tavany sa sinoa

41. yonikafopl ( 19/03/2008 17:31)
:-D
42. ikaretsaka ( 19/03/2008 17:59)
eka avao
iha avaoi lehe ty tandroy zane?
43. yonikafopl ( 19/03/2008 18:06)
salopard :-D:-D:-D
44. hira ( 19/03/2008 20:38)
ny teny sinoa tena ohatran'ny ratsy be, fa ratsy dans le sens mampihomehy na mankarary sofina fa misy feo tena bizarre!!!
ny tavany indray plutot ilay fomba fiteny agressif, saccadé no tena tsy laitrako. indraindray aho rehefa any anaty bus refa reraka ka mbola feno tavaratra mimenomenona ihany eo dia tsisy ninoninona henoko intsony à part ny impression hoe manao gararàka @ rora ry zareo... ahhrrrrr kttttrrrrr fttttt ppttttt...:-D
45. booboo ( 19/03/2008 21:34)
:-D:-D:-D
46. ikaretsaka ( 19/03/2008 23:52)
ny gasy indray hono manao ranombavaka rehefa mihaino antsika miteny..no impression ho an'ny olona tsy mahay: rehefa @ telephone hono de hoe:

Eny ooooooo, akory eeeeeeeeee, saotr'oooooooooo . yooooooooh! ieeeeeeeee! an an an... tamy eeeeeeeee. Salama aby anay kaaaa
47. endrika01 ( 20/03/2008 14:19)
Ozizy le Srilankais,Philipines,Libanais aty we ny malagasy mi-giri-giri -giri rehefa miresaka!Hi hi hi,tokony tsy misy mi wa wa wa,fa samy mi-giri-giri-giri daholo refa miresaka!=))=))=))
48. endrika01 ( 20/03/2008 14:20)
Ozizy le Srilankais,Philipines,Libanais aty we ny malagasy mi-giri-giri -giri rehefa miresaka!Hi hi hi,tokony tsy misy mi wa wa wa,fa samy mi-giri-giri-giri daholo refa miresaka!=))=))=))
49. endrika01 ( 20/03/2008 14:21)
Ozizy le Srilankais,Philipines,Libanais aty we ny malagasy mi-giri-giri -giri rehefa miresaka!Hi hi hi,tokony tsy misy mi wa wa wa,fa samy mi-giri-giri-giri daholo refa miresaka!=))=))=))
50. endrika01 ( 20/03/2008 14:21)
Ozizy le Srilankais,Philipines,Libanais aty we ny malagasy mi-giri-giri -giri rehefa miresaka!Hi hi hi,tokony tsy misy mi wa wa wa,fa samy mi-giri-giri-giri daholo refa miresaka!=))=))=))
51. ari.malala ( 21/03/2008 08:45)
=))=))=))=))=))=))=))tyno dinika naha tapatsinay ana ndrindra tato hatramzay kle=))=))=))=))=))=))=))=))

mafinaritra iany ny maheno antandroy miresaka raha ts d ela loatra k! ohatran'ny mihira izany ry zareo, d mampi te hianatra b zany le fiteny:°)
52. hira ( 21/03/2008 13:06)
lia ela zay ty liano, talinjo avao ty treako nagnalokaloka ahy ene e
mimpolia zao koa lakolia
toliho ty anaky toy fa tika tsy naito...

mahay miteny tandroy be zaho an!:°) izay mahay mazana be toa ahy :-D:-D:-D
53. ari.malala ( 21/03/2008 14:43)
hira, naika hizesta b hihira ny salakao zany za fa ts tadidiko tampoka d aleo ts maonratsorapoana sao ahitana angano sy memzan'ny oul e:-D:-D:-D:-D

ika:
nefa mahagaga fa ny sinoa izao mihinana alika fa tsy mivovo


menalamba:
Tsy mivovo fa mikikika sahala @ alika vôdaka:hain ! houain kain...
54. hira ( 21/03/2008 14:51)
salakao ve de tsy hay?8O

te holy te holy....te hoooooly
te holiholiholy....te hoooooly

vita tompokô! :-D
55. booboo ( 21/03/2008 14:59)
ny gasy indray hono manao ranombavaka rehefa mihaino antsika miteny..no impression ho an'ny olona tsy mahay: rehefa @ telephone hono de hoe:

Eny ooooooo, akory eeeeeeeeee, saotr'oooooooooo . yooooooooh! ieeeeeeeee! an an an... tamy eeeeeeeee. Salama aby anay kaaaa

zà zao isan'lé manao an'ireo mihitsy
56. vale ( 21/03/2008 20:59)
:-D:-D:-D efa nisy nanao remarque anah koa le fiteny ohatran'iren ndray2, de averin'le oul le izy sady ohatry ny mahalina azy izany, oh: ié, in moa izy teo e?:-D:-D:-D
57. yonikafopl ( 22/03/2008 10:00)
Rams nenay ato raha vao maneno ny phone de izy manomboka volou we manaonooooooooooooooo.
aaaaaaaaaandraaaaaaaaaaaaaaaaaaayyyyyyyyyyy,
zanyyyyyyyyyyyyyyy , ieeeeeeeeeeeeeeeeeee, an an an an , velomaooooooooooooooooooooooo
58. Veloo ( 23/03/2008 00:57)
aaiiiiiiiiiiiiiiii zay ilay maha gasy an'i gasy ka.
Betsaka ny vaza miteny oe rehefa miteny/miresaka ny gasy dia otran'ny mihira hono
^:^^:^^:^

tsy ratsy o?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2417