lazao ny hevitrao

21. comptezo ( 20/03/2008 17:30)
http://
pskl:

Alors là an, tedavo am fomba rehetra mits.
Tsikilovy, araho, ataovy ita mits vô miala fa henjana be zany.
biz.
D mba tantarao anay ny tohiny é.


http://


Jamses bond zany eh!!!!!
Sao de mila detective privée nareo bouzy ah!!!!!!!
serieux za ah:?
22. Papoose ( 20/03/2008 23:39)
TDM mihitsy zao resaka zao!
Tonga De Mila DP:D
23. mitia04 ( 21/03/2008 04:41)
Papoose ko TDM fona, té hanao TDM be ngah njy? :-D:-D:-D Tonga Dé Mandehana eeee!
Bozy: tadiavo haingana zé momba an'izay oul zay haingana njy! tadiavo ny tranony sns fa so manenina!!
24. Rasiligaoma ( 22/03/2008 04:58)
tsy milamina izany resaka izany le
25. yonikafopl ( 22/03/2008 10:02)
26. Kwasi ( 24/03/2008 21:59)
Mety matahotra ny ho koa bedy izy.
Fa ny tsy hay hoe bedin'iza? Masiaka be i dada na i mama sa... ?
27. ibozymalaza ( 25/03/2008 12:27)
olona efa firipolo taona koa ve ry reto de hisy hoe bedy a... bedin'olonkafa mintsy raha zay mantsy e
28. Rasiligaoma ( 28/03/2008 05:41)
alika mpitsongo dia omena azy @ aniversaire-ny dia baikoy ilay alika hahalala ny lalana mankany an-tranonao dia rehefa tonga any dia asaivo entin'ilay alika any indray
29. apache ( 03/04/2008 13:45)
sao de tsy manana trano kosa izy ?!! :lol: :lol: :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0834