lazao ny hevitrao
1. ibozymalaza
(
19/03/2008 09:00)
salama daholo
inona no mety hahatonga anizao : 10 volana teo no ho eo izay no niarahana, eaf hitany na ny tranoko na ny mombamomba ny fiainako andavanandro fa raha izay ny any amindry zareo kosa dia sanatria...
mifono zavatra hafa (fiainany tsy tiany ho hitako, zavatra afenina, fisian'olonkafa)sa fakana mialmina fotsiny
vonona hihaino hevitar amrobe
biz daholo

novalian'i apache ny 03/04/2008 13:45
2. yonikafopl
(
19/03/2008 09:10)
Misy zavatra hafeniny ao, mitandrema so de lasa lalina eo le fitiavana vo mahalala ny rehetra.
Za efa voan'io tany dago, efa niaraka beee, nifankatia beee, tsy misy tsy mahafantatra azy ny fianankaviana, ny mpiara-miasa aminy kou mahafantatra ana doly, fa ny tranony tsy asehony ana mihintsy,Taty aoriana kiriezy be za de nataoko izay nahitana ny misy azy, Tena saika tapaka ny lalandrako tamzay fa ny vadiny no nampandroso ahy tao antrano.Fa tonga de vita hatreo ny taminay.
Ka aza mionona fotsiny am ze lazainy fa manaova recherche. Raha ohatra mou ka hanala azy fotsiny no tanjona de tohizo refa mbola mifankatia kou . Mahereza

3. pskl
(
19/03/2008 10:34)
Alors là an, tedavo am fomba rehetra mits.
Tsikilovy, araho, ataovy ita mits vô miala fa henjana be zany.
biz.
D mba tantarao anay ny tohiny é.
Tsikilovy, araho, ataovy ita mits vô miala fa henjana be zany.
biz.
D mba tantarao anay ny tohiny é.
4. tess
(
19/03/2008 11:01)
ny ahy aloha raha vao tsy reciprok izany ny fifampitokisana dia efa ialàko izay...:°)
nahoana ary ny anao fatany ny azy tsy fantatrao
donko misy raha tsy mazava, dieny mbola tsy lasa lavitra be dia mieritrereta na miresaha mivatana aminy, tsy misy tsy vitan'ny resaka e!
nahoana ary ny anao fatany ny azy tsy fantatrao
donko misy raha tsy mazava, dieny mbola tsy lasa lavitra be dia mieritrereta na miresaha mivatana aminy, tsy misy tsy vitan'ny resaka e!
5. ainaheri
(
19/03/2008 12:06)
ibozymalaza>>Efa nanontaninao v izy ? in ny antony?...
in ny navaliny t@zay??
in ny navaliny t@zay??
6. melody
(
19/03/2008 14:02)
ainaheri, ka na nanontany aza ibozymalaza, ilay bandy fetsy d mahay mandainga, hahita havaly fôna lery na dia tratra ambodin'omby be izao aza!!!
8. hira
(
19/03/2008 14:47)
10 volana izany anie ka efa ho herintaona e! dia mbola tsy hitan'ibozymalaza ihany ny ao antranony? tena mba ça craint kosa izany e! ça sent la double vie. ny bandy anie danz be @ io e, saingy mora dia mora koa ny ahafantarana azy: tsy atorony anao ny tranony, tsy présenter ny anao ny fianakaviany sy ny namany akaiky, tsy ataony fantatrao ny fiainany andavanadro. nefa na izany aza tsy voatery hoe izany, fa mba fandinihana ankapobeny fotsiny ny ahy.
10. penina
(
19/03/2008 15:35)
ibozymalaza> efa nataonao daholo ve ny zava-drehetra hafa tsy ny nanontany azy? :-D
11. xxx
(
19/03/2008 17:32)
tena loza izany akia fa ataovy zay hahaizan-dry ny momba azy fa misy zavatra hafenin'iny ao fa tsy posiible izany oe ny fiainan-dry hainy daholo kanefa ny azy tsisy hay ndry na iray aza
14. yonikafopl
(
19/03/2008 17:56)
Izay tia atao hoe adaaaaaaalaaaaaaaa
fa raha olonkendry mialaaaaaaaaa^:^^:^
fa raha olonkendry mialaaaaaaaaa^:^^:^
15. ainaheri
(
19/03/2008 19:08)
Any @ resto na any @ parc ndray rdv @ manaraka d @ zay TS izy,ra manontany d valio tsotra "refa tsy manaiky ho itako ny tranonao d aleo atao an'zao"!!
16. milaibe
(
19/03/2008 21:28)
Tonga de adabohy any ! Fa jamba ny fitiavana tokoa ngà! Refa tsy hampifantariny ny momba ,sady efa 10 volana, de qlq chose ki ne tourne pà rond, raha tsy hoe nifanarahanareo hoe question d'équilibre fotsiny au départ? Avy lasa lavitra?
17. ni81
(
20/03/2008 06:15)
Nisy namana niharan'ny toe-javatra toy izany anao izany mihitsy. Tany @ ilay vehivavy foana no mandeha ilay rangahy fa tsy mba natorony azy izay tranony. Tonga ny taom-baovao dia hoy izy hoe andao entiko any aminay ianao. Dia nentiny tany @ RAD ary dia nolazainy fa ao izy no mipetraka hono! Dia mihaona foana izy roa rehefa avy miasa ramatoakely, fa ny week end dia lazainy fa mitondra olona izy mitsangatsangana dia tsy afaka mihaona mihitsy hono ry zareo. Kay ny tena marina dia mijanona @ vady aman-janany izy ny w.e fa ny andavan'andro izy no afaka mivoaka tsara.
18. reve
(
20/03/2008 08:35)
Mistere et boule de gomme!
mistery zany zanako hoy mopera!
de tena tsis fantatrao tokoa ve ny momba azy e?
so de enao kosa aza no efa manana tsindry mandry de minia mikipy e!.....
asa ! tsy haiko aloha fa ra za (bandy no miteny) de aleoko tokoa miala diany mbola tsy maratra fa ra olo-tsy fantatra ve no hiarahana to sarotra ihany fa zany hoe safidy io e!
de mahereza ihany satria tokoa nge ny fitiavana mahagaga e!:*

19. ibozymalaza
(
20/03/2008 11:28)
misaotra betsaka fa tena amro tokoa ny nilaza ny hevitra ary au fond, refa atambatra ny voalazanareo dia mihaona ho azy amin'ny eritreretiko iahany
hitsikilo, hijoko... efa nalehan'ny saina fa eo mapitadiavana fomba hanaovana ny pratique
tsy hoe tsisy fantatro mintsy anie fa mba resahany ihany fa le izy tsy manana initiative hoe andao ianao mba hitarika hoa ny no mahasosokrizy
zay suspicion de double vie zay mintsy no tao an-tsaiko voalohany af raha zay no izy d...
le mystery mihalohalo par rapport amin'ny zavatra fantatro mints no mandreraka misaina azy e...
justement, za tsy partisane anle hoe miaraka tsisy tanjona ka zay no nampanontany tena...
merci beaucoup namaly ry reto an. ampy hisainana