hevitra ho an'i Kiady

1. lazounet ( 18/03/2008 23:44)
Niantso ny fo fa tsy ren'ny aty fa nitampitsofina ny tsinay:-o:oops:
2. ANARIM ( 19/03/2008 07:22)
edreeeeeee!!!
3. antigone ( 19/03/2008 09:06)
hay nitampitsofina nataoko ty fa hoe nifampisintona :lol::P
4. yonikafopl ( 19/03/2008 09:23)
antigone hihihihihihihihi=))=))=))
5. kiadi ( 19/03/2008 09:49)
in doly lety zany ry laza an?
ahona ny rns eh?
6. ravatorano ( 19/03/2008 10:08)
lisany reto d mahavalalanina kah
ina mare zany ralaza ah !
=))=))=))=))
7. lazounet ( 19/03/2008 10:53)
lazounet:

Niantso ny fo fa tsy ren'ny aty fa nitampitsofina ny tsinay:-o:oops:



Tsy nanamôly aho fa inspiration sendra nandalo dia tafajanona=))=))=))
8. kiadi ( 19/03/2008 11:00)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
9. kala ( 19/03/2008 11:39)
:-D:-D:-D:-D

kiady > moa mandre ny masonao ka mihaino ny tanana aman-tongotra ary mahita va ny orona ????

:wink: de ampy
10. ikaretsaka ( 20/03/2008 05:39)
laisany dia manao izay mahatapaka ny tsinain'ankiben-tongotro mihitsy
11. ravatorano ( 20/03/2008 10:16)
d aza atao ren'ny maso na atao hitan'ny sofina tsony zany re ralaza fa d ho sahirana agny ra kiady e
=))=))=))=))
12. endrika01 ( 20/03/2008 13:11)
=))tsy mimémé an'i kiadi za,fa le hevitra tsy azoko no mapmé ahy!=))
13. endrika01 ( 20/03/2008 13:11)
=))tsy mimémé an'i kiadi za,fa le hevitra tsy azoko no mapmé ahy!=))
14. ari.malala ( 21/03/2008 12:45)
=))=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.085