champion's league

1. Mandefitra ( 18/03/2008 07:44)
Hafanafana ny dingana farany :
1/4
As Roma#Manchester United
Arsenal#Liverpool
Stuttgart#Barcellone
Fenerbache#chelsea

Malalaka ndray barca sy chelsea eto ... ho henjakenjana ny safidy @ ireo 2 voalohany.
Aleoko ihany nefa maka arsenal, na somary faible aza i flamini sy hleb ao afovoany ao, satria efa miverina milalao i van persie.
novalian'i simplex ny 02/04/2008 21:03
2. naughtyboy ( 18/03/2008 13:23)
:wink:zay maintsiny, fa zao ifanena in-3 @ liverpool sy Arsenal @ april io kaleo ifanjevo Man.U sy roma ko tsy miafankafoy fa efa nifanena in2 farafakeliny
3. ikaretsaka ( 18/03/2008 15:01)
inona aby izany le??
Aiza i lebron amin'izao?
4. simplex ( 18/03/2008 19:40)

tsy ry gunners ve no tena favo @ zao :)
5. ikaretsaka ( 18/03/2008 20:14)
toa angalisy be anakiefatra izato ampahavalon-dalana koa
6. ronaldo09 ( 19/03/2008 09:24)
Za ndray maka an'i Shalke 04 ,i Barca zany efa tsy misy ilana azy ....De i Liverpool no hibata ity raharaha manga ity !!!!
7. simplex ( 23/03/2008 18:46)

ronaldo,
eeee tsy manakivy an'la ah fa 3-0 ve no namboaran'i ManU an'i liverpool androany oh la la no :°)
Barca nanao 4-1 t@ "valladolid" :b:b:b

fa i Arsenal kou otran'ny lany atody kle :roll::@:@

poinsa chelsea io na ManU ^:^^:^
8. Mandefitra ( 24/03/2008 07:04)
Le Arsenal klo, le Wenger mitsy no tsy de mafinaritra ahy.Sady tsy manana mpisolo toerana milay ry zalahy e.
Tsy hita zao ze asolo ani flamini sy hleb, nefa ry lerony manao anandrony.
Adebayor mo refa tsy afa mihetsika ao aloha ao, le lavabe anakiray ry tsy mahasolo azy mitsy ...
Mety mba ho lasan i Man U io ra afaka @ Roma ry zalahy.
9. naughtyboy ( 24/03/2008 13:40)
nena ndray fijeriko an'io ra tsy mifanena any @ 1/2 final i barca sy arsenal de final vao mifankahita,ny 1/4 zany de mety ho reto no tafakatra
Man U vs barcelona
Arsenal vs chelsea
omaly kalo resiny chelsea 2 sy 1 arsenal
10. Mandefitra ( 02/04/2008 05:11)
Ronaldo09:
Za ndray maka an'i Shalke 04 ,i Barca zany efa tsy misy ilana azy ....De i Liverpool no hibata ity raharaha manga ity

Ny andry ROnaldo anie biby tsy miady fa de entim-po mafana fotsiny e.
Barca 1 # shalke 0 nefa tany @ Rainboto no natao ny lalao.
Man U 2 # Roma 0 nefa tany roma ny lalao.
Chelsea ko tsy dia hisy surprise ntsony rariva .... arsenal sy liverpool zao no mifampitady.
11. Rasiligaoma ( 02/04/2008 05:23)
le man U koa manao be an
12. ronaldo09 ( 02/04/2008 11:17)
Za leity ry mandefitra tsy tia Barca fa tsy hoe mampiady biby,za raha vao maheno hoe Barca fotsiny tonga de mihoaka mandoa ka ze manao amin'ny Barca no tohanako ! za rahateo ange ka bandin'i Santiago Bernabeu e!
13. Mandefitra ( 02/04/2008 11:26)
hay ve ... za ndray aloha tsy fan e .. za mijery baolina de mba manao analyse tsotsotra eny ... ze mandresy ihany no ekipako hehehe
14. simplex ( 02/04/2008 21:03)

Tokony i Eboue no nesorina t@ placin'i Van Pierse...

Sinon arbitre vendrana, penalty be zao ve ranga tsssssssssssss... too bad :(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.7446