 21:26
ibozymalaza
(
19/03/2008 09:00)
lazao ny hevitrao
salama daholo
inona no mety hahatonga anizao : 10 volana teo no ho eo izay no niarahana, eaf hitany na ny tranoko na ny mombamomba ny fiainako andavanandro fa raha izay ny any amindry zareo kosa dia ...
tohiny
novalian'i apache ny 03/04/2008 13:45
hira
(
19/03/2008 03:22)
hanambady lhl athee... mila torohevitra sy fanampiana
Manao ahoana daholo ô! Manavao aho @ ity forum ity, nefa efa mba mpamakimaky ihany ka mino aho fa mety misy afaka hanampy ahy ny torohevitrareo, ary isaorana anareo mialoha izany.
Dans 1an et demi...
tohiny
novalian'i moi ny 08/04/2008 11:23
lazounet
(
18/03/2008 23:44)
hevitra ho an'i Kiady
Niantso ny fo fa tsy ren'ny aty fa nitampitsofina ny tsinay:-o:oops:...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 21/03/2008 12:45
ni81
(
18/03/2008 21:50)
carte passeport
Nareo ve mba efa nisy niantso t@ zany carte vaovao atao hoe passeport izany? Tsara hono hiantsoana any dago fa 5,50€ monja ary toa 100mn mahery izy zay raha tsy diso ny fitadidiako!
Toa hoe @ mpiva...
tohiny
novalian'i rurik ny 19/03/2008 07:48
madagasikara
(
18/03/2008 15:25)
CELTEL
Hono hoa re ry zareo, ny CELTEL ve efa manerana an'i mada sa mbola ao tana ihany e. Misaotra...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 19/03/2008 10:12
fetrakens
(
18/03/2008 14:31)
FIFA et RAMIARAMANANA
De ahoana 'zany, nahato tsy ho mpikambana ao @ :arrow: FIFA i Madagasikara... mety hanatsara ny ho avin'ny baolina kitra aloha io e! sa ahoana hoy ianareo!?...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/03/2008 16:27
tslem
(
18/03/2008 14:28)
tavany sa sinoa
Mba lasa kely ndray ny eritreritro:
Iza no tianareo, mihaino ny sinoa miresaka sa mihaino ny tavaratra miresaka?
T@ taloha zah maheno foana oe "[i]mimenomenona ohatry ny sinoa very entana[/i]" kanef...
tohiny
novalian'i Veloo ny 23/03/2008 00:57
voaniofuchs
(
18/03/2008 13:38)
nahoana no niverina ianao
Manao ahoana daholo.
Maniry sy mitady ny hira : nahoana no niverina ianao, mpihira Risy ; raha mba misy manana ianareo, raha mba hazo atao dia mba handefaso amin'ny adiresiko etoana aho :
vohira...
tohiny
rush
(
18/03/2008 12:46)
jirama
dia raikitra fa handoa jirama ny mpianatra any @ université,hevitra mety amiko satria be loatra ny fandaniany mpianatra,...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/03/2008 16:30
xxx
(
18/03/2008 11:43)
bleme
salut!
ahona no atao raha te-hitransfere données entre deux ordinateurs @ alalan'ny bluetooth.
Efa installé ny pilote bluetooth @ PC tsirairay de efa misy le utilitaire bluesoleil iny fa tsy mety ...
tohiny
novalian'i kofy ny 02/04/2008 19:10
vale
(
18/03/2008 10:51)
Fomba fampidirana sary eto am serasera :)
Salama doly,
Hono Hoà Hery, maninona kay raha mba ampitomboana kely ny habean'ny sary azo ampidirina eto, fa izay foana ny problèmako isaka ny mihetsika izao dia ngoda fona, mihoatra fona!!!:(...
tohiny
novalian'i kiadi ny 20/04/2008 20:45
pskl
(
18/03/2008 10:48)
Cours de coupe et couture
Manaona dôly ô.
Za zany mba te ianatra manjaitra, tena mbola vô débutante raha resaka coupe reny.
Efa nanontany tao amlé Analakely ery amlé totobato iny, Harisoa mou sa iza..D 8 mois nénazy r...
tohiny
novalian'i pskl ny 07/04/2008 10:25
Jeankely
(
18/03/2008 10:48)
Tsy ny olona vizana mahantra no atao hoe miasa mafy
Ny olona vizana mahantra izay ny hanina anio zahavina anio tsy tafiditra @'ny hoe miasa mafy angamba raha ny fijeriko. Ireo milaza manampahaizana izay baoritra anaty vata ny fahaizany ohatra. Ny injen...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 26/03/2008 17:41
tarzand
(
18/03/2008 09:03)
Te hifandray amin'ilay vehivavy ao @ Voninavoko
Mba te hifandray amin'ilay vehivavy miara-mihira amin'i dada Gaby iny raha mba misy mahafantatra azy ô! ...
tohiny
novalian'i tarzand ny 25/03/2008 09:33
Mandefitra
(
18/03/2008 07:44)
champion's league
Hafanafana ny dingana farany :
1/4
As Roma#Manchester United
Arsenal#Liverpool
Stuttgart#Barcellone
Fenerbache#chelsea
Malalaka ndray barca sy chelsea eto ... ho henjakenjana ny safidy @ ireo ...
tohiny
novalian'i simplex ny 02/04/2008 21:03
jigs
(
18/03/2008 04:53)
Ilay pasitera nanala devoly tany Ambondrombe
Resa-be tokoa tato ho ato izay ity pasitera nilaza ho nanala devoly tany Ambondrombe ity. Ny hevitro aloha momba azy dia izao e: un imposteur! ita izao mihitsy fa olona efa nomanina mialoha ilay nasai...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/03/2008 23:19
bida
(
17/03/2008 22:48)
Tsy mety misokatra ny Windows
Mila hevitra kely :
Inona ny antony mahatonga ny ordi, velonina dia tsy mety misokatra ny windows fa juste le page voalohany iny fotsiny, ilay mampiseho ny marque nilay ordi fotsiny no misorara tsy m...
tohiny
novalian'i khoto ny 23/03/2008 15:42
endrika01
(
17/03/2008 19:58)
MAHAFOY FOTOANA VE IANAO NA MINITRA VITSY MONJA AZA!!!
Misy namana ve,mahafoy minitra vitsy amin\'ny fandaharam-potoanany trop chargés,mba hanasana tongotra ny namana na havana,na fahavalony,kamboty,marary...amin\'izao herinandro Masina izao!?...
tohiny
novalian'i Rground ny 07/04/2008 08:44
