tavany sa sinoa

1. tslem ( 18/03/2008 14:28)
Mba lasa kely ndray ny eritreritro:
Iza no tianareo, mihaino ny sinoa miresaka sa mihaino ny tavaratra miresaka?
T@ taloha zah maheno foana oe "mimenomenona ohatry ny sinoa very entana" kanefa hitako zao fa lé tavaratra tena pira lavitra koh!
novalian'i Veloo ny 23/03/2008 00:57
2. xxx ( 18/03/2008 14:53)
Mi hhhhh, zay
3. ikaretsaka ( 18/03/2008 14:54)
amiko dia fiakatry ny feony rehefa tsy hainao le fiteniny no mankaleo rehefa henoina elaela ...
ny mahita dakoma,korianina, rosianina (na ireo firenena tantsinanana eoropeanina ireo) koa anie hmmm
miaraha mipetraka amina sovy ao anaty train adiny 2 dia hitanao.

na any amintsika aza ka tsy miteny ilay teny ianao (teny Antandroy ohatra) dia tafiaraka amina Antandroy anaty taxi borosy... manao Toliara Fort Dauphin... fa aoka fotsiny
4. ainaheri ( 18/03/2008 14:57)
za tsy reviko maeno tavaratra miresaka,otran'ny kendaina zany izy miteny klé
5. razaordira ( 18/03/2008 14:59)
Arakaraky ny sofin'ilay mpihaino ihany io.:lol:
6. xxx ( 18/03/2008 15:00)
izay mozikan'ilay firesany izay mihitsy sisa no lasa heno rehefa tsy azo ze lazainy :-D

- ny sinoa otran'ny tsentsin'orona foana
- ny tavaratra otran'ny mandrehondrehoka foana

toa aleoko ihany sinoa :)
7. ikaretsaka ( 18/03/2008 15:24)
le tatsinanana sy scandinave mi vrttshkjhgavsky koa gravy ka
8. ainaheri ( 18/03/2008 15:33)
Fa ny sinoa refa very entana zay an,mbelà teo fotsiny :-D:-D:-D

Ny ahy henoiko aby fa refa mihaino azy d maka tslem fotsiny :lol::-D
9. vale ( 18/03/2008 16:20)
:lol::-D:-D:-D:-D ohatran'ny ol tsy mahayteny gasy ihany io koh! fa ny tavaratra kosa tsy tiko aloha ny firesany eh! ny sinoa indray ohatry ny kentsona be fona!:-D:-D:-D:oops:
10. dox ( 18/03/2008 16:24)
samy tiko daholo rehefa afaka miloa-peo,na sinoa na gasy na ajojo eny na senegaly:P
11. vale ( 18/03/2008 16:30)
tiko koa ny teny senegaly, mafinaritra mihaino azy fa tsotrabe tsy misy aingitsaigitra!
12. kelly13 ( 18/03/2008 16:33)
za refa maheno tavaratra miresaka d teneniko ry zareo oe "mba mangina na miresà @ teny gasy sahala ny oul rehetra" :-D:-D:-D:-D
13. menalamba ( 18/03/2008 16:35)
Fa ny ahy irony karana mainty irony no tena manolana ny tsinaiko ,sahala @ tsy misokatra akory ny vavany rehefa miteny ry zareo, fa sahala @ manao gararaka ry zareo (sri-lankais io) garaaaarakkk glimanmbligaraligala..tsisy farany ao anaty metro....dia lasa eo ny saiko hoe izany moa dia misy dikany lé..:°)
14. vale ( 18/03/2008 16:46)
:lol::-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
15. xxx ( 18/03/2008 16:57)
menalamba:

Fa ny ahy irony karana mainty irony no tena manolana ny tsinaiko ,sahala @ tsy misokatra akory ny vavany rehefa miteny ry zareo, fa sahala @ manao gararaka ry zareo (sri-lankais io) garaaaarakkk glimanmbligaraligala..tsisy farany ao anaty metro....dia lasa eo ny saiko hoe izany moa dia misy dikany lé..:°)

:-D:-D:-D:-D
hoatrizay kou refa misy ol mihaino anao rehefa miteny gasy ianao ka tsy mahay iz,:-D:-D:-D
16. ni81 ( 18/03/2008 17:16)
za tsy reviko maeno tavaratra miresaka,otran'ny kendaina zany izy miteny klé

Mitovitovy @ fiteny antandroy ny firesaky ny tavaratra. Manao feo ambava traoka hoy ny teny gasy.
17. tslem ( 18/03/2008 17:28)
sady am zay misy an lé feo ohatry ny mitarazoka be izay an, tena tsssss
18. menalamba ( 18/03/2008 18:21)
Ka le feo koa anie angamba ry tslem mety avy @ zavatra hoanina koa é:°) Ny tavaratra mety mihinana raméva dia kaso-peo sahala @ rameva ry zareo rehefa miteny ,ny any mahajanga mpihinanamaskita-na omby dia rehefa miteny dia manao sahala @ omby matetiko hoe; amàààn laolo...!! ny karana mainty indray avy any @ ry zareo no tenamisy ny dité (sri-lanka) dia lasa sahala@ manao gararaka @dité ny fiteniny...:°):°)
19. Veloo ( 18/03/2008 18:39)
ainaheri [ Valio ] 18-03-2008 15:57:55
Lohateny : Re : tavany sa sinoa
za tsy reviko maeno tavaratra miresaka,otran'ny kendaina zany izy miteny klé


hahahha ka ry zareo no manorona ny bomba ko hihihihi
any ka efa sepotra tao

menalamba [ Valio ] 18-03-2008 17:35:59
Lohateny : Re : tavany sa sinoa
Fa ny ahy irony karana mainty irony no tena manolana ny tsinaiko ,sahala @ tsy misokatra akory ny vavany rehefa miteny ry zareo, fa sahala @ manao gararaka ry zareo (sri-lankais io) garaaaarakkk glimanmbligaraligala..tsisy farany ao anaty metro....dia lasa eo ny saiko hoe izany moa dia misy dikany lé..

=))=))=))=))

menalamba [ Valio ] 18-03-2008 19:21:23
Lohateny : Re : tavany sa sinoa
Ka le feo koa anie angamba ry tslem mety avy @ zavatra hoanina koa é Ny tavaratra mety mihinana raméva dia kaso-peo sahala @ rameva ry zareo rehefa miteny ,ny any mahajanga mpihinanamaskita-na omby dia rehefa miteny dia manao sahala @ omby matetiko hoe; amàààn laolo...!! ny karana mainty indray avy any @ ry zareo no tenamisy ny dité (sri-lanka) dia lasa sahala@ manao gararaka @dité ny fiteniny...


=))=))=))=))=))=))=))
20. ikaretsaka ( 18/03/2008 19:09)
menalamba:

Ka le feo koa anie angamba ry tslem mety avy @ zavatra hoanina koa é:°) Ny tavaratra mety mihinana raméva dia kaso-peo sahala @ rameva ry zareo rehefa miteny ,ny any mahajanga mpihinanamaskita-na omby dia rehefa miteny dia manao sahala @ omby matetiko hoe; amàààn laolo...!! ny karana mainty indray avy any @ ry zareo no tenamisy ny dité (sri-lanka) dia lasa sahala@ manao gararaka @dité ny fiteniny...:°):°)



nefa mahagaga fa ny sinoa izao mihinana alika fa tsy mivovo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4319