tavany sa sinoa

21. menalamba ( 18/03/2008 19:20)
Tsy mivovo fa mikikika sahala @ alika vôdaka:hain ! houain kain...:^)
22. ikaretsaka ( 18/03/2008 19:37)
de ny japonais koa izao mihinana baleine fa tsy misy baleine an
23. menalamba ( 18/03/2008 19:44)
Dé zavatra hafa zany tenenina é! ny baleine tsy misy any @ ry zareo:lol:
24. yonikafopl ( 18/03/2008 20:29)
rehefa tsy hay ilay teny dia mandreraka foana no mihaino azy satria tsy misy azo. Fa za zao mahazo tsara ny teny arabo,tsy masosotra mihintsy, fa raha teny sinoa, na teny sri lanka de otran'ny miteniteny foana zany zareo :-D:-D, misy anzany miova kle eny ampandeanana tampoka zany, tonga de misy voix de tete, de avy eo lasa basse tampoka :-D:-D:-D
25. ikaretsaka ( 18/03/2008 21:12)
yonika> Ibn el sharm....... isaky ny mihetsika ve?
26. yonikafopl ( 18/03/2008 21:25)
ika hahahahahahahahahaha=))=))=))=))=))=))=))=))
27. ikaretsaka ( 18/03/2008 21:27)
sady le fiteniny azy an... aoka fotsiny
28. booboo ( 18/03/2008 22:16)
menalamba > :-D:-D:-D:-D
yonika > " miova klé eny am-pandehanana " :-D:-D

Nenà refa miteny mafy sy miteny malaky loatra dia tsy tiako aby (indrindra tavaratra, afrikana, sy kely maso ary amerika :°))
fa tena henoho hafa mihitsy ny fiteny malagasy (na avy aiza²) : ohatra mihirahira zany, milanto² ê :D
29. vale ( 19/03/2008 00:56)
Alà wakbà!!!inchallah!!...:lol::-D:-D:-D:wink:
30. ikaretsaka ( 19/03/2008 01:57)
booboo:


Nenà refa miteny mafy sy miteny malaky loatra dia tsy tiako aby (indrindra tavaratra, afrikana, sy kely maso ary amerika :°))
fa tena henoho hafa mihitsy ny fiteny malagasy (na avy aiza²) : ohatra mihirahira zany, milanto² ê :D

ianao marina.. mihainoa olona miteny bara avao na olona any atsimo any ty ampela dia milantolanto tokoa.

aia ko anay zamerla zhe miteny malaky eo yyyy???
... we ain't bu'jus'swallowin wo'd! ma'm


31. ANARIM ( 19/03/2008 07:29)
8O:-D:-D
32. kiadi ( 19/03/2008 09:53)
belafffmouk!!
33. salopard ( 19/03/2008 12:03)
AHOANA ITONY SY IZAY VOALAZA REHETRA ATO RY SEFO:
manolana ny tsinain'ny saasany hono! tss...

RACISME TSOTRA IZAO:ROSIANINA e!, ANTANDROY e!,DAKOMA,SINOA,TAVARATRA,

dia tsy fafana, nefa ny teny frantsay ny tezitra juste teny frantsay fotsiny(forme, fa tsy fond) tsy toin'ny racisme (izay tena fond mihintsy)

tsy ampy dôzy aloha ra-hery , tolerant @ racisme a!
sniff, sniff...
34. yonikafopl ( 19/03/2008 12:10)
salopard
35. tslem ( 19/03/2008 12:22)
:-D:-D:-D
36. kelly13 ( 19/03/2008 13:10)
tsy azo tononina zany ny oul avy russie na avy any androy na avy any chine etc... d inn no tokony iantsona azy? salopard v?
37. ikaretsaka ( 19/03/2008 13:50)
iaho any mbo zheeeeeeendanaaaaa
38. menalamba ( 19/03/2008 15:29)
Mbôla maika manolana ny tsinaiko ihany i salopard...:-D:-D:-D:-D
Tsy fafanay zany io é..:°)
39. Veloo ( 19/03/2008 17:21)
:-D:-D
40. penina ( 19/03/2008 17:28)
Antandroy ndray ny sasany :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0969